CROC Menabe

CROC Menabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CROC Menabe, Public & Government Service, morondava, Morondava.

FANANGANANA POOL MEDIA AMIS DE LA GRC Tonga eto amin'ny renivohitrin'ny faritra Menabe ireo ekipa avy amin'ny ODDL sy ny...
22/03/2023

FANANGANANA POOL MEDIA AMIS DE LA GRC

Tonga eto amin'ny renivohitrin'ny faritra Menabe ireo ekipa avy amin'ny ODDL sy ny BNGRC hanatanteraka atrikasa ho fananganana Pool Media, naman'ny BNGRC ka namory ireo mpanao gazety miankina sy tsy miankina.
Naharitra roa andro ny atrikasa (21,22 mars 2023) ka nandritra izany dia nisy fanamasifana ny fahaiza-manaon' ireto mpanao gazety ireto mahakasika ny fampitam-baovao momban'ny GRC.
Tafatsangana araka izany ny Pool Media hoan'ny Faritra Menabe.

Miara-misalahy amin'ny fanatanteraka izany ny ekipa CROC aty Menabe.

Address

Morondava
Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CROC Menabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share