Direction Régionale de la Santé Publique Itasy

Direction Régionale de la Santé Publique Itasy Direction Régionale de la Santé Publique Itasy

𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲🗓️04 𝐌𝐚𝐢 202...
04/05/2026

𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐧𝐨𝐭𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚𝐢𝐧'𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲

🗓️04 𝐌𝐚𝐢 2026
📍𝐁𝐮𝐫𝐞𝐚𝐮 𝐑𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧 𝐈𝐭𝐚𝐬𝐲

✍️Toy ny fanao isaky ny alatsinainy voalohan'ny volana dia nanatanteraka fananganan-tsaina ny mpiasa rehetra eo anivon'ny sampandraharaham-panjakana eto Miarinarivo Itasy.
✨Nitarika izany Andriamatoa Lehiben'ny Fileovana Miarinarivo sy Ramatoa Lehiben'ny Faritra Itasy mpisolo toerana.

📎Teboka maromaro no nifampizarana nadritra izany

✅Fampahafantrana ny fisian'ny fanendrena ny Lehiben'ny Faritra vaovao
✅Fisaorana tamin'ny fiaraha-miasa tamin'i Ramatoa Lehiben'ny Faritra Mpisolo toerana teo aloha
✅Fampahafantarana ny fankalazana ny faha 55 taona kaominina renivohitra Miarinarivo
✅Fampahafantarana ny fanaovam-bakisiny mpox izay misokatra ho an'ny rehetra
✅Fampahafantarana ny hetsika ho fanokafana ny cantine scolaire sy fanamafisana fahaiza-manaon'ireo mpampianatra mba hampiakarana ny fari-pahaizan'ireo mpianatra any an-tsekoly
✅Fampahafantarana ny hetsika fizarana kopia faobe.

𝑵𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒅𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 𝒆𝒕𝒐 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒕𝒂𝒓𝒊𝒉𝒊𝒏-𝒅𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑻𝒂𝒍𝒆𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑭𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚.

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐣𝐢𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀ 𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐧𝐚 "𝐡𝐞𝐦𝐨𝐩𝐡𝐢𝐥𝐢𝐞"🗓️ 17 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥 2026Anisany nanamarika izany ny teo anivo...
17/04/2026

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐡𝐨 𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐣𝐢𝐧𝐢𝐡𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀ 𝐥𝐚𝐯𝐚 𝐧𝐚 "𝐡𝐞𝐦𝐨𝐩𝐡𝐢𝐥𝐢𝐞"

🗓️ 17 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥 2026

Anisany nanamarika izany ny teo anivon'ny CHRR Itasy tamin'ny alalan'ny fitiliana, teo ihany koa ny fandraisana an-tanana.

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒊𝒛𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑨𝒓𝒊𝒗𝒐𝒏𝒊𝒎𝒂𝒎𝒐, 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚"📌𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬...
02/04/2026

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒊𝒛𝒂-𝒎𝒂𝒏𝒂𝒐𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒔𝒂𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑨𝒓𝒊𝒗𝒐𝒏𝒊𝒎𝒂𝒎𝒐, 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚"

📌𝐅𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐟𝐨𝐝𝐲 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐬𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐯𝐞𝐫𝐞𝐳𝐚𝐧-𝐝𝐫𝐚̀ 𝐚𝐨𝐫𝐢𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚, 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐡𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐞𝐭𝐬𝐞𝐡𝐚𝐧-𝐣𝐚𝐳𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚📌

🎯Tontosa ny 01 avril 2026 ny fampiofanana ny Chef CSB rehetra sy ny RSRD izay notarihin'ny avy ao amin'ny Sampandraharana misahana ny fiterahana hieren-doza sy fandrindrana ny fiainam-pianakaviana eo anivon'ny Fitaleavana misahana ny Fahasalaman'ny Fianakaviana, Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

🎯 Tanjona lehibe amin'izany ny fampihenana ny taha-pahafatesan'ny reny sy ny zaza

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒇𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒌𝒊𝒔𝒊𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑴𝑷𝑶𝑿,  𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐"📌Tontos...
02/04/2026

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒇𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒌𝒊𝒔𝒊𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑴𝑷𝑶𝑿, 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑴𝒊𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒓𝒊𝒗𝒐"

📌Tontosa anio 2 Aprily 2026 tao amin'ny CSBU Miarinarivo ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy ny vakisiny amin'ny MPOX ho an'ny Distrika Miarinarivo

📍Nanotrona izany Atoa Lehiben'ny Fileovana Miarinarivo, Rtoa Lehiben'ny Faritra Itasy Mpisolo toerana, Atoa Lefitry ny Ben'ny Tanana Miarinarivo Ambonivohitra, ny Médecin Inspecteur sy ireo mpiasan'ny fahasalamana maro tonga nanao vakisiny ary ny solotenan'ny mpiara-miombon'antoka OMS.

"𝑺𝒂𝒇𝒊𝒅𝒚 𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂, 𝒂𝒍𝒆𝒐 𝒎𝒊𝒔𝒐𝒓𝒐𝒌𝒂 𝒕𝒐𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒔𝒂𝒃𝒐"

🅰🅳🆈 🅰🅼🅸🅽'🅽🆈 🅰🆁🅴🆃🅸🅽🅰 🅼🅿🅾🆇✅Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka✅Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy✅Farimpiadidim...
31/03/2026

🅰🅳🆈 🅰🅼🅸🅽'🅽🆈 🅰🆁🅴🆃🅸🅽🅰 🅼🅿🅾🆇

✅Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka
✅Fitaleavam-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy
✅Farimpiadidim-pahasalamana Arivonimamo
✅CSB2 Ambohipandrano

👉 Nidina teny anivon'ny fokontany ireo tompon'andraikitra isan-tsokajiny (Maire, Chef CSB, Chef Fokontany, AC) nandriatra ny fivoriam-pokontany tao Ambohimanarivo ny 31 MArs 2026

📌Nanao fanentanana momba ny Mpox sy ny fiarovana tokony ho atao.
📌Ny fanantonana CSB manao ireo andiam-bakisiny maimaimpoana
📌Fampirisihina ny olona hanangana WC, sy ampiasa izany.

𝑺𝒂𝒓𝒐𝒃𝒊𝒅𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂, 𝒂𝒍𝒆𝒐 𝒎𝒊𝒔𝒐𝒓𝒐𝒌𝒂 𝒕𝒐𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒊𝒕𝒔𝒂𝒃𝒐

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒇𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒌𝒊𝒔𝒊𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑴𝑷𝑶𝑿,  𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑨𝒓𝒊𝒗𝒐𝒏𝒊𝒎𝒂𝒎𝒐"📌Tontos...
31/03/2026

"𝑭𝒂𝒏𝒐𝒌𝒂𝒇𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒇𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒐𝒇𝒊𝒔𝒊𝒂𝒍𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒎-𝒃𝒂𝒌𝒊𝒔𝒊𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒅𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑴𝑷𝑶𝑿, 𝑭𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑰𝒕𝒂𝒔𝒚, 𝑫𝒊𝒔𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝑨𝒓𝒊𝒗𝒐𝒏𝒊𝒎𝒂𝒎𝒐"

📌Tontosa ny 30 Mars 2026 tao Arivonimamo ny fanokafana amin'ny fomba ofisialy fanaovana vakisiny miady amin'ny MPOX.

📍Mijoro ho modely ara-pahasalamana ireo lehiben'ny fahasalamana tany an-toerana sy ireo mpitondra fanjakana ka nanao vakisiny.

🩺𝑭𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒐𝒌𝒊𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂🩺📌Toy ny fanao isam-bolana dia manatanteraka fizaham-pahasalamana ma...
26/03/2026

🩺𝑭𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏'𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒛𝒐𝒌𝒊𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂🩺

📌Toy ny fanao isam-bolana dia manatanteraka fizaham-pahasalamana maimaimpoana ireo zokiolona ny avy ao @ CHRR Itasy ny 25 Mars 2025.

🧙🧙‍♂️Mavitrika sy velom-pisorana ireo farany amin'ny fijerena manokana azy ireo 🙏 ny mpiasa mandray am-pitiavana sy mihaino ❤️

🫁𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒊𝒂𝒅𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑻𝒊𝒃𝒆𝒓𝒌𝒊𝒍𝒂𝒐𝒛𝒚🫁🎤Fandaharana manokana tamin'ny radio no anisany nanamar...
25/03/2026

🫁𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒊𝒂𝒅𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑻𝒊𝒃𝒆𝒓𝒌𝒊𝒍𝒂𝒐𝒛𝒚🫁

🎤Fandaharana manokana tamin'ny radio no anisany nanamarihana izany teto Miarinarivo

🎧Niresahana ny oe inona ny aretina tuberculose, ny fomba fifindrany, ny fisehon'ny aretina, ny antony tokony hanatonana tobim-pahasalamana, ny fitiliana, ny fitsaboana ,ny fanafody, ny fanaraha-maso, ny fiaraha-mientana amin'ny fanatanterahana ny loha- hevitra "𝑯𝒐 𝒇𝒐𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒓𝒆𝒕𝒊𝒏𝒂 𝒕𝒊𝒃𝒆𝒓𝒌𝒊𝒍𝒂𝒐𝒛𝒚, 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒆𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒗𝒂𝒉𝒐𝒂𝒌𝒂"

24/03/2026
"𝑭𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒅𝒓𝒂𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒌𝒐𝒓𝒂 𝒔𝒊𝒎𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒂𝒌𝒐 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑻𝒐𝒃𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂"🎈Atrik'asa izay tonto...
23/03/2026

"𝑭𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒓𝒂-𝒅𝒓𝒂𝒓𝒊𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒌𝒐𝒓𝒂 𝒔𝒊𝒎𝒊𝒌𝒂 𝒔𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒇𝒂𝒌𝒐 𝒆𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏'𝒏𝒚 𝑻𝒐𝒃𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂"

🎈Atrik'asa izay tontosaina eto Miarinarivo ny 23 - 27 Mars 2026.

📌Tonga nanokatra tamin'ny fomba ofisialy ny atrik'asa Ramatoa Talem-paritry ny Fahasalamam-bahoaka Itasy sy Ramatoa Lehiben'ny Sampan-draharaha momban'ny Fahasalamana sy ny Tontolo iainana eo anivon'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka.

🪄Mandray anjara amin'izany ireo avy amin'ny tobim-pahasalamana fototra sy hopitaly lehibe ato amin'ny Faritra sy avy any Antananarivo, ny LA2M, avy amin'ny Service de District de Santé Publique Arivonimamo, Miarinarivo, Soavinandriana sy ny Direction Regionale de la Santé Publique Itasy.
Mitarika ny fiofanana ny avy ao amin'ny sampandraharaha momba ny fahasalamana sy ny tontolo iainana eo anivon'ny Fitaleavana ny Fampiroboroboana ny fahasalamana ao amin'ny Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka.

💦Pour une population saine vivant dans un environnement sain💦

23/03/2026

Address

Enceinte Hôpital
Miarinarivo
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Santé Publique Itasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share