Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar.

Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar. Fitaleavana Misahana ny Fandaharan'asa momba ny Vaksiny eto Madagasikara.

02/10/2026

Ento atao Vaksiny ny Zanantsika.

01/10/2026
01/10/2026

🩺 KITROTRO : AROVY NY ZANATSIKA, ATAOVY ARA-POTOANA NY VAKSINY

ℹ️“Fantatrao ve fa eo amin’ny faha- 9 volan’ny zaza kely dia efa tokony hahazo vaksiny fatrany voalohany miaro amin’ny Kitrotro izy?"

Ny Kitrotro dia aretina mora mifindra ary mety hiteraka fahasarotana lehibe amin’ny fahasalaman’ny zaza.

💉 Ny vaksiny no iray amin’ireo fomba lehibe indrindra hiarovana ny zanatsika amin’ny aretina kitrotro.

📅 Aza adino ny fatra roa :
➡️ Faha-9 volana ny zaza : Ny fatra voalohany
➡️ Faha-15 hatramin’ny faha-18 volan’ny zaza : Ny fatra faharoa

Tsy resaka vintana akory ny fahasalamana.

Fantatrao ve fa anisan’ireo  loharanom-pahasalamana voalohany ny Vaksiny?
28/09/2026

Fantatrao ve fa anisan’ireo loharanom-pahasalamana voalohany ny Vaksiny?

25/09/2026
💉 FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY VAKSINY📅 24 Septambra 2026Androany, 24 Septambra 2026, dia nanatanteraka hetsik...
24/09/2026

💉 FANAMAFISANA NY FAHAIZA-MANAO MOMBA NY VAKSINY

📅 24 Septambra 2026

Androany, 24 Septambra 2026, dia nanatanteraka hetsika fanamafisana ny fahaiza-manao momban’ ny Vaksiny ny Croix-Rouge Malagasy, niaraka tamin’ny Minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka.

Ity hetsika ity dia natao indrindra ho fanomanana sy fanamafisana ny fahaiza-manao amin’ny fiatrehana ny fanaovam-baksiny faobe, izay hotanterahina manerana ny Nosy ny 5 hatramin’ny 9 Oktobra 2026.

🤝 Tanjona ny hanamafisana ny fiaraha-miasan’ ny roa tonta, mba hahafahana mahatratra ny tanjona dia ny "Tsy misy na iray aza zaza tsy vita Vaksiny"

🇲🇬 Tsy resaka Vintana akory ny Fahasalamana

23/09/2026

🅴🅽🆃🅾 🅰🆃🅰🅾 🆅🅰🅺🆂🅸🅽🆈 🅽🆈 🆉🅰🅽🅰🅽🆃🆂🅸🅺🅰 🅼🅱🅰 🅷🅰🅽🅰🅽🅰🅽🆈 🆅🅰🆃🅰🅽🅰 🆂🅰🅻🅰🅼🅰 🆂🆈 🆃🅾🅼🅰🅳🆈.

Address

Mamory
Ivato

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction du Programme Elargi de Vaccination Msanp-Madagascar. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share