Service de Brigade de l'Assainissement et de l'Hygiène, C.U.Fianarantsoa

Service de Brigade de  l'Assainissement et  de l'Hygiène, C.U.Fianarantsoa Page d'information sur les activités du service de Brigade de l'Assainissement et de l'Hygiène de la ville de Fianarantsoa

Bravo ZANDARIMARIA
22/07/2023

Bravo ZANDARIMARIA

❕❗Lehilahy 7 voasambotra noho ny fipipizana an-kalamanjana, sady nasain'ny zandary nitondra "pancarte" fifonan: "MIFONA AMIN'NY VAHOAKAN'NY TALATAMATY FA TSY HAMANY ANKALAMANJANA INTSONY".

(Sary nindramina)

26/05/2023

🇲🇬🇲🇬
Anio dia ampahafantatra ny andininy faha-40 sy faha-42 izahay

Andininy 40 :
- Famaniana ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar
- Fangerena ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 29 000 Ar
- Mandrehoka ankalamanjana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar
- Manary fako madinika eny an-dalana > sazy : asa hoan'ny tombontsoa iombonana 30/45/60 minitra sy/na vonodina 14 500 Ar

Andininy 42 :
- Fanasana fiarakodia amin’ny lalam-bahoaka sy ireo miankina aminy > sazy : fanalàna ny fiara sy vonodina 45 000 Ar

--------------------------------------------------
🇫🇷🇫🇷
Nous partageons aujourd'hui les infractions des articles 40 et 42

Article 40 :
- Miction à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar
- Défécation à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 29 000 Ar
- Cracher à l’air libre > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar
- Rejet de petites ordures dans les rues > sanction : Travaux d'intérêt général 30/45/60 mn et/ou amende 14 500 Ar

Article 42 :
- Lavage de véhicule sur la voie publique > sanction : enlèvement du véhicule et amende 45 000 Ar

12/05/2023
01/04/2023

🇲🇬🇲🇬Manentana ny olom-pirenena tsirairay mba hiezaka hampihatra sy hiaina ny fahadiovana , fa tsy miandry sazy..

🇲🇫🇲🇫Il encourage chaque citoyen à essayer de pratiquer la propreté, au lieu d'attendre la punition..

10/11/2022

𝗔𝗼 𝗔𝗻𝗮𝘁𝗶𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗻𝗶𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗼𝗸𝗼𝗻𝘁𝗮𝗻𝘆 𝗺𝗮𝗱𝗶𝗼 𝗻𝘆 𝗲𝘁𝗼 @ 𝗖𝗼𝗺𝗺𝘂𝗻𝗲 𝘂𝗿𝗯𝗮𝗶𝗻𝗲 𝗙𝗶𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼𝗮 𝗮𝗺𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘇𝗮𝗼:
✅k𝐚 𝐒𝐚𝐦𝐢𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐤𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐃𝐢𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐧𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨 𝐳𝐚𝐯𝐚-𝐝𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐟𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐝𝐢𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐡𝐨𝐚𝐧𝐲 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚

✅Borogadin'ny fanadiovana sy fidiovana.✅Nanantanteraka asa fanadiovana hoan'ny besinimaro ny androany asabotsy 15 oktobr...
15/10/2022

✅Borogadin'ny fanadiovana sy fidiovana.
✅Nanantanteraka asa fanadiovana hoan'ny besinimaro ny androany asabotsy 15 oktobra 2022.
✅Izao no natao dia mba ho fitarihana ny vahoaka handala ny fahadiovana ary tsy hiandry sazy vao hahalala hadio.
REHEFA TSY MANDOTO DIA EFA NAMAN'NY MANADIO 👍

✅Ny Borogadiny fanadiovana sy ny fidiovana dia mandray tsy tapaka ny fitarainana mombany fanadiovana sy fidiovana.✅Tonga...
06/10/2022

✅Ny Borogadiny fanadiovana sy ny fidiovana dia mandray tsy tapaka ny fitarainana mombany fanadiovana sy fidiovana.
✅Tongava manatitra fitarainana antsoratra nandalo fokontany fa handray anao izahay.
Fianarantsoa madio no tanjona.

𝙇𝙚 17 𝙨𝙚𝙥𝙩𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚, 𝙘'𝙚𝙨𝙩 𝙡𝙖 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝙢𝙤𝙣𝙙𝙞𝙖𝙡𝙚 𝙚𝙩 𝙘𝙞𝙩𝙤𝙮𝙚𝙣𝙣𝙚 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙋𝙧𝙤𝙥𝙧𝙚𝙩é 2022 (𝙒𝙤𝙧𝙡𝙙 𝘾𝙡𝙚𝙖𝙣𝙪𝙥 𝘿𝙖𝙮).☑️LES BRIGADIER DE L'ASS...
22/09/2022

𝙇𝙚 17 𝙨𝙚𝙥𝙩𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚, 𝙘'𝙚𝙨𝙩 𝙡𝙖 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝙢𝙤𝙣𝙙𝙞𝙖𝙡𝙚 𝙚𝙩 𝙘𝙞𝙩𝙤𝙮𝙚𝙣𝙣𝙚 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙋𝙧𝙤𝙥𝙧𝙚𝙩é 2022 (𝙒𝙤𝙧𝙡𝙙 𝘾𝙡𝙚𝙖𝙣𝙪𝙥 𝘿𝙖𝙮).
☑️LES BRIGADIER DE L'ASSAINISSEMENT ET HYGIÈNE a participé cette événement

✅Fandorana biriky antanan-dehibe ✅ Article 41 mandrara ny fandorana biriky antanan-dehibe izay misy fiantraikany maro am...
02/09/2022

✅Fandorana biriky antanan-dehibe
✅ Article 41 mandrara ny fandorana biriky antanan-dehibe izay misy fiantraikany maro amin'ny fahasalamam-bahoaka.
✅Ny Borogadiny fanadiovana sy ny fidiovana dia mandray fitarainana isanandro ary midina ifotony.
✅Aza misalasala manantona ny biraon'ny Service de brigade de l'assainissement et hygiène Anjoma akaikin'ny BMH

Fianarantsoa madio no tanjona.

Address

Anjoma
Fianarantsoa
301

Telephone

+261344991267

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Service de Brigade de l'Assainissement et de l'Hygiène, C.U.Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Service de Brigade de l'Assainissement et de l'Hygiène, C.U.Fianarantsoa:

Share