IRMAR Fianarantsoa

IRMAR Fianarantsoa ...Fa ny Fitiavana no Lehibe indrindra.

26/06/2026

Ry Malagasy namako,
Manina ny Tanindrazako aho amin'izao
Asaramanitra izao.
Fa indrindra mahatsiaro anareo Malagasy tsivakivolo
miatrika ny fetim-pirenena.

Ato am-poko manokana ianareo nidonam-pahoriana,
mandalo tsy fahasalamana, miady amin'ny fahasahiranana.
Mivavaka manokana ho anareo aho,
hitraka sy hijoro hatrany anie ianareo.

Mahatsiaro manokana ihany koa,
anareo izay mandalo fisedrana sy fanenjehana nohon ny fitiavan-tanindrazana .
Tsy irery ianareo ary miray fo aminareo aho.

Miredareda toy ny afo tsy maty ato am-poko
ny Fitiavako ny tanindrazako.
Tsy maintsy hiposaka ilay masoandro hanazava
an'i Madagasikara malalantsika.
Ny finoana no mitari-dalana antsika amin'izany.

Mirary Asaramanitra feno fitahiana
ho anao sy ny Malagasy rehetra ny tenako.
Samia ho tahin'Andriamanitra sy ho
arovany mandrakariva isika rehetra.

Andry Rajoelina
Ato am-poko ianareo.


-pirenena


12/03/2026
11/02/2026
❗️ TSY RARINY, TSY ARA-DALÀNA !SAHONDRARIMALALA Marie Michelle dia nogadraina nefa tsy nisy interrogatoire natao tao ami...
20/01/2026

❗️ TSY RARINY, TSY ARA-DALÀNA !
SAHONDRARIMALALA Marie Michelle dia nogadraina nefa tsy nisy interrogatoire natao tao amin’ny Cour Suprême.
➡️ Tsy misy acte d’accusation.
➡️ Tsy misy vavolombelona.
➡️ Tsy mbola nisy fitsarana.
❗️ Efa ela no tokony nafahana izy, kanefa mbola tazonina am-ponja hatramin’izao.
⚖️ Izany dia détention arbitraire mibaribary sy fanitsakitsahana ny zon’olombelona.
👉 Tsy maty ny marina. Tsy azo sakanana ny rariny.

10/01/2026

IREO VEHIVAHY IRMAR Fianarantsoa
✅Mangataka ny hamelana hody an'i Deputé Marie Michelle

⭕Concertation Régional Mandray anjara mavitrika  amin’ny Concertation Régional karakarain’ny Ministeran’ny Fanavaozana, ...
29/12/2025

⭕Concertation Régional
Mandray anjara mavitrika amin’ny Concertation Régional karakarain’ny Ministeran’ny Fanavaozana, tanterahina eto amin’ny renivohitry ny Faritra Matsiatra Ambony, ny Antoko TGV sy ny Vovonana IRMAR.
Ny fifampiresahana sy fifampihainoana no antoky ny firaisankina, ary izy irery ihany no lalana azo antoka hitondrana ny firenena amin’ny fampandrosoana maharitra, tena izy ary iombonan’ny rehetra.

📍 Final Fitia Manintsana – 27 Décembre | Gymnase Ambatomena🏀 Manohy manandratra ny tanora sy ny basket hatrany ny Solomb...
20/12/2025

📍 Final Fitia Manintsana – 27 Décembre | Gymnase Ambatomena🏀 Manohy manandratra ny tanora sy ny basket hatrany ny Solombavambahoaka Dr Marie Michelle Sahondrarimalala.

Izay vao Mazava.
10/12/2025

Izay vao Mazava.

Address

QG-Tsianolondroa
Fianarantsoa
301

Telephone

+261344600004

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IRMAR Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share