Ambavahaditokana Itaosy

Ambavahaditokana Itaosy Commune

02/08/2025
:đŸ‡Č🇬 Toy ny fanao isam-bolana, dia nanatanteraka fanadiovana indray ny RFF FIFA Ambavahaditokana, ka teny 📍Ambohimarina đŸ‡Č...
01/08/2025

:

đŸ‡Č🇬 Toy ny fanao isam-bolana, dia nanatanteraka fanadiovana indray ny RFF FIFA Ambavahaditokana, ka teny 📍Ambohimarina đŸ‡Č🇬 (ao amin’ny Kaominina Ambavahaditokana) no nanaovana izany. Tsiahivina hatrany fa samy tompon'andraikitra isika amin'ny fikajiana ny tontolo iainana manodidina antsika. Rehefa tsy mandoto dia efa manadio. 🌿

đŸ‡«đŸ‡· Comme chaque mois, le RFF FIFA Ambavahaditokana a effectuĂ© une opĂ©ration de nettoyage Ă  📍Ambohimarina đŸ‡Č🇬 (dans la Commune d’Ambavahaditokana). Un rappel important : nous sommes tous responsables de l’environnement qui nous entoure. Ne pas salir, c’est dĂ©jĂ  participer Ă  la propretĂ©. 🌿

🇬🇧 As part of its monthly activity, RFF FIFA Ambavahaditokana carried out a cleaning operation in 📍Ambohimarina đŸ‡Č🇬 (in the Commune of Ambavahaditokana). Let’s always remember: we are all responsible for the environment around us. Not polluting is already contributing to cleanliness. 🌿

:đŸ‡Č🇬 Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny fehezam-pitsipika kaominaly momba ny fahadiovana sy ny fahasalamam-bahoaka.Arak...
31/07/2025

:

đŸ‡Č🇬 Mitohy hatrany ny fanatanterahana ny fehezam-pitsipika kaominaly momba ny fahadiovana sy ny fahasalamam-bahoaka.

Araka ny mahazatra, nidina ifotony nanentana ireo tokantrano ny ekipa misahana ny fanentanana, mikasika ny tsy tokony hiparitahan'ny rano maloto eny amin'ny lĂ lam-bahoaka.
📍 Ny fokontany Anjanadrambony no notsidihana anio.
🕐 Nomena iray volana ireo tokantrano mba hanamboatra puisard ahafahana mifehy ny rano maloto tsy hivoaka.
🔔 Adidintsika tsirairay ny mitandro lalan-dava ny fahadiovana, ary tsy mikely soroka ny kaominina amin'ny asa tandrify azy.

đŸ‡«đŸ‡· La mise en Ɠuvre du rĂšglement communal relatif Ă  l’hygiĂšne et Ă  la santĂ© publique se poursuit.

Comme d’habitude, les Ă©quipes sont descendues sur le terrain pour sensibiliser les mĂ©nages Ă  l’importance d’éviter la dispersion des eaux usĂ©es sur la voie publique.
📍 Le quartier Anjanadrambony a Ă©tĂ© visitĂ© aujourd’hui.
🕐 Un dĂ©lai d’un mois a Ă©tĂ© accordĂ© aux mĂ©nages pour construire des puits perdus afin de contrĂŽler les eaux usĂ©es.
🔔 C’est la responsabilitĂ© de chacun de prĂ©server l’hygiĂšne dans les lieux publics, et la commune reste pleinement engagĂ©e dans sa mission.

🇬🇧 The implementation of the communal regulations on hygiene and public health continues.

As usual, the teams went to the field to raise awareness among households about preventing the spread of wastewater in public spaces.
📍 The Anjanadrambony neighborhood was visited today.
🕐 Households have been given one month to build soakaway pits to help manage and contain wastewater.
🔔 It is everyone’s responsibility to maintain public cleanliness, and the commune remains fully committed to fulfilling its duties.

29/07/2025
:đŸ‡Č🇬 Fanamboarana forage ao amin'ny tokontanin’ny LycĂ©e VaovaoEfa miroso haingana ny asa fanamboarana forage ao amin'ny t...
29/07/2025

:

đŸ‡Č🇬 Fanamboarana forage ao amin'ny tokontanin’ny LycĂ©e Vaovao
Efa miroso haingana ny asa fanamboarana forage ao amin'ny tokontanin’ny LycĂ©e Vaovao. Raha mitohy amin’izao fomba izao ny fanatanterahana azy, dia ho afaka hanararaotra izany fitaovana izany tsy ho ela ny vahoaka manodidina, ankoatra ireo mpampiasa avy amin’ny sehatry ny fampianarana.

đŸ‡«đŸ‡· Installation d’un forage dans la cour du nouveau LycĂ©e
Les travaux de forage dans la cour du nouveau Lycée avancent rapidement. Si le rythme actuel est maintenu, la population environnante, en plus des usagers du secteur éducatif, pourra bientÎt bénéficier de cette infrastructure.

🇬🇧 Borehole Construction in the Courtyard of the New High School
The borehole construction work in the courtyard of the new high school is progressing rapidly. If this pace continues, the surrounding community, along with those in the education sector, will soon benefit from this infrastructure.

:đŸ‡Č🇬 KAOMININA AMBAVAHADITOKANANampahafantatra ny mpanao gazety ny fizotry ny asa tanterahina eny Amboatavo ny Ben’ny Tan...
26/07/2025

:

đŸ‡Č🇬 KAOMININA AMBAVAHADITOKANA

Nampahafantatra ny mpanao gazety ny fizotry ny asa tanterahina eny Amboatavo ny Ben’ny Tanàna.

Misy asa lehibe dimy (5) tanterahina eny an-toerana, dia ireto avy:

Fananganana ny LycĂ©e Ambavahaditokana izay vatsian’ny Kaominina vola madiodio, ary efa eo am-pamaranana amin’izao fotoana izao.

Fanorenana CEG manarapenitra, izay anisan’ny tetikasan’ny Filoham-pirenena.

Fanatsarana ny CEG Annexe, izay volan’ny Kaominina ihany koa.

Noho ny olana amin’ny fahazoana rano fisotro madio, dia nanamboatra forage ho an’ny sekoly sy ny mponina ao Amboatavo ny Ben’ny Tanàna.

Famaranana ny fanamboarana lalana mirefy 500 metatra, izay nampijaly ny mponina hatrizay. Notsindrian’ny Ben’ny Tanàna fa 600 Ariary ny vidin’ny vato iray.

Marihina fa ireo sekoly ireo dia handray mpianatra amin’ity taona ity.

đŸ‡«đŸ‡· COMMUNE D’AMBAVAHADITOKANA

Le Maire a informĂ© les journalistes de l’état d’avancement des travaux en cours Ă  Amboatavo.

Cinq grands projets y sont actuellement réalisés :

Construction du LycĂ©e d’Ambavahaditokana, financĂ©e exclusivement par le budget communal. Le chantier est en phase de finition.

CrĂ©ation d’un CEG (CollĂšge d’Enseignement GĂ©nĂ©ral) moderne, un projet prĂ©sidentiel.

Réhabilitation du CEG Annexe, également financée par les fonds propres de la Commune.

Pour faire face aux difficultĂ©s d’accĂšs Ă  l’eau potable, le Maire a fait construire un forage destinĂ© aux Ă©coles et Ă  la population d’Amboatavo.

Finalisation de la construction d’une route de 500 mĂštres, longtemps source de souffrance pour les habitants. Le Maire a prĂ©cisĂ© que le prix d’une pierre utilisĂ©e pour les travaux est de 600 Ariary.

À noter que ces Ă©tablissements scolaires accueilleront des Ă©lĂšves dĂšs cette annĂ©e.

🇬🇧 COMMUNE OF AMBAVAHADITOKANA

The Mayor informed journalists about the progress of ongoing work in Amboatavo.

Five major projects are currently underway:

Construction of the Ambavahaditokana High School, fully funded by the commune. The project is nearing completion.

Establishment of a modern General Education College (CEG), as part of a presidential initiative.

Renovation of the CEG Annexe, also funded by the commune’s own budget.

In response to the lack of access to clean drinking water, the Mayor built a borehole to serve the schools and the residents of Amboatavo.

Completion of a 500-meter road, which had long caused hardship for the local population. The Mayor pointed out that each stone used costs 600 Ariary.

It is worth noting that these schools will welcome students starting this year.

     đŸ‡Č🇬Mitohy ny fidinana ifotony mitety fokontany ataon'ireo komity misahana ny   sy ny fidiovana izay tarihin'ny STEAH...
17/07/2025


đŸ‡Č🇬Mitohy ny fidinana ifotony mitety fokontany ataon'ireo komity misahana ny sy ny fidiovana izay tarihin'ny STEAH.
Fokontany Loharanombato indray no nanaovana izany ho fampahafantarana sy fanentanana ny isan-tokantrano n'y amin'ny tokony hanaovana puisard mba tsy hiparitahan'ny rano maloto eny amin'ny lĂ lam-bahoaka
Nisy koa ny ekipan'ny andrefana nanao fitsidihana fifanakalozana traikefa teny an-toerana.

đŸ‡«đŸ‡·Les descentes sur le terrain Ă  travers les fokontany (quartiers) se poursuivent, menĂ©es par les comitĂ©s chargĂ©s de l’assainissement et de l’hygiĂšne, sous la coordination de la STEAH.
Cette fois-ci, c’est le Fokontany Loharanombato qui a Ă©tĂ© visitĂ©, dans le but de sensibiliser et informer chaque mĂ©nage sur la nĂ©cessitĂ© de construire un puisard afin d’éviter la propagation des eaux usĂ©es sur la voie publique.
Une Ă©quipe de la commune d’Anosizato Andrefana a Ă©galement effectuĂ© une visite d’échange d’expĂ©riences sur place.

🇬🇧Field visits across neighborhoods continue, led by the committees in charge of sanitation and hygiene, under the leadership of STEAH.
This time, the visit took place in Loharanombato Fokontany, with the aim of raising awareness and informing each household about the importance of building a soak pit to prevent wastewater from spreading onto public roads.
A team from the Anosizato Andrefana municipality also came for an on-site experience-sharing visit.

đŸ‡Č🇬TANANA MADIO / KAOMININA AMBAVAHADITOKANAAraky ny torimarik’Andriamatoa Lehiben’ny Tanana dia nidina teny ifotony  ani...
10/07/2025

đŸ‡Č🇬TANANA MADIO / KAOMININA AMBAVAHADITOKANA
Araky ny torimarik’Andriamatoa Lehiben’ny Tanana dia nidina teny ifotony anio 10 jolay 2025 ny solontenan’ ny kaominina ka nanatanteraka ny fanentanana ireo mponina amoron-dalana mba tsy hanariana ny fako sy ny rano maloto eny amin’ny arabe ka hanao « puisard » isan-tokatrano.

đŸ‡«đŸ‡·VILLE PROPRE / COMMUNE D’AMBAVAHADITOKANA
Conformément aux directives de Monsieur le Maire, une descente sur le terrain a été effectuée ce 10 juillet 2025 par les représentants de la commune. Cette mission avait pour objectif de sensibiliser les riverains à ne plus jeter les ordures ni les eaux usées sur la voie publique, et à construire un « puisard » dans chaque foyer.

🇬🇧CLEAN TOWN / AMBAVAHADITOKANA MUNICIPALITY
In accordance with the instructions of the Mayor, representatives of the municipality went into the field on July 10, 2025. Their mission was to raise awareness among roadside residents to stop throwing garbage and wastewater on the streets and to build a soak pit in each household.
,

đŸ‡Č🇬Ho an’ny fahasalamam-bahoaka dia nanao fanentanana ireo mpivarotra hanimasaka amin’ny fikarakarana ny sakafo sy ny fah...
09/07/2025

đŸ‡Č🇬Ho an’ny fahasalamam-bahoaka dia nanao fanentanana ireo mpivarotra hanimasaka amin’ny fikarakarana ny sakafo sy ny fahadiovana ny Ambavahaditokana araka ny torimarik’i Andriamatoa ben’ny tanana ka nandraisan’ireo mpiara-miasa aminy anjara mavitrika tamin’izany :
- Ramatoa « Adjointe au maire »
- Ny sampan-draharaha misahana ny rano Fanadiovana sy Fidiovana
- Ireo solontena tompon’Andraikitra tao amin’ny CSB2 Itaosy sy SDSP Antananarivo Atsimondrano
Ka nasaina tamin’izany ireo mpivarotra hani-masaka teto anivon’ny kaominina Ambavahaditokana.
Mankasitraka ny rehetra namaly ny antso ho an’ny fahasalamam-bahoaka
, , , , ,

đŸ‡«đŸ‡· Pour la santĂ© publique, la Commune Rurale d’Ambavahaditokana a menĂ© une campagne de sensibilisation des vendeurs de nourriture cuisinĂ©e, axĂ©e sur l’hygiĂšne alimentaire et la propretĂ©, conformĂ©ment aux instructions de Monsieur le Maire.
Cette activité a été menée avec la participation active de :
- Madame l’Adjointe au Maire,
- Le service en charge de l’Eau, de l’Assainissement et de l’Hygiùne,
- Des reprĂ©sentants du CSB2 Itaosy et de la Direction Sanitaire du District d’Antananarivo Atsimondrano (SDSP).
Les vendeurs de plats cuisinĂ©s de toute la commune d’Ambavahaditokana ont Ă©tĂ© conviĂ©s Ă  cet Ă©vĂ©nement.

🙏 Un grand merci Ă  tous ceux qui ont rĂ©pondu prĂ©sents pour la santĂ© de la population.



🇬🇧For public health purposes, the Rural Commune of Ambavahaditokana organized a sensitization campaign for cooked food vendors, focusing on food hygiene and cleanliness, in accordance with the directives of the Mayor.
This initiative was actively supported by:
- The Deputy Mayor,
-The department responsible for Water, Sanitation, and Hygiene,
- Representatives from the Itaosy Health Center (CSB2) and the District Health Service of Antananarivo Atsimondrano (SDSP).

Cooked food vendors from across the commune of Ambavahaditokana were invited to take part in the session.

🙏 We sincerely thank everyone who responded to the call for the wellbeing of our community.

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambavahaditokana Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share