29/08/2026
๐ฅ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ค๐ ๐ ๐ฎ๐ผ ๐ง๐ผฬ๐น๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ
๐๐๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐ก๐ฎ ๐ฏ๐๐ฏ๐
๐ Ny Fitondram-panjakana , ny mpiara-miombon'antoka ara-tsosialy, ny olobe an-tanana dia miara-misalahy amin'ny fitadiavana vahaolana amin'ny zava-misy iainan'ny mponina manodidina ny asa fitrandrahana fasimainty ao Mandena Tรดlagnaro, mijery izay marimaritra iraisana mba hisian'ny fitoniana sy filaminana manodidina ny toeram-pitrandrahana ary ny mba hitohizan'ny fahafahan'ny rehetra mivezivezy amin-kalalahana.
โ
Efa misy ny fifampiresahana maro samihafa ho fikatsaham-bahaolana na ao an-toerana any Tรดlagnaro na aty Antananarivo mba hisian'ny fiarahamonina mirindra eo amin'ny orinasa mpitrandraka, ny mpiara-monina manodidina voakasika mivantana ary ny vahoakan'ny Tรดlagnaro.
๐ Tsara ampatsiahivina fa ny tetikasa lehibe fitrandrahana harena an'kibon'ny tany dia tokony manaja ny fomba amam-panao amin'ny faritra iasana, manaja ny zo fototra mahaolona, miteraka asa sy fampandrosoana maharitra eo an-toerana sy eo anivon'ny firenena iray manontolo, mampihena ny voka-dratsy mety hampisy fiantraikany amin'ny tontolo iainana sy ny asa fivelomana hafa, ary mitondra fampiasam-bola ihany koa.
------------------------------------------------------------------------------------
๐ฆ๐ถ๐๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฎ๐ฐ๐๐๐ฒ๐น๐น๐ฒ ๐ฟ๐ฒ๐น๐ฎ๐๐ถ๐๐ฒ ๐ฎฬ ๐ค๐ ๐ ๐ฎฬ ๐ง๐ผฬ๐น๐ฎ๐ด๐ป๐ฎ๐ฟ๐ผ
๐๐๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐จ๐ฎ ๐ค๐ก๐ค๐๐ ๐ฉ๐จ๐ฎ ๐ข๐๐๐ก๐ฎ ๐ฏ๐๐ฏ๐.
๐ Le Gouvernement, les partenaires sociaux et les aรฎnรฉs de la rรฉgion ลuvrent conjointement ร la recherche de solutions face ร la situation des populations riveraines de lโactivitรฉ dโextraction de sables minรฉralisรฉs (fasimainty) ร Mandena, Tรดlagnaro.
โ
Ils sโattachent ร dรฉgager un consensus permettant de garantir un climat dโapaisement et de sรฉcuritรฉ autour du site dโexploitation, ainsi que le maintien de la libertรฉ de circulation pour lโensemble des citoyens.
โ
De nombreuses concertations ont dรฉjร รฉtรฉ engagรฉes, tant sur place ร Tรดlagnaro quโร Antananarivo, en vue de favoriser une coexistence harmonieuse entre lโentreprise miniรจre, les riverains directement concernรฉs et la population de Tรดlagnaro.
๐ ร titre de rappel, les grands projets dโexploitation miniรจre doivent respecter les coutumes et usages de la rรฉgion dโintervention, garantir le respect des droits fondamentaux de la personne, gรฉnรฉrer des emplois et contribuer ร un dรฉveloppement durable tant au niveau local que national, minimiser les impacts potentiels sur lโenvironnement et les autres moyens de subsistance, et favoriser les investissements.