Ratsirakisme Atsimo Andrefana

Ratsirakisme Atsimo Andrefana Rassemblement des Partisans du Ratsirakisme Faritra Atsimo Andrefana

โญ•๐Ÿ•Š Nodimandry io maraina io ramatoa Cรฉline Ratsiraka Velonjara,  vady navelan'ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Rats...
22/08/2025

โญ•๐Ÿ•Š Nodimandry io maraina io ramatoa Cรฉline Ratsiraka Velonjara, vady navelan'ny Filoha teo aloha ny Amiraly Didier Ratsiraka.

Premiรจre Dame de Madagascar ny taona 1975 hatramin'ny 1993 ary ny taona 1997 hatramin'ny 2002.

๐Ÿ™ Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana iray manontolo.

19/05/2025

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌAndao hiresaka LFR

Mandalo fotoan-tsarotra ara-ekonomika ny firenena Malagasy ankehitriny. Manaporofo izany ity fiakaran'ny vidim-piainana tsy manampaharoa ity. Raha ny hevitro dia tokony hampifanarahana amin'ny zava-misy ny fepetra sy fitantanana ara-bola ( cadrage budgรฉtaire ).

Tokony jerena akaiky ao anatin'izany ny mety ho fiantraikan'ny fampiakarana ny haba 47% tian'ny firenena Amerikana hapetraka amin'ny vokatra avy aty Madagasikara. Ny fampiarana an'io fepetra ara-barotra io mantsy dia mety hiteraka fahaverezana asa mahatratra any amin'ny 80.000 any ho any eto Madagasikara miaraka amin'ny fikatonan'ny orin'asa maro. Tokony efa mijery ny fomba hiatrehana izany isika.

Etsy an-daniny koa ny fihenan'ny fanampiana eo amin'ny sehatry ny fahasalamana. Mihena noho izany ny vaksiny, ny fanafody entina miady amin'ny tazomoka, ny sida sy ny aretina maro hafa.

Ho antsika Solombavambahoaka sady olompirenena ihany koa dia manana andraikitra isika hitondra vahaolana ho an'ny mpiray tanindrazana.

Tsy tokony hamaivanina ny fanitsiana ny lalร na momba ny fitantanam-bola fa tokony fitaovana hoentina manitsy sy mampifandrindra ny tranga sy ny zava-misy eto an-toerana, ary tokony mifandray amin'ny ezaka atao rehetra ho fampandrosoana ara-ekonomika, ho fiarovana ireo mpiasa malagasy ary ny fahasalam-bahoaka.

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ซEt si on parlait de la LFR ( Loi de Finances Rectificative)

Madagascar traverse en ce moment une pรฉriode de turbulence รฉconomique marquรฉe par une inflation terrible. ร€ mon avis il serait de bon augure d'adapter notre cadre budgรฉtaire aux rรฉalitรฉs actuelles.

Nous devrions รฉgalement nous pencher sur les รฉventuelles consรฉquences de la taxation de 47% que les ร‰tats-Unis veulent imposer aux produits malgaches. Si cette mesure entre en vigueur elle pourrait entraรฎner la perte de 80.000 emplois et la fermeture de nombreuses entreprises. Nous devrions donc anticiper cette onde de choc.

Et le dernier point concerne la baisse des aides sanitaires. Cela se traduit par un manque crucial de vaccins et de mรฉdicaments contre le paludisme, le sida etc ...

En tant que Dรฉputรฉs mais surtout en tant que patriotes, nous avons la responsabilitรฉ d'apporter des solutions ร  nos populations.

Je pense que la LFR ne devrait pas รชtre une simple formalitรฉ que l'on bacle mais un ajustement par rapport ร  la conjoncture actuelle en prenant en compte tous les paramรจtres et intรฉgrer les mesures qui s'imposent face ร  nos dรฉfis รฉconomiques, la protection de nos emplois et la santรฉ de notre population.

21/04/2025

C'est avec beaucoup de tristesse que j'ai appris que Sa Saintetรฉ le Pape Franรงois s'en est allรฉ vers d'autres cieux.

Chef spirituel de plus d'un milliard de catholiques, il รฉtait trรจs engagรฉ pour les plus vulnรฉrables et a su toucher les cล“urs bien au-delร  des frontiรจres de l'ร‰glise.

Je trouve que ce qu'il faisait รฉtait louable car il prรชchait l'unitรฉ et le respect quelles que soient les croyances.

Puisse son รขme reposer en paix et que tous les messages forts qu'il prรดnait nous inspirent ร  jamais.

โœŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ด๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—ฆ๐—˜๐— ๐—•๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง ๐——๐—˜๐—ฆ ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ฆ ๐——๐—จ ๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ - โ„.โ„™.โ„  ๐”ธ๐•‹๐•Š๐•€๐•„๐•†  ๐”ธโ„•๐”ปโ„๐”ผ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ๐Ÿ’–๐ŸŒบFametrahana fehezam-bonikazo ep amin'nh Tsan...
29/03/2025

โœŠ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ด๐—ฅ๐—”๐—ฆ๐—ฆ๐—˜๐— ๐—•๐—Ÿ๐—˜๐— ๐—˜๐—ก๐—ง ๐——๐—˜๐—ฆ ๐—ฃ๐—”๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—ฆ๐—”๐—ก๐—ฆ ๐——๐—จ ๐—ฅ๐—”๐—ง๐—ฆ๐—œ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—œ๐—ฆ๐— ๐—˜ - โ„.โ„™.โ„ ๐”ธ๐•‹๐•Š๐•€๐•„๐•† ๐”ธโ„•๐”ปโ„๐”ผ๐”ฝ๐”ธโ„•๐”ธ

๐Ÿ’–๐ŸŒบFametrahana fehezam-bonikazo ep amin'nh Tsangam-bato fahatsiarovana an'ny Filoham-pirenene teo aloha ๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐ˆ๐„๐‘ ๐‘๐€๐“๐’๐ˆ๐‘๐€๐Š๐€, eo anoloan'ny Paositra Amorondriaka Toliara.


๐‘น๐’‚๐’”๐’”๐’†๐’Ž๐’ƒ๐’๐’†๐’Ž๐’†๐’๐’• ๐’…๐’†๐’” ๐‘ท๐’‚๐’“๐’•๐’Š๐’”๐’‚๐’๐’” ๐’…๐’– ๐‘น๐’‚๐’•๐’”๐’Š๐’“๐’‚๐’Œ๐’Š๐’”๐’Ž๐’† na ny ๐‘.๐.๐‘
Mpandrindram-paritra Atoa ROBERT RAZAKA
๐Ÿต๏ธ๐ŸŒป๐ŸŒบ๐Ÿต๏ธ๐ŸŒน๐Ÿฅ€๐ŸŒธ๐Ÿ’๐ŸŒผ

โค๏ธ๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ฆ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ - ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ฆ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ๐Ÿ™Mitsingerina androany ny faha 04 taona nahalasanan'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasi...
28/03/2025

โค๏ธ๐Ÿ•Š๏ธ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ฆ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿญ - ๐Ÿฎ๐Ÿด ๐— ๐—”๐—ฅ๐—ฆ๐—” ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฑ
๐Ÿ™Mitsingerina androany ny faha 04 taona nahalasanan'ny Filohan'ny Repoblikan'i Madagasikara teo aloha, itompokolahy Didier RATSIRAKA.

18/12/2024
๐Ÿ—ณ๐Ÿ“ฏ๐ŸšจTonga naneho ny fahavononany hanohana an'ny ๐—ž๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—” ๐—กยฐ๐Ÿฐ ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—›๐—”๐—๐—” ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป, ny Fikambanana RPR Toliara ny 19 Novambra 2024...
20/11/2024

๐Ÿ—ณ๐Ÿ“ฏ๐ŸšจTonga naneho ny fahavononany hanohana an'ny ๐—ž๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—” ๐—กยฐ๐Ÿฐ ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—›๐—”๐—๐—” ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป, ny Fikambanana RPR Toliara ny 19 Novambra 2024 teo. Andro voalohan'ny fampielezan-kevitra amin'ny fifidianana Ben'ny Tanร na izao.

๐ŸŸ Tato antrano fonenan'ny kandida no nandraisana ireto mpikatroka avy amin'ny antoko politika RPR ireto, izay tarihin' Andriamatoa ๐‘๐Ž๐๐„๐‘๐“ ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€, Mpandrindra-paritra RPR Atsimo Andrefana.

๐ŸŸขTonga naneho ny fahavonana hampandany an'ny ๐—ž๐—”๐—ก๐——๐—œ๐——๐—” ๐—กยฐ๐Ÿฐ ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—›๐—”๐—๐—” ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป, ho Ben'ny Tanร na Ambonihitry Toliara indray.

๐Ÿ—ณ|ใ€€๏ผฒ๏ผฐ๏ผฒใ€€๏ผด๏ผฏ๏ผฌ๏ผฉ๏ผก๏ผฒ๏ผกใ€€|๐Ÿ—ณโœ…Nanatanteraka fivoriana ny R.P.R Toliara izay tarihin'ny Mpandrindram-paritra Andriamatoa ๐‘๐Ž๐๐„๐‘๐“ ๐‘๐€๐™๐€๐Š...
17/11/2024

๐Ÿ—ณ|ใ€€๏ผฒ๏ผฐ๏ผฒใ€€๏ผด๏ผฏ๏ผฌ๏ผฉ๏ผก๏ผฒ๏ผกใ€€|๐Ÿ—ณ
โœ…Nanatanteraka fivoriana ny R.P.R Toliara izay tarihin'ny Mpandrindram-paritra Andriamatoa ๐‘๐Ž๐๐„๐‘๐“ ๐‘๐€๐™๐€๐Š๐€ ny 16 Novambra 2024; Tapaka tamin'izany, fa manohana an'ny Kandida ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—›๐—”๐—๐—” ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป, amin'ny fifidianana Ben'ny Tanร na hoavy izao ny RPR Toliara izay hatao ny 11 Desambra 2024 ho avy izao.
โ˜‘๏ธHita taorian'ny fifampidihana fa mamaly ireo vina mpiaraha-monin'ny Antoko ny fandaharan'asa entin'ny Kandida ๐—ฅ๐—”๐—•๐—˜๐—›๐—”๐—๐—” ๐—๐—ฒ๐—ฎ๐—ป ho fampandrosoana an'i tanร nan'i Toliara.

Address

Toliara Centre
Toliara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ratsirakisme Atsimo Andrefana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share