05/08/2026
โถ๏ธ Tonga ireo fitaovana entina hanampiana amin'ny fanarenana haingana ny tsena sy hanamorana ny fiverenan'ny mpivarotra amin'ny asa fivelomany eto Bazar kely Toamasina avy amin'ny fitondram-panjakana toy ny:
๐Tรดles 5000
๐ Ciment 96 tonnes avy amin'ny anaran'ny Filoha manokana
๐ Tรดles 500 avy amin'ny orinasa SMMC
๐ Tรดles 2000 avy am BNGRC
๐ Fantsika
โถ๏ธ Eto dia misaotra manokana ny Filohan'ny fanavaozana ny Rรฉpoblika Madagasikara ny Kolonely Michaรซl RANDRIANIRINA tamin'ny fitsinjovana ireo mpivarotra mba ahafahana manarina aingana ireo tsena niharam-boina. Irina mba hitsangana faran'izay aingana ireo tsena mba ahafahan'ny vahoaka miarina sy manohy ny velontenany.
โถ๏ธ Ny UCR Unitรฉ de Coordination pour la Reconstruction izay tarihin'ny Jeneraly RAZAFINDRATOVO Ramasy Heritiana sy ny Solombavambahoaka voafidy teto Toamasina voalohany Andriamatoa Rolland Ratsiraka ary ny Ben'ny tananan'i Toamasina Alain Andriafanomezantsoa no nanolotra izany ho an'ireo mpivarotra androany folakandro.