01/06/2026
Militer pour Mada au cœur de l'empire, est-ce possible ? Rejoins le cycle de formation en ligne pour les diasporas malgaches
C'est le moment de rejoindre la Praksisy, notre alternative à l'école du dimanche. 🫡 C'est une réponse à la nécessité de formation politique pour organiser les conditions de notre libération 🇲🇬 Un espace pour acquérir des outils pour passer d'une logique d'événement à une logique de construction.
Rendez-vous les :
• Dimanche 14 juin,
• Dimanche 28 juin
Formation de 2h
Fin des inscriptions : le 08 juin.
Envoies un mail à ZB si ça t'intéresse pour réserver ta place : [email protected]
MG
Mitolona eo am-pon'ny Fanjakana Imperialista, possible ve zany ? Mandraisa anjara amin'ny fandaharam-piofanana virtoaly ho an'ny diaspora malagasy
Ny Sekoly Praksisy dia mipetraka ho solon'ny sekoly alahady. Valiny amin'ny filàna fanabeazana ara-politika mba hitondra revolisiona izany. Sehatra iray hahazoana fitaovana hiovana avy amin'ny lojika fihetsiketsehana tsy mahomby ho amin'ny lojika fanorenana.
Amin'ny:
• Alahady 14 Jona
• Alahady 28 Jona
Faran'ny fisoratana anarana: 8 Jona
Mandefasa hafatra na mailaka any amin'i ZB raha liana ianao: [email protected]
Ny tolona ihany no manafaka
📚✊🏾