02/08/2026
๐ฅ๐ฅ ๐๐จ๐๐ข๐ฅ๐๐ก๐ข๐๐ ๐๐ง๐ค๐๐ซ๐๐ฆ๐๐ฅ๐๐ณ๐
๐ ๐ฃ๐๐๐ก๐๐ฅ๐ฌ ๐ ๐๐๐๐ฅ๐๐ก'๐ก๐ฌ 600 ๐๐ฆ๐ ๐ก๐ข ๐ก๐ข๐ง๐ข๐๐๐ก๐๐ก๐
Tamin'ny alalan'ny fotoam-bavaka lehibe no nanamarihana ny jobily faha 85 taonan'ny Tobilehibe Ankaramalaza - izay eo ambany fiahian'ny Fiangonana FLM.
Nandritra izany - mpiandry miisa 600 no notokanana tamin'izany - izay nampitondraina ny anarana hoe " Mampionona ".
Nanotrona ity fotoana ity ny Filohan'ny Fanavaozana sy ireo manampahefana samihafa. Tao ihany koa ny filohan'ny fiangonana Flm. Tany an-toerana ihany koa ny Filoha teo aloha roa mirahalahy.