MPS Faritra Anosy

MPS Faritra Anosy Fitaleavam-paritry ny Mponina sy ny Firaisan-kina

05/02/2026
05/01/2026
ASA TAGNAMARO (HIMO) – AMBOASARY ATSIMO————————Tontosa soa aman-tsara nandritra ny telo andro ny Asa Tagnamaro (HIMO) te...
05/01/2026

ASA TAGNAMARO (HIMO) – AMBOASARY ATSIMO
————————
Tontosa soa aman-tsara nandritra ny telo andro ny Asa Tagnamaro (HIMO) teto amin’ny Kaominina Ambonivohitra Amboasary-Atsimo.
Mpandray anjara mihisa 1000 no hisatraka izany .

Androany 05 Janoary 2025 no notanterahina ny fanomezana tambi-karama ho an’ireo mpandray anjara:

➡️ Vary 2kg isan'olona isan'andro sy vola 7.000 Ar isan’olona isan'andro ihany kosa, mandritra ny Telo andro ho an’ireo olona miisa 600 tamin’ity andiany voalohany ity.

✅. IZAO NO NATAO HO FITSINJOVANA IREO TSY AN’ASA NATERAKIN’NY FIKATONAN’NY ORIN’ASA MPANODINA SISAL ETO AMBOASARY ATSIMO.

🎯Marihina fa mbola hisy ny andiany manaraka, ka olona hafa indray no hahazo tombontsoa sy handray anjara amin’ny asa. Vague faharoa 400 isa ,mandritra ny Telo andro mahazo vary 2kg isan'andro isan'olona sy lelavola 7000ar isan'olona sy isan'andro ihany kosa.
Marihina fa Fokotany 17 ao anatiny 62 ao Kaominina ambonivohitra amboasary Atsimo izany ,vague voalohany no vita dia amin'ny manaraka indray ny vague faha roa.

🎯Isaorana indrindra ny Fitondram-panjakana, amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Mponina, izay namaly avy hatrany ny fangatahana nentin’ireo Solombavambahoaka voafidy taty an-toerana, dia ANDRIAMAMONJY Olivier sy RAKOTONIRINA Richard.

➡️ Asa iombonana, tombontsoa ho an’ny vahoaka, fampandrosoana maharitra ho an’i Amboasary-Atsimo sy ny Faritra Anôsy🇲🇬

Fizarana fanampiana ho anireo Zokiolona tao amin'ny Distrika BETROKA FARITRA ANOSY👉N'y 31/12/2025 Dia nizarana fanampian...
05/01/2026

Fizarana fanampiana ho anireo Zokiolona tao amin'ny Distrika BETROKA FARITRA ANOSY

👉N'y 31/12/2025 Dia nizarana fanampiana vary 5tonne, menaka 500litatry ary siramamy 500kg.

✍️Zokiolona mihisa 1000 no nisitraka izany ,ka toy izao ny anjaran'ny tsirairay:
-Vary:1kg
-Menaky:antsasalitatry
-siramamy : antsasakilao .
Marihina fa teo anatrehan'ny Andriamatoa Député RANDRIANASOLO Jean Nicolas ,n'y ben'ny tanana kaominina betroka ,lefitry ny Distrika , Délégué de la Communication, Commissaire de police,Ary ny Délégué de la population no natao ny fizarana ireo rehetra ireo.
Izay hisaorana manokana ny avy amin'ny fitondraham-panjakana Ary n'y Minisiteran'ny Mponina sy ny firaisankina ihany koa nanantateraka izany .

.

Fisaorana no atolotra

𝗙𝗜𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 -TEO AMIN'NY TALEMPARITRY NY MPONINA SY NY FIRAISANKINA TEO ALOHA SY NY VAOVAO ATO ANATIN'NY FAR...
27/12/2025

𝗙𝗜𝗙𝗔𝗠𝗜𝗡𝗗𝗥𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗧𝗔𝗡𝗧𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 -TEO AMIN'NY TALEMPARITRY NY MPONINA SY NY FIRAISANKINA TEO ALOHA SY NY VAOVAO ATO ANATIN'NY FARITRA ANOSY.

👉𝘍𝘈𝘙𝘐𝘛𝘙𝘈 𝘈𝘕Ô𝘚𝘠- 𝘛ô𝘭𝘢𝘨𝘯𝘢𝘳𝘰, 26 𝘋𝘦𝘴𝘢𝘮𝘣𝘳𝘢 2025

🍀 Tontosa araka ny fenitra ara-panjakana sy ara-pirahalahiana ny famindram-pitantanana teo amin'ny Ramatoa ZAFINIRINA Claudette izay Talemparitry n'y Mponina Téo aloha sy Ramatoa ZERITINY izay talemparitra vaovao.
Araka ny filankevitry ny Minisitra tamin'ny 22 Desambra 2025.

💧 Ny Lehiben'ny Fileovan'i Tôlagnaro Atoa NARYSON Rock Léopold no nitarika izany lanonana ara-panjakana izany izay natrehin'ireo :
-Asistant parlementaire tato anatin'ny Distrikan'i Tôlagnaro sy Amboasary Atsimo, ireo Talé sy Lehiben'ny sampan-draharaha miankina sy tsy miankina amin'ny Fanjakana, ireo fikambanana sy mpiara-miobon'antoka samihafa.

📢 Nanambara ny tale vaovao fa hanohy n'y asa izay nataon'ny Téo aloha ,n'y fiharovana n'y Ankizy sy ny VBG Ary îreo olona mañana fahasembanana sy Zoky olona ts ataony ambany Zavatra.

20/12/2025

Address

Bazaribe Tolagnaro
Tôlagnaro
614

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MPS Faritra Anosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to MPS Faritra Anosy:

Share