TIM Avaradrano ofisialy

TIM Avaradrano ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TIM Avaradrano ofisialy, Political organisation, Sabotsy-Namehana.

17/11/2024
TAFATAFA TAMIN’IREO MPIVAROTRA ETO AN-TSENA SABOTSY NAMEHANA ARAKA NY SOKAJINY AVY. NIHAINO NY HETAHETA, NIJERY NY ZAVA ...
14/11/2024

TAFATAFA TAMIN’IREO MPIVAROTRA ETO AN-TSENA SABOTSY NAMEHANA ARAKA NY SOKAJINY AVY. NIHAINO NY HETAHETA, NIJERY NY ZAVA MISY , HITONDRA FANATSARANA AMIN’NY FOTOANA MAHAMETY IZANY.
“ AZA MATAHOTRA, MINOA FOTSINY IHANY”
“ Tsy haka ny an’izay manana , fa hampanana izay tsy manana” “ isika hiaraka hiampita, hifampitantana ho tafita” , DINGANDAVA SABOTSY NAMEHANA.

FIDINANA IFOTONY IFANAKALOZAN-KEVITRA, IFANKAHEREZANA, HANALANA NY AHIAHY SY NY ELANELANA . ALAIN N2 kandida Tim Sabotsy...
13/11/2024

FIDINANA IFOTONY IFANAKALOZAN-KEVITRA, IFANKAHEREZANA, HANALANA NY AHIAHY SY NY ELANELANA . ALAIN N2 kandida Tim Sabotsy Namehana

Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy sy Fitsofan-drano , natao tao amin’ny Université Masca. Natomboka tamin’ny Fotoam-piv...
04/11/2024

Fanolorana tamin’ny fomba ofisialy sy Fitsofan-drano , natao tao amin’ny Université Masca.
Natomboka tamin’ny Fotoam-pivavahana.
Mankasitraka ireo rehetra nifanotrona, mankasitraka manokana ny Filoha Marc Ravalomanana.

FANAOVANA VAKSINY AKOHO AMAM-BORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY BOTONA SABOTSY NAMEHANA NATAON’I ALAIN N2 KANDIDA TIM , TOHANA...
21/10/2024

FANAOVANA VAKSINY AKOHO AMAM-BORONA TAO AMIN’NY FOKONTANY BOTONA SABOTSY NAMEHANA NATAON’I ALAIN N2 KANDIDA TIM , TOHANAN’NY FIRAISANKINA. FAMPANDROSOANA MANAKAIKY VAHOAKA.

Fivorian’ireo mpanentana isam-pokontany sady fanofanana, vonona ny kandida Tim N2 , olona niomana fa tsy kandida mpisolo...
16/10/2024

Fivorian’ireo mpanentana isam-pokontany sady fanofanana, vonona ny kandida Tim N2 , olona niomana fa tsy kandida mpisolo toerana, tompon’anarana fa tsy mpindrana , manana vina mazava, azo tanterahana , azo refesina , manakaiky ny vahoaka . Kandida Tim tohanan’ny Firaisankina N2, eto Sabotsy Namehana.

«Isika hiaraka hiampita, hifampitantana , ho TAFITA ». DINGANDAVA SABOTSY NAMEHANA.

Miasa miaraka amin’ny vahoaka , ho fampandrosoana ny valalabemandry. Vina mazava, efa vonona , azo tanterahana .
12/10/2024

Miasa miaraka amin’ny vahoaka , ho fampandrosoana ny valalabemandry. Vina mazava, efa vonona , azo tanterahana .

Manana tanjonaMiasa tsaraMiasa ampa-hamarinanaMahatoky An'Andriamanitra
11/10/2024

Manana tanjona
Miasa tsara
Miasa ampa-hamarinana
Mahatoky An'Andriamanitra

Address

Sabotsy-Namehana

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIM Avaradrano ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share