DREN BOENY

DREN BOENY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DREN BOENY, Government Organization, Majunga.

04/08/2026
04/08/2026
🛑Nanantanteraka fanaraha-maso ifotony ny fizotry ny kilasy fanarenana ho an'ny T1, T2 , T3 ary T4 tao amin'ny EPP Soalal...
03/08/2026

🛑Nanantanteraka fanaraha-maso ifotony ny fizotry ny kilasy fanarenana ho an'ny T1, T2 , T3 ary T4 tao amin'ny EPP Soalala ville sy EPP Ampapamena ny alakamisy 30 sy ny zoma 31 jolay 2026 ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Boeny niaraka tamin'ny Lehiben'ny CISCO Soalala.

▶️Hita nandritra izany fa mazoto sy mavitrika ireo mpianatra ary maro ireo niverina an-tsekoly ka antenaina ny ahazoana vokatra tsara.

▶️Haharitra dimy herinandro izany kilasy fanarenana izany, izay tohanan'ny mpiara-miombon'antoka "UNICEF Éducation".
Communication DREN BOENY/Aogositra 2026

🛑Tonga nanokatra ofisialy ny fanatanterahana ny "Cours de repêchage" tao amin'ny CISCO Soalala, izay niarahana tamin'ny ...
23/07/2026

🛑Tonga nanokatra ofisialy ny fanatanterahana ny "Cours de repêchage" tao amin'ny CISCO Soalala, izay niarahana tamin'ny "DENF", ny Talem-paritry ny fanabeazam-pirenena Boeny ny alatsinainy 20 jolay 2026.

▶️Ireo mpianatra kilasy T1, T2, T3 ary T4 no nampiharana izany ho fanampiana azy ireo nanoloana ny voka-dratsy nateraky ny rivodoza.

▶️ Aorian'ny fampiofanana ireo mpiofana dia hisitraka fampianarana ireo ankizy mpianatra mamerina kilasy ary hiatrika famerenana fanadinana ka izay tafita amin'izany dia afaka miakatra kilasy amin'ireo namany.

▶️Izany ezaka nataon'ny Minisitera foibe izany no natao dia noho ny fahatsapana ny fahamaroan'ny ankizy tsy afaka nianatra sy nitsoaka an-daharana vokatry ny fahasahiranana sy ny fahasimbana na fahaverezan'ireo fitaovam-pianarany.

▶️Ny "UNICEF" no namatsy vola ity tetikasa ity.

Communication DREN BOENY Jolay 2026

Address

Majunga
401

Opening Hours

Monday 07:30 - 18:00
Tuesday 07:30 - 18:00
Wednesday 07:30 - 18:00
Thursday 07:30 - 18:00
Friday 07:30 - 18:00
Saturday 07:30 - 18:00
Sunday 07:30 - 18:00

Telephone

+261341629859

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DREN BOENY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to DREN BOENY:

Shortcuts

Share