27/04/2026
๐พ๐ค ๐๐ข๐๐๐โ๐๐๐๐๐๐๐: ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ฆ-๐๐จ๐ค๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ญ๐จ ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐.
๐ 27 Aprily 2026, Anosy โ Nanatanteraka fitsidihana ara-pomba fanajana anโAndriamatoa RAMINDO Gaรซtan, Minisitry ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, ny solontenanโny Vondrona BRAVURA.
๐ฌ Nodinihina nandritra ny fihaonana ny fomba hahafahana mampiroborobo ny sehatry ny fambolena eto Madagasikara, ka ๐ญ๐๐ฉ๐๐ค๐ ๐๐ ๐ก๐ข๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ก๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐๐ซ๐๐ก๐-๐ฆ๐ข๐๐ฌ๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ญ๐ฒ ๐๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ข๐ญ๐ฒ.
๐จโ๐พ Ao anatinโizany fiaraha-miasa izany, omena lanja manokana ny tantsaha mpamokatra aminโny alalanโny โ๐๐ ๐ซ๐ข๐๐ฎ๐ฅ๐ญ๐ฎ๐ซ๐ ๐๐จ๐ง๐ญ๐ซ๐๐๐ญ๐ฎ๐๐ฅ๐ฅ๐โ, izany hoe fifanarahana mazava eo aminโny mpamboly sy ny mpividy, ho fanamafisana ny fiaraha-miasa akaiky aminโizy ireo.
๐ฑ Ao anatinโny vina fohy ezaka dia kendrena ny:
* hampitombo ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐๐ซ๐ฒ
* hanatsara ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฅ๐๐ฏ๐๐ง๐ข๐ฅ๐
* hampiroborobo ny ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐๐๐ซ๐ฒ ๐ก๐จ ๐ฌ๐ข๐ซ๐๐ฆ๐๐ฆ๐ฒ
* hanamafy ny ๐๐๐ง๐จ๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐๐ง๐ฃ๐จ ๐ก๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐ค๐
* hampivelatra ny sehatry ny ๐ฆ๐๐ง๐๐ค๐ ๐ฉ๐๐ฅ๐ฆ๐ข๐๐ซ
* ary hampitombo ny ๐๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ๐ฆ-๐๐ข๐๐ฒ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐๐ฅ๐๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ค๐๐ญ๐ฌ๐๐ค๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ฌ๐จ๐ฃ๐, hiarahana aminโny tantsaha eto an-toerana
๐ฏ Ireo hetsika ireo dia mikendry ny hanamafy ny famokarana sy ny rojom-pihariana, ho fampandrosoana maharitra ny sehatry ny fambolena.
ยซ ๐
๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ, ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ก๐๐ฅ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ ยป