Direction Régionale de la Communication et de la Culture Anôsy

Direction Régionale de la Communication et de la Culture Anôsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction Régionale de la Communication et de la Culture Anôsy, Public & Government Service, Fort Dauphin, Fort-Dauphin.

19/01/2026
17/01/2026
16/01/2026
16/01/2026

𝗠𝗔𝗙𝗬 𝗢𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗥𝗔𝗛𝗔-𝗠𝗜𝗔𝗦𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗘𝗥𝗔 𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗕𝗔𝗥𝗬

Nakotrokotroka ny fankalazana ny andron’ny 𝟏𝟓 𝐣𝐚𝐧𝐨𝐚𝐫𝐲 tetsy amin’ny Havoria Anosy. Feno ny efitrano lehibe, vory vahoaka hatreny an-tokontany satria tafahaona ny tia sy ny manina niaraka nankalaza ny 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗞𝗮𝗯𝗮𝗿𝘆 𝗺𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆.

🏛️FANKALAZANA NY ANDROM-PIRENENA HO AN'NY KABARY🌉FORT-DAUPHIN 15 JANOARY 2026🏞️Navoitra tamin'izany ny maha zava-dehibe ...
15/01/2026

🏛️FANKALAZANA NY ANDROM-PIRENENA HO AN'NY KABARY
🌉FORT-DAUPHIN 15 JANOARY 2026

🏞️Navoitra tamin'izany ny maha zava-dehibe ny Kabary amin'ny maha harena ara-kolontsaina sy aram-panahy lehibe azy eo anivon'ny fiaraha-monina Malagasy. Hisy ny fampianarana Kabary maimaim-poana izay homena an'ireo mpianatra aty an-toerana izay fiaraha-miasa eo amin'ny FITALEAVAM-PARITRY NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA ANÔSY sy ny FIMPIMA(Fikambanan'ny Mpikabary Malagasy) ANÔSY
Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy mpisolo toerana Atoa JOE KAMAMY no nitarika ny hetsika teto

Address

Fort Dauphin
Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Communication et de la Culture Anôsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share