Commune Rurale Talata Volonondry

Commune Rurale Talata Volonondry Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Commune Rurale Talata Volonondry, Public & Government Service, Talata Volonondry, Talata-Volonondry.

Vokam-pifidianana ofisialy Commune Rurale Talata Volonondry
15/01/2020

Vokam-pifidianana ofisialy Commune Rurale Talata Volonondry

09/01/2020

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
Ny andon'ny lanitra sy ny tsiron'ny tany anie ho amintsika rehetra.
Ho taona zina sy feno fahombiazana arahina fahasalamana sy fitahiana ho antsika rehetra anie ity taona vaovao ho avy ity.
Hiaraka hiasa isika ary hifanohana hatrany satria :

eto amin'ny Fokontany Talata. Ny fanitarana dia mandeha miandalana eo ihany. Mankasitraka antsika sahady amin'ny fiaraha...
09/08/2019

eto amin'ny Fokontany Talata. Ny fanitarana dia mandeha miandalana eo ihany. Mankasitraka antsika sahady amin'ny fiaraha-miasa. Ilazana isika manana rano any an-trano mba hijery ny paompin-dranontsika fa handeha ny rano amin'ny sinibe anakiray ato ho ato. Izany dia ho fanampiana ny filan'ny mponina ny rano fisotro madio eto amin'ny Renivohitry ny kaominina, ary hamahana ny olan'ny tsy fahampian-drano

Ho antsika mpanao asa tanana Vita Malagasy, Orinasa majinika na salasalany. Misy ny fikasana sy fanirian'izy ireo hametr...
25/07/2019

Ho antsika mpanao asa tanana Vita Malagasy, Orinasa majinika na salasalany. Misy ny fikasana sy fanirian'izy ireo hametraka toeram-pivarotana ho azy ireo. Koa antsoina isika izay liana sy maniry hanana izany ho tonga hivory ao amin'ny Biraon'ny Kaominina ny Zoma 02 Aogositra ho avy izao amin'ny 09ora maraina.

ILAZANA ISIKA MPONINA REHETRA ETO AMIN'NY COMMUNE RURALE TALATA VOLONONDRY.Fa toy ny fanao isan-taona, dia HOTANTERAHINA...
27/06/2019

ILAZANA ISIKA MPONINA REHETRA ETO AMIN'NY COMMUNE RURALE TALATA VOLONONDRY.
Fa toy ny fanao isan-taona, dia HOTANTERAHINA NY ALAROBIA 03 JOLAY 2019 HO AVY IZAO AO AMIN'NY BIRAON'NY KAOMININA NY DIDIM-POITRA FAOBE MAIMAIM-POANA, manomboka amin'ny 09ora maraina.

Address

Talata Volonondry
Talata-Volonondry
103

Telephone

0331753718

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Commune Rurale Talata Volonondry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share