Agent de Santé Nosy Varika

Agent de Santé Nosy Varika Page créée pour partager des informations

14/10/2021
Misaotra anareo mpiara-miasa ô👊❤️💜🧡
08/04/2020

Misaotra anareo mpiara-miasa ô👊❤️💜🧡

Misaotra sy mankasitraka ireo INFIRMIERS sy INFIRMIERES MALAGASY rehetra! 💙🧡

Misaotra ny Comité GAS tamin'ny fiaraha-nientana tamin'ny fitsenana ny fanafody entina itsaboana ny tazomoka eto amitsik...
11/03/2020

Misaotra ny Comité GAS tamin'ny fiaraha-nientana tamin'ny fitsenana ny fanafody entina itsaboana ny tazomoka eto amitsika,izay hita fa tsy mitsahatra mitombo.Isaorana ihany koa ny dustrika nanome fiara ary Mr l'Adjoint du Chef district moa dia niara-niaritra oranandro sy hanoanana teto.Isaorana ihany koa ireo olona eny an-toerana (Ampahomanitra) nifanome tanana. Mankasitraka ary ho Salama vatana daholo isika🙏🙏🙏

Team ACCESS Nosy-Varika,tsy ampy roa fa tsy manin aseho eto iany,ASC,SBC,MEL😘😘😘😘😙et ACCESS V7V,équipe centrale pendant l...
27/09/2019

Team ACCESS Nosy-Varika,tsy ampy roa fa tsy manin aseho eto iany,ASC,SBC,MEL😘😘😘😘😙et ACCESS V7V,équipe centrale pendant l'atelier d'orientation des ASC et SBC. Mazotoa daholo e!

Équipe mavitrika eto Nosy Varika
30/08/2019

Équipe mavitrika eto Nosy Varika

17/07/2019

Salama daholo tompoko,ity takelaka ity dia natao hifandraisan'ireo mpandraharaha ara-pahasalamana eto amin'ny fari-piadidiana ara-pahasalamana Nosy Varika ka noho izany:
-Tokony hifanaja sy hifampihaino ary hifanoro isika,
-Hifampizara vaovao marina sy mari-pototra,
-Hahay hizara traikefa.
Koa eto dia mankasitraka sy mirarisoa hoatsika rehetra.

Address

Sakaleona
Nosy Varika

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agent de Santé Nosy Varika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share