Andao handroso tahakan'i Sina

Andao handroso tahakan'i Sina MAHAY NY ZAVATRA REHETRA AHO AO AMIN'ILAY MAMPAHERY AHY. ”Filipiana 4:13

19/08/2026

Finaritra daholo indray🤗,Misy ireo fandrosoantsika izay miankina amintsika tsirairay ihany,mila mandroso foana anefa isika isanandro fa tsy afaka mijanona sahia ary mandroso mankany @ tsara hatrany e!”tsy ny namanao no hifaninanano hono fa ny tsara vitanao omaly” Samia mba mizara izay fandroana afaka hanampiana ny namany,(eo ilay hoe fihovana toe-tsaina ve?🤔sns…)zarao raha hitanao mety hanokatra ny fomba fijerin'ny hafa…)🙏

15/08/2026
28/07/2026

Ny hafa tsy mitsahatra mamokatra zava-baovao isika ity mbola mifanenjika am mpangalatra olona sy ny mpanondrana volamena antsokosoko…60taona aty aoriana🤔, Inona ny vahaolana raha ny fahitanao? Tena ny mpitondra ihany tokoa ve no olana? mba lazao izay ao antsainao hoe?

12/07/2026

Nofiko hono izany hoe🤔 efa any madagasikara ity masinina handehanako ity 🙏ny lokony aloha efa any😊 ilay maintso fotsy mena😊mba mendrika ny malagasy kosa ny hanana zavatra tsara toa itony o?sa ahoana hoy ianao? Nosy manankarena,mitoetra ambony harena… jereo anie fa miazakazana izao tontolo izao hiditra eto amintsika haka ny anjarany…Mifoaza am torimaso lalina ry malagasy!!!

05/07/2026

Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy dia hahavery izany; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko, dia izy no hamonjy izany. Lioka 9:24

03/07/2026

Tadidio fa tsy misy lehibe noho ny toe-tsainao ao anatinao ao…ny Fanahy 、io
no afaka hanandratra anao farany ambony na koa hampidina anao farany ambany🤔

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andao handroso tahakan'i Sina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category