Seraseran'ihosy avao

Seraseran'ihosy avao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Seraseran'ihosy avao, Government Website, Ihorombe.

ho antsika izay haka bacc eto ihosy mba mifanampia tsika riano o๐Ÿ’“๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘ŠMifanohatoha Tsy ho lavรด
19/09/2019

ho antsika izay haka bacc eto ihosy mba mifanampia tsika riano o๐Ÿ’“๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š๐Ÿ‘Š
Mifanohatoha Tsy ho lavรด

Nizara Vary 7kg sy menaka 1L ho an'ireo bekotro maro holatra sy ireo akangaga sisa nanamborana NY kandida laharana faha-...
29/03/2019

Nizara Vary 7kg sy menaka 1L ho an'ireo bekotro maro holatra sy ireo akangaga sisa nanamborana NY kandida laharana faha-7 NyePatraiky eto anivon'ny Distrika NY ihosy NY androany maraina tamni 10ora teo.

Tsy vao androany no nanaovan'izao hetsika sosialy izao fa efa isan-taona.

Izao no natao mba hofanomezan-danja ny fankalazana NY 29marsa.

Address

Ihorombe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Seraseran'ihosy avao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share