LYCEE Annexe Antsiranana I

LYCEE Annexe Antsiranana I " Toujours à la recherche de l'excellence "

ofisialy : Fohana tanteraka ny série A , D , C @ Sekoly rehetra .Na @ Fanjakana izany na any @ Privé . Série L , S , OSE...
09/09/2026

ofisialy : Fohana tanteraka ny série A , D , C @ Sekoly rehetra .Na @ Fanjakana izany na any @ Privé . Série L , S , OSE ihany no ataon'ny mpianatra @ izao

06/09/2026
  vato fototraDren Diana 29 Aogositra 2026 — Notanterahina t@ sabotsy lasa teo ny fametrahana ny vato fototry ny trano f...
05/09/2026

vato fototra
Dren Diana
29 Aogositra 2026 — Notanterahina t@ sabotsy lasa teo ny fametrahana ny vato fototry ny trano fianarana misy efitrano 12 ho an’ny LYCEE Annexe Antsiranana I , ZAP Est . Nanotrona izany ny Lehiben'ny Cisco Ds Antsiranana I Antonia Rasolondrabary sy ireo solon-tenan'ny avy tao @ DREN ; Tanjona ny hanatsarana ny fotodrafitrasa sy ny tontolon’ny fianaran’ireo mpianatra.

13/08/2026

FOTOANA FOHY SISA ANDRASANA !..!..!
AHOANA INDRAY NY VALIM-PANADINANA @ ITY TAONA ITY HOAN' I ANTSIRANANA ?

02/04/2026

RELATIONS INTERNATIONALES DE 1945

Petit resumé de 2 minutes .
Cours : Histoire
Classe : Terminale

Alatsinainy 23/02/2026🔴Araka ny fanaon'izy  ireo isan-taona dia tonga nitsidika ny LYCEE Annexe Antsiranana I ireo Ray a...
23/02/2026

Alatsinainy 23/02/2026

🔴Araka ny fanaon'izy ireo isan-taona dia tonga nitsidika ny LYCEE Annexe Antsiranana I ireo Ray aman-dreny avy @ Cisco Antsiranana I sy ny chef ZAP Est androany t@ 08 ora maraina , Ka niatrika ny Fananganan-tsainam-pirenena niaraka t@ ireo Mpianatra sy Mpampianatra ary Mpandraharaha tato @ sekoly .

🔴Nanaraka izany dia nitafatafa t@ ireo mpianatra i Ramatoa Chef Cisco ny Antsiranana I , t@ fanomezana lanja ny voka-tsoa azo @ fianarana. Ary Nifakafakany teo @ ireo mpianatra ihany koa ny mahakasika ny Abandon scolaire izay anisan'ny mahazo ny mpianatra , indrandrindra @ izao vanim-potoana misy atsika izao .

🔴 Ary Nifaranana t@ dinidiniky sy fifanakalozan-kevitra niaraka t@ ireo Mpampianatra sy Mpandraharaha , mba hanatsarana ny lafin'ny fanabeazana sy ny Fampianarana .

Retour en images : Final du tournoi Football de la journée des écoles 2026 .   LYCEE Annexe Antsiranana I
21/02/2026

Retour en images : Final du tournoi Football de la journée des écoles 2026 .
LYCEE Annexe Antsiranana I

📅 20/02/2026ANDRO NAMARANA NY JOURNÉE DES ECOLES :   🥇 Remise des trophées 🏆 t@ activités sportives : Football ⚽ izay na...
21/02/2026

📅 20/02/2026
ANDRO NAMARANA NY JOURNÉE DES ECOLES :
🥇 Remise des trophées 🏆 t@ activités sportives : Football ⚽ izay nandraisany Mpianatra vehivavy sy lehilahy anjara .

Misaotra anareo rehetra nandray anjara 🙏 , mahafalifaly mahita isika rehetra mahay miray 🥰

Isaorana ihany koa ny Association nanampy t@ Lafiny sponsoring 🙏🙏🙏

ACTIVITÉS SPORTIVES  FOOTBALL ⚽  FINAL DU TOURNOI DE LA JOURNÉE DES ECOLES 2026 LYCEE Annexe Antsiranana ICOUPE : MOUTON...
19/02/2026

ACTIVITÉS SPORTIVES FOOTBALL ⚽

FINAL DU TOURNOI DE LA JOURNÉE DES ECOLES 2026 LYCEE Annexe Antsiranana I
COUPE : MOUTON

MASCULIN : TERMINALE A2 VS TERMINALE 0SE

FEMININ : TERMINALE A2 VS TERMINALE S

VENDREDI 20 FEVRIER 2026 .
HEURE : 07H DU MATIN
LIEU : TERRAIN EPP POLYGONE
: ASSOCIATION HAVAKÔ

Address

Antsiranana
201

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LYCEE Annexe Antsiranana I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category