10/05/2024
Hoantsika Koperativa manana vokatra azo ahondrana (betsaka/kalitao tsara) Natao ho antsika ity hetsika ity. Manantona ny Birao CCIHM raha liana handray ny antsimpirihan'ny fandraisana anjara.
Tongolobe, kajaha, voanjo, tsaramaso.
Antsoy ny laharana 034.19.715.00
Zarao ho an'ny namana. Aza tapaka manaraka ny Pejy CCI Haute Matsiatra