Mouvement Gasikara Ampitatafika

🚨Faradoboka🚨✅Faradoboka notaterahina teo amin’ny Terrain Ambohitrandrina Mankasitraka an’ireo vahoaka izay tena maro be ...
09/12/2024

🚨Faradoboka🚨✅

Faradoboka notaterahina teo amin’ny Terrain Ambohitrandrina

Mankasitraka an’ireo vahoaka izay tena maro be tonga nijery

Niarahana tamin’ny artiste Rapah mo ny lanonana ary nialohavan’ny kabarin’ny ben’ny Tanana Noro Domoina Rakotomalala 3️⃣ N3

🚨Faradoboka🚨Tontosa soamatsara ny Final foot ⚽️ izay nokarakarain’ny Mouvement Gasikara sy ny Kandida Noro Domoina Rakot...
09/12/2024

🚨Faradoboka🚨

Tontosa soamatsara ny Final foot ⚽️ izay nokarakarain’ny Mouvement Gasikara sy ny Kandida Noro Domoina Rakotomalala N3️⃣

Nisy ny fanolorana ny loka izay natolotr’ireo Mpanolontsaina sy ny staf ao amin’ny N3️⃣


08/12/2024
✅Fanokafana ny Faradoboka 3️⃣Fiarahana tamin’ireo vahoaka maro teny Tangaina Atsimombohitra miaraka am ny Kandida N3 iza...
08/12/2024

✅Fanokafana ny Faradoboka 3️⃣

Fiarahana tamin’ireo vahoaka maro teny Tangaina Atsimombohitra miaraka am ny Kandida N3 izay nafanain’ireo artist teo Ampitatafika ary niarahana tam Raouto ny ariva!!
Aza adino ny mifidy ny laharana faha 3 amin’ny 11 Décembre ho avy zao


🚨Fampielezan-kevitra🚨3️⃣🔵Tsy mitsahatrin’ny manakaiky sy miosina amin’ny vahoaka ny Kandida Ben’ny Tanana antsika Noro D...
06/12/2024

🚨Fampielezan-kevitra🚨3️⃣

🔵Tsy mitsahatrin’ny manakaiky sy miosina amin’ny vahoaka ny Kandida Ben’ny Tanana antsika Noro Domoina Rakotomalala laharana faha 3 N3️⃣
✅Ko andao ary Hanova isaika ho an’ny Taranaka ka hifidy ny N3 aminy 11 Décembre 🗳️✅

👉🏻hiaraka isika hampandroso an Ampitatafika ary amerina ny Hasin’ny Tanàna


Address

Antananarivo
TANA 102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mouvement Gasikara Ampitatafika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share