Tsinjo Ho an' ny Be Antitra eto Menabe Tsihobea

Tsinjo Ho an' ny  Be  Antitra  eto Menabe   Tsihobea TSIHOBEA Tsinjo Hoan' ny Be Antitra

Akatrok'izao Krismasy izao dia nanolotra fanomezana  hoan'ireo Zokiolona marefo ao amin'ny Fikambanana TSIHOBEA  izay ta...
24/12/2023

Akatrok'izao Krismasy izao dia nanolotra fanomezana hoan'ireo Zokiolona marefo ao amin'ny Fikambanana TSIHOBEA izay tarihin'i Président BARNABASY ny tenany sy i Ramatoa vadiny, Androany 24 Desambra 2023.

Ny Fanomezana moa dia ny Lambahoany izay natolotra ho an ireo Zokiolona vehivavy mihisa 200 eo
Ary lamba fitafy toy ny Patalon , chemise kosa hoan'ireo Zokiolona Lehilahy mihisa 50 eo

Tsy misy manana ny ampy , fa sambatra izay mifanampy

Mirary Krismasy sambatra ho an 'ireo Zokiolona rehetra izy mivady .

08/11/2023
Manoloana ny fahalasan'i Atoa JEAN Fidelicie, dia maneho ny fiarahamiory  aminy fianakaviana rehetra izay ato aminy Fika...
08/11/2023

Manoloana ny fahalasan'i Atoa JEAN Fidelicie, dia maneho ny fiarahamiory aminy fianakaviana rehetra izay ato aminy Fikambanana TSIHOBEA eto Morondava.

Ao Namahora Avaratry ny vata mangatsiakan'i Ratompokolahy ,ampitany Radio MBS Taloha
Raha te hifandray aminy ireo fianakaviana dia antsoy ny Laharana: +261343000080

Mandriam-piadanana JEAN Fidelicie

Tonga nitondra fanampiana toy ny vary ,menaka,voamaina, vovon-tsavony ny Association Rire et espoir pour  Madagascar ho ...
05/11/2023

Tonga nitondra fanampiana toy ny vary ,menaka,voamaina, vovon-tsavony ny Association Rire et espoir pour Madagascar ho an'ireo Zokiolona marefo aminy Fikambana TSIHOBEA.

Nohon'ny Fiaraha- miasa ny teo aminy Président BARNABASY sy Rire et espoir pour Madagascar no nahafana nanatontosa izao hesika izao ,mba ho fitsinjovana manokana ho an'ireo ZOKIOLONA marefo ireo.

Velom-pisaorana ny Fikambana Tsihobea ka nanolotra fisaorana sy tsipirano ho an'ireo Mpanome.

Zokiolona mihisa 150 no nisitraka an'izany .
Misokatry Tompoko

Ny Asabotsy 28 Oktobra lasa teo dia tonga nanentana ireo Zokiolona aminy Fikambanana TSIHOBEA  ny KMF ,CNOE Fanentanana ...
30/10/2023

Ny Asabotsy 28 Oktobra lasa teo dia tonga nanentana ireo Zokiolona aminy Fikambanana TSIHOBEA ny KMF ,CNOE

Fanentanana aminy maha olompirenena ,sy handray andraikitra any aminy Fifidianana rehetra izay misy
Niarahana taminy Fikambanana TSIHOBEA izay ahitana Zokiolona marefo eto Morondava
Ny mpanentana dia avy ao aminy KMF ,CNOE Eto Morondava .

AKON'NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY ZOKIOLONA NY 02 OKTOBRA 2023 Misaotra Andriamanitra fa tontonsa s...
03/10/2023

AKON'NY FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY ZOKIOLONA NY 02 OKTOBRA 2023

Misaotra Andriamanitra fa tontonsa soamantsara ny Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena hoan'ny Zokiolona omaly faha 02 Oktobra tao aminy Tokontany malalaka ny Fitaleavam-paritra Mponina eto Morondava.
Natomboka taminy Filaharana dia be namakivaky ny tanana ireo Zokiolona ireo

Izany lanonana izany dia Natrehin'i Atoa Minisitry ny Tanora sy ny fanantajahatena i HAJA Resampa ,sy Ramatoa vadiny ,ary Atoa Prefet ny Morondava, sy Atoa Lehibe ny Zandary ,ary ireo Talem-paritry izay tonga nanotrona.

Nandritrany fandraisam-pitenenan'i Atoa Minisitry Coach Menabe dia nanamafy hatrany izy "" fa tsy tokony hatao Ambanin-dravatra ianareo Zokiolona, fa raha tsy nisy ianareo dia tsy ho ny toy izao izahay ""
Tao anatin'izany dia nanolotra vary 10 gony ,sy ny Valopy ho an'ireo Zokiolona ny tenany no ny hafaliany, ary nampantena ny tenany fa hiara-hiasa aminy Fikambanana TSIHOBEA, sy FIZOMO izay miahy ny Zokiolona.

Teo ampamarana dia nanolotra "" Attestation de Reconaissance "" ho an'ireo Fikambanana MADA HUMANITE JOYEUSE, sy ny Fikambanana AL-NAJAH izay manampy ny Zokiolona eto Morondava i Atoa Minisitry sy ny Ramatoa vadiny , ary nofaranana taminy nofokena mitahampihavanana ny Lanona.

02/10/2023

02 Octobre 2023
Fanolorana Attestation de reconnaissance hoan 'ireo Fikambanana MADA HUMANITE JOYEUSE , sy ny Fikambanana AL-NAJA izay manohana an'ireo Zokiolona TSIHOBEA eto Morondava

02/10/2023

02- Octobre 2023
Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena hoan'ny Zokiolona

02/10/2023

Address

Morondava
619

Telephone

261349246366

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsinjo Ho an' ny Be Antitra eto Menabe Tsihobea posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tsinjo Ho an' ny Be Antitra eto Menabe Tsihobea:

Shortcuts

Share

Category