04/06/2026
🙏 FISAORANA SY FANKASITRAHANA NO ATOLOTRAY NY VAHOAKAN'NY FIANARANTSOA NAMALY NY FANASANA.
🙏 Isaorana manokana
- Ny manam-pahefana nanome alalana
- Ny Tarika ROSSY
- Ny mpanohana ofisialy Tsivahiny spirit
- Ny mpiaramiasa nandritra ny hetsika:
🎈Biobella Mada eo Anjoma
🎈Papier Plus Ampasambazaha
🎈Yas Madagascar
🎈Giraffe Fripperie eny Tambohobe
🎈Hotel Restaurant Zomatel
- Ireo Haino aman-jery rehetra niara-nisalahy
- Ireo ekipa mavitrika:
♦ Scanneurs de billet, Hotesses et Hote FDSP, NGITA KA MANJA, Responsable invitation. CAMEL
♦ DJ Natolotra et Animateur Hermann
♦ Artistes locaux: AYDAN BOY, AMKAYNO ZICOSTARAY, JOUVEZO, SISTER DANCE
♥ Ny ekipa COM rehetra indrindra ny facebooker tarihin'i Dominique Gilberto Safidiniaina sy Prisca Razanakolona
- Ireo Mpikambana rehetra ato , indrindra ny ZONE SUD.
Ny ARIVO LAHY TSY MATY INDRAY ANDRO. Mirary soa antsika aby
📷 iphone Mamiarisolo