29/10/2025
📢 INSCRIPTION CONCOURS 2ème VAGUE 📢
Hilazana isika fa efa misokatra ny fisoratana anarana amin’ny Concours Deuxième Vague hidirana Formation de Technicien Supérieur. (Première année)
Ny entina misoratra anarana:
- Fanamarinana ny nahafahana BACC
- CIN na Carte d’Identité scolaire
- Droit d’inscription: 20.000ar
Amin’ny 8 ora ka hatramin’ny 11 ora sy sasany ny fandraisana fisoratana anarana.
“Olo mahay, tsy very mandeha”