Bibliothèque Municipale Toamasina

Bibliothèque Municipale Toamasina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bibliothèque Municipale Toamasina, Library, Toamasina.

BD-CUT:
📚 Bibliothèque Municipale de Toamasina
📖 Boky ho an’ny étudiants, enseignants, mpiasa ary ny rehetra
🎓 Fianarana – fikarohana – fialam-boly
🕘 Lundi – Vendredi | Entrée libre

09/04/2026






27/02/2026
🌪️ NANDALO NY RIVO-DOZA… FA TSY RAVA NY KOLONTSAINA! 📚✨Tsy vitan’ny hoe nandalo teto amintsika ny rivo-doza, fa nandalo ...
19/02/2026

🌪️ NANDALO NY RIVO-DOZA… FA TSY RAVA NY KOLONTSAINA! 📚✨
Tsy vitan’ny hoe nandalo teto amintsika ny rivo-doza, fa nandalo tao amin’ny fon’ny tranombokintsika ihany koa. Simba ny tafo, lena sy niparitaka ny boky… Boky izay mitahiry fahalalana, tantara ary kolontsaina ho an’ny taranaka.
Saingy na teo aza izany rehetra izany — mijoro izahay Commune.
🔹 Manadio izahay.
🔹 Mamonjy boky izahay.
🔹 Manarina izahay.
Satria fantatray fa ny tranomboky dia foiben’ny kolontsaina sy fanabeazana eto Toamasina.
🤝 Ankehitriny kosa, antso avo ho antsika rehetra:
Mpianatra,
Ray aman-dreny,
Mpampianatra,
Mpankafy vaky boky,
Orinasa sy fikambanana…
Andao hiaro sy hanarina ny tranombokintsika!
Fanomezana boky 📖, fitaovana 🪑, na fanohanana samy hafa 💙 — samy fanomezana ho an’ny kolontsaina sy ny hoavin’ny tanànantsika.
📚 Rehefa miaro ny tranomboky isika, dia miaro ny fahalalana.
Rehefa miaro ny fahalalana isika, dia miaro ny kolontsaina.
Rehefa miaro ny kolontsaina isika, dia miaro ny ho avy.
✨ Aoka tsy ho resy ny kolontsaina.
✨ Aoka tsy ho rava ny fahendrena.
✨ Aoka isika hiara-mientana!

06/02/2026
28/01/2026

𝗙𝗔𝗠𝗣𝗔𝗛𝗔𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔

📚✨ NOUVEAUTÉS À LA BIBLIOTHÈQUE MUNICIPALE DE TOAMASINA ✨📚🎓 Ho an’ny Étudiants, Enseignants ary MpiasaManasa anareo izah...
18/01/2026

📚✨ NOUVEAUTÉS À LA BIBLIOTHÈQUE MUNICIPALE DE TOAMASINA ✨📚
🎓 Ho an’ny Étudiants, Enseignants ary Mpiasa
Manasa anareo izahay hitsidika ny Bibliothèque Municipale de Toamasina 📍
📖 Boky ara-pitsaboana manan-danja efa misy ato amin’ny tranomboky :
Douleur – Soins palliatifs et accompagnement
Hématologie (Réussir ses ECNi)
ECN.PILLY – Maladies infectieuses et tropicales
👉 Boky ofisialy sy référentiels ilaina amin’ny fianarana sy fampianarana
👉 Manampy amin’ny fanomanana examens sy fanatsarana fahalalana
🕘 Misokatra : Alatsinainy – Zoma (Lundi au Vendredi)
🎟️ Fidirana malalaka sy maimaim-poana
📍 Bibliothèque Municipale – Toamasina
📢 Tongava maro, vakio ny boky fa fahalalana no harena !
👍📚


Address

Toamasina

Opening Hours

Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Telephone

+261349691612

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bibliothèque Municipale Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category