Kal'Ain Lalaina

Kal'Ain Lalaina Vonona hapandroso

Asa fa tsy kabary fona hoy aho aminareo, teto amin’ny Commune Zomabealoka indray no nifampitaona ny ekipan’ny Lalaina Ka...
11/05/2026

Asa fa tsy kabary fona hoy aho aminareo, teto amin’ny Commune Zomabealoka indray no nifampitaona ny ekipan’ny Lalaina Kal’Ain sy ny vatan dehilahy teo antanana nifanome tanana amin’ny fanamboarandalana, tombontsoa hiombonana ny fampiasana lalana ary lalandra mampifandray ny faritra. Hisaorana era-po sy era-tsaina ireo rehetra nifanome tanana, hitohy hatrany izao hetsika izao amin’ireo faritra rehetra manodidina, tsy hisy commune ho farany intsony aty Itasy manomboka zao, ndao hiray hina, ndao hifanolo-tanana, Lalaina Kal’Ain

Asa fa tsy kabary, tonga niara-nisalahy sy nanentana ary nitondra fanampiana ireo vatan-dehilahy tao amin’ny Commune Soa...
04/05/2026

Asa fa tsy kabary, tonga niara-nisalahy sy nanentana ary nitondra fanampiana ireo vatan-dehilahy tao amin’ny Commune Soavimbazaha tamin’ny asa fanamboaran-dalana i Lalaina Kal’Ain ny Zoma 01 Mai teo. Ny lalalana tokoa no lalandra mampitohy sy mampivoatra ny toekaren'ny faritra anakiray ka dia natao tamin’ny fo feno fitiavana izany ary dia nentanina ireo vatan-dehilahy marobe, miainga amin’ny finiavana isambatan’olona tokoa ny fototra ny fampandrosoana. Mankasitraka hatrany zalahy ah, Lalaina kal’Ain

Fanehoana an-tsary fankalazana ny faha 15 taonan’ny Auto Ecole Noro sy ny fanokafana ny sampampianaran’asa ambony RAZANA...
28/04/2026

Fanehoana an-tsary fankalazana ny faha 15 taonan’ny Auto Ecole Noro sy ny fanokafana ny sampampianaran’asa ambony RAZANATSON tao Analavory, izay niarahana niasa tamin’ny Kaominina Analavory sy ny Orinasa Kal’Ain. Tontosa ny maraina Asabotsy 25 Aprily 2026 ny fankalazana sy ny fanokafana izay nanasana ireo olona manankaja sy mpitantana ary lehibe teo amin’ny faritr’Itasy. Nitohy ny Alahady 26 Aprily 2026 2026 iany koa ny fankalazana.
Niavaka tamin’ny seho nisy hatramin’izay tokoa ny seho satria dia nisy ny fandraisana anjara mivantana niarahana tamin’ireo vahoaka marobe tonga nanotrona, nisy ny kilalao maro samihafa ary nahazahoana loka maro samihafa isan’izany ny loka 200 000 Ar hoan’ny voalohany tamin’ny hazakazaka cyclo pousses, loka Ecran plat tamin’ny fisarihana ny Tombola, loka 500 000 ar hoan’ny mpilalao baolina kitra nivoka mpandresy,300 000 ar hoan’ny faharoa, ny fizarana Yaourt Kal’Ain tamin’ny sehetra maro samihafa. Afa-po ny mpikarakara, ary eto dia miala tsiny miondrika ambany dia ambany tompoko raha nisy ny olana kely teny atsefatsefany teny, manao zavatra tsy mora ary mbola vonona hanarina izay lesoka rehetra izahay. Misaotra tompoko, Lalaina Kal’Ain

Isaorana manokana ireo mpanohana marobe : Magazay COSMOS - Cecam - Commune Analavory - Société Kal'Ain - Jovenna - Ny Havana - Palma dOr Hotel - Caisse d'epargne Madagascar - Auto Ecole Noro

Akon’ny fankalazana ny fetin’ny P***a 2026 niarahana tamin’ny Lalaina Kal’Ain sy ny ekipany ary VOI Mitsinjo sy ny fokon...
09/04/2026

Akon’ny fankalazana ny fetin’ny P***a 2026 niarahana tamin’ny Lalaina Kal’Ain sy ny ekipany ary VOI Mitsinjo sy ny fokontany Atsapanimahazo tao amin’ny kianja maintso Mandrevo, hafaliana kiakiaka, tsy mbola nisy toy izany hatramin’izay ny fiarahana nilalao, nandiha, nihira, nifety tsy hay ny tsy hisaotra ny ekipa, ny mpiara miasa ny sonorisation, ny rehetra tonga na teo antoerana na ny tany amin’ny toerana hafa, misaotra misaotra
Lalaina Kal’Ain

Taorian'ny commune Miarinarivo 2 dia mitoy hatrany ny asa fanamboaran-dalana niarahana tamin’ny LALAINA KAL'AIN teto dia...
09/04/2026

Taorian'ny commune Miarinarivo 2 dia mitoy hatrany ny asa fanamboaran-dalana niarahana tamin’ny LALAINA KAL'AIN teto dia fiaraha-miasa tamin’ny Commune Analavory tao Andakana fokontany Soaronono.
Lalana mampitohy région 2 sy commune maromaro izay nampikaikaika ny mpampiasa lalana rehetra. Vatandehilahy maro dia maro no nanohina ny antso, Ary antsitra-po tanteraka sy ampitiavana tanteraka ny nanatanterahana ny asa, hitoy hatrany ny asa any amin’ireo commune manodidina, hoavy tsy ho ela Kal’Ain

Eh aza adino ny fotoana tsika amin'ny alatsinainy pasaka ao amin'ny kianja maintso Mandrevo, hiarahana amin'ny Kal'Ain s...
30/03/2026

Eh aza adino ny fotoana tsika amin'ny alatsinainy pasaka ao amin'ny kianja maintso Mandrevo, hiarahana amin'ny Kal'Ain s'y ny ekipany, hisy kilalao Maro isan karazany, loka Marobe ho zaraina, hira hira karaoke, zavapisotro isan karazany, tongava Maro fa tsy anenina ianao

Tatitra sy hetsika niarahana tamin’i Kal’Ain ny Asabotsy 28 Marsa 2026Mitohy hatrany ny fizarana traikefa sy fanomezan-d...
30/03/2026

Tatitra sy hetsika niarahana tamin’i Kal’Ain ny Asabotsy 28 Marsa 2026

Mitohy hatrany ny fizarana traikefa sy fanomezan-danja ny faritr’Itasy miaraka amin’i Zoky Kal’Ain. Natomboka tamin’ny fanamboaran-dalana teo amin’ny Kaominina Miarinarivo 2 : nizara section 3 ny asa isaky ny tanana voakasika, vatan-dehilahy maro dia maro no tonga nanohina ny antso tsy nisalasala fa antsitra-po tanteraka no nanatanterahana ny asa, fisaorana mitafotafo kosa no natolotr’izy ireo an’i Zoky Kal’Ain sy ireo mpiara-miombonantoka ary mpanohana tamin’ny fampitaovana sy ny fanomezana lanja ny tananana.

Nitohy tamin’ny Conférence mitondra ny lohateny hoe: Le vrai leadership en 2026 ny hetsika, vory lanona iany koa ireo tanora, liana sy vonona niara nientana ho tonga mpitantana mahomby, mankasitraka ireo mpizaika rehetra ary koa ireo mpanohana ity fihofanana ity.

Rehefa vita izany rehetra izany dia nofaranana tamin’ny fialmboly ny hetsika rehetra, niara-nifaly sy nilalao ka faly sy ravo avokoa, ny masoandro maty no nampalahelo ary nalaina nisaraka ny rehetra.
Aza adino iany koa ny hetsika Alatsinainy p***a hiarahana amin’ny Kal’Ain sy ny ekipany ao kianja maintso Mandrevo, hisy kilalao maro isankarazany sy fampisehoana iany koa ka tongava maro.
HItohy hatrany io hetsika io manerana ny distrikan’ny Miarinarivo fa arao tsy tapaka ny pejy hoanareo any Anosibe Ifanja, Manazary, Mandiavato, Analavory, Ambatomanjaka, Zoma be aloka sy ny sisa tsy voatanisa, hoavy izahay fa araho hatrany ny pejy.

Lalaina Kal'Ain - Tiako ny tananako!!!!

Akon’ny Fankalazana ny 08 Marsa 2026 : - Mandiavato, tsy hadinon’i Lalaina Kal’Ain ny fanampiana ireo vehivavy ary nanom...
09/03/2026

Akon’ny Fankalazana ny 08 Marsa 2026 :
- Mandiavato, tsy hadinon’i Lalaina Kal’Ain ny fanampiana ireo vehivavy ary nanome baolina kitra sy Ondry matavy iray hoan’ny mpandresy tamin’ny lalao fifanitsanana baolina kitra.
- Dia nitohy tao Analavory ihany koa ny fankalazana ny 08 marsa 2026 nanolotra lelavola 700 000 ar sy ranomboazo hoan’ireo mpizaika rehetra ihany koa ny tenany niaraka tamin’ny auto écolo Noro sy ireo vehivavy tao Analavory moa izany fankalazana izany
Mirary soa anareo andriam-bavilanitra rehetra hatrany.

Lalaina Kal'Ain

25/11/2025

MIARINARIVO MODE IA

Miarinarivo est le chef-lieu de la région Itasy, située dans les Hautes Terres centrales de Madagascar. La ville est également le chef-lieu du district homonyme.
Géographie et Administration

Emplacement : Miarinarivo se trouve à environ 88 kilomètres de la capitale Antananarivo, sur la Route Nationale 1 (RN1), ce qui en fait un point de passage important dans la région.
Région Itasy : La région Itasy est connue pour son paysage volcanique unique, marqué par de nombreux cônes volcaniques et le vaste lac Itasy, l'un des plus grands lacs des Hautes Terres. Le centre géographique de Madagascar serait situé sur un piton rocheux au milieu de ce lac (le rocher de la Vierge).

Économie et Population

Économie : L'économie locale est fortement axée sur l'agriculture, la région étant souvent considérée comme un "grenier" pour Antananarivo. Cependant, la région fait face à des défis de développement importants, notamment la pression sur les ressources en terres et en eau.
Population : En 2018, la population de la commune urbaine de Miarinarivo était estimée à environ 13 100 habitants. La population de la région Itasy dans son ensemble est majoritairement rurale.

Tourisme et Sites d'Intérêt
La région environnante offre plusieurs attractions naturelles liées à son activité volcanique passée :

Lac Itasy : Idéal pour des excursions et pour découvrir le centre géographique de l'île.
Geysers : Des geysers naturels, près de la rivière Massie, émettent des eaux chargées en minéraux, formant des concrétions colorées.
Cascade d'Andriambola : Un site naturel d'intérêt touristique situé à Miarinarivo.
Randonnée : La région offre des opportunités pour des randonnées à travers ses paysages volcaniques verdoyants.

Miarinarivo est une commune urbaine qui sert de centre administratif et économique au cœur de cette région naturelle et agricole de Madagascar.

Tohizo ny ezaka, aza kivy manana vina, mitohy fona ny fampihofanana ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina, sy fanatavezan...
17/11/2025

Tohizo ny ezaka, aza kivy manana vina, mitohy fona ny fampihofanana ny fiompiana akoho gasy nohatsaraina, sy fanatavezana kisoa manaraka ny fomba moderina, araho hatrany ny fandaharam-potoana:

✅Talata 18 Nov 2025
👉09 Ora maraina : Soavimbazaha
👉01 Ora tolakandro: Zoma bé aloka
✅Alarobia 19 Nov 2025
👉09 Ora maraina : Ambatomanjaka
✅Alakamisy 20 Nov
👉09 Ora maraina : Mandiavato
👉01 Ora Tolakandro : Soamahamanina
✅Zoma 21 Nov 2025
👉09 Ora maraina : Manazary
✅Sabotsy 22 Nov 2025
👉08 Ora Sy sasany : Mandiavato
👉03 Ora Tolakandro : Andolofotsy
✅Alatsinainy 24 nov 2025
👉09 Ora mamraina: Analavory
✅Talata 25 Nov 2025
👉09 Ora maraina : Antoby
✅Alarobia 26 nov 2025
👉01 Ora Tolakandro : Miarinarivo
✅Zoma 28 Nov 2025
👉09 Ora maraina : Sarobaratra
👉01 Ora Tolakandro : Anosibe Ifanja

😍🥰👊🫶👍🤟🤘TONGAVA MARO 😍🥰👊🫶👍🤟🤘

Izay kely ananako foiko hoan'ny namako sy havako ary zaraiko ahasoa ny tananako: Lalaina Kal'Ain

Allo Allo, Tontosa soamatsara ny fampihofanana fiompiana akoho gasy nohatsarana s'y ny fanatavezana kisoa manaraka ny to...
16/11/2025

Allo Allo, Tontosa soamatsara ny fampihofanana fiompiana akoho gasy nohatsarana s'y ny fanatavezana kisoa manaraka ny toetrandro Teo amin'ny commune 14 eto amin'ny distrikan'ny Miarinarivo. Toy izao indray ny fotoana manaraka
Alatsinainy 17 Nov Alatsinainy kely @ 9 Ora maraina
Talata 18 Nov Soavimbazaha @ 9 Ora maraina
@ 1 Ora Zoma bé aloka
Alarobia 19 Nov Ambatomanjaka @ 9 Ora maraina
Alakamisy 20 Nov Soamahamanina Sy Mandiavato
Zoma 21 Nov Manazary @ 9 Ora maraina
Sabotsy 22 Nov @ 8 Ora Sy sasany Mandiavato @ 3 Ora Andolofotsy
Alatsinainy 24 nov @ 9 Ora Analavory
Talata 25 Nov @ 9 Ora Antoby
Alarobia 26 nov @ 1 Ora Miarinarivo I Sy II
Zoma 28 Nov @ 9 Ora Sarobaratra
@ 1 Ora Anosibe Ifanja
TONGAVA MARO

Address

Ambony Atsimo
Miarinarivo
117

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kal'Ain Lalaina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share