Manohana RCR Fianarantsoa

  • Home
  • Manohana RCR Fianarantsoa

Manohana RCR Fianarantsoa 🇲🇬Tambaben'ny OLOmpirenena Nampiraisin'ny Andraikitra na Rassemblement des Citoyens Responsable🇲🇬

Ambositra
02/03/2026

Ambositra

02/02/2026

➡️Efa responsable du personnel aho, efa directeur du projet, efa talen-tsekoly;
➡️Fa mpamboly sy mpiompy ankehitriny, ary io asa io no tena nateza tamiko sy mahatamana ahy.
Ny antony? maro, fa ireto no resahiko :
👍 izaho no boss na patronne 💪 izay ora tiako hidirana miasa, izay fotoana tiako hialana sasatra ☘️🍁🌼🌱🌻
👍 Mampianatra faharetana; satria ny zavaboahary dia samy manana ny fotoanany fa tsy azo terena, ny natiora no mandamina azy.
👍 Hahazoana tombony tsara :
🌱mila mamboly zavatra isankarazany araka ny fotoana tiana ho tratrarina , aloha
🌱 miandry ny voly maharitra izay ahazoana tombony bebe kokoa.
➡️ Fohy ezaka : voly avotra izany hoe voamaina sy legioma (3, 4, 6 volana), vary sns
➡️ Antonon'ezaka : mananasy, akondro, mangahazo, fiompiana (1 ka h@ 1,5 taona)
➡️ Lavitr'ezaka : hazo fihinamboa (manga, voasary, letisy sns) jirofo, vanila, cacao sns.
👍 Amampolon-taonany maro manome vokatra ny voly maharitra. Mioty sisa no atao, manodina ihany koa raha tsy lany ny vokatra.
➡️ "Très fière d'être" tantsaha🍁 🌱🌼🌻
" very proud "fa mpamboly 🍁🌼🌱🌻☘️
Laingo Razafiarison

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manohana RCR Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Government Service?

Share