26/09/2026
🇲🇬 FAMELOMAMASO NY ANTONKO TIAKO I MADAGASIKARA
📍 Birao FokoTIM – Fokontany 192, Antananarivo Renivohitra
Naneho fahavononana, firaisankina ary fiaraha-mientana ireo Birao FokoTIM eto Antananarivo Renivohitra, izay nahitana solontena avy amin’ireo Fokontany 192.
Nihaona teny amin’ny MAGRO Behoririka androany ireo solontena, ho fanamafisana ny firaisankina sy ny fahavononana amin’ny fanatanterahana ireo toromarika sy asa omen’ny Antoko Tiako i Madagasikara.
🤝 Firaisankina – Fahavononana – Fiaraha-mientana 🇲🇬 Tiako i Madagasikara