Lay fitiavana an'ny rehetra

Lay fitiavana an'ny rehetra LAY FITIAVANA AN'NY REHETRA ETO VINANINKARENA MISOKATRA HO AN'NY REHETRA

13/12/2025
09/11/2024

πŒππˆπ“πŽππƒπ‘π€ πŠπ€π“πŽπ‹πˆπŠπ€ π“π„πŽ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍'𝐈 𝐄𝐓𝐀𝐓𝐒-π”ππˆπ’ πŸ‡ΊπŸ‡Έ
(Filoha sy filoha lefitra)

⏩ I JD Vance no lany ho filoha lefitra (Vice-prΓ©sident) ao Γ‰tats-Unis. Izy no filoha lefitra Katolika faharoa teo amin'ny tantaran'ity firenena ity.

Ny taona 2019 izy no niverina tamin'ny finoana katolika ary tao amin'ny eglizy Md Gertrude tao Cincinnati no nanaovana Batemy azy.

⏩ I Joe Biden no mpino katolika voalohany nitana io andraikitra io nandritra ny fitondran'i Barack Obama.

Raha ny filoham-pirenena kosa, miisa 02 izy ireo no Katolika teo amin'ny tantaran'i Γ‰tats-Unis. Ny voalohany dia i John Fitzgerald Kennedy (1961-1963) ary i Joe Biden kosa no faharoa (2021-2025).

02/08/2024

❌❌VOLON-KATSAKA
Azafady indrindra tompoko, mba aparitaho ity hafatra ity fa mety hamonjy olona maro dia maro, azafady!
Nataoko ny anjarako, manantena aho fa afaka manao toy izany koa ianao. Misaotra mialoha anao!

- Volon-katsaka maina iray tanana
- Ampangotrahana amin’ny rano fahefaky ny litatra (1/4L)
πŸ‘‰ Misotro iray sotro fihinana isaky ny adiny iray ora ho an'ny olona mipipy ampandriana.
Mampihena ny tahan'ny glycémie diabète ihany koa
- Volokatsaka maina 2 tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
πŸ‘‰ Misotro iray vera ny maraina, iray vera ny atoandro, iray vera ny hariva ( Rehefa miakatra be ihany ny glycΓ©mie vao manao izany )
Miakatra tosi-dra / Mitohana tsy mipipy
- Mampangotraka volon-katsaka maina iray tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
πŸ‘‰ Sivanina ny faikany hiala dia misotro izany ny tontolo andro
Matavy te hanena vatana
- Volon-katsaka maina roa tanana
- Ampangotrahana amin'ny rano iray litatra
πŸ‘‰ Sotroina ao anatin'ny iray andro izany dia manao vaovao hafa indray amin'ny manaraka. Misotro izany indroa isan'kerinandro; Ary atao mandritra ny iray volana sy tapany fa hahita vokatsoa ianao.
Aorian'ny famakian'ity hafatra ity, mba ampahafataro amin'ny hafa koa, ambarao amin'ny manodidina izany: amin'ny fianakavianao, amin'ny namanao ... Karakarao ny fahasalamanao ...

Address

Vinanikarena
Antsirabe
110

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lay fitiavana an'ny rehetra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share