Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava

Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava Centre des Jeunes

01/10/2026

🎥 Akon'ny fankalazana ny Andro Manerantany ho an'ny Fahaiza-manaon'ny Tanora teto amin'ny Faritra Bongolava

(Source: TVM Tsiroanomandidy)

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany
Alain Désiré Rasambany
Faritra Bongolava Ofisialy

29/09/2026
Iza indray ny Tovovavy hisolontena ny Faritra Bongolava any amin'ny Miss world Madagascar👑 amin'ity taona ity ? Mandrais...
29/09/2026

Iza indray ny Tovovavy hisolontena ny Faritra Bongolava any amin'ny Miss world Madagascar👑 amin'ity taona ity ?
Mandraisa anjara fa sao ianao no hisalotra ny Miss Bongolava 2026 👑

📝 Mitohy ny fisoratana anarana amin'ny casting hatramin'ny Zoma 02 octobre 2026 izao.

👑✨ É𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 – 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝟐𝟎𝟐𝟔✨👑🟥 FANAZAVANA : Ny fifaninanana Miss Bongolava 2026 dia tafiditra...
26/09/2026

👑✨ É𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 – 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝟐𝟎𝟐𝟔✨👑

🟥 FANAZAVANA :

Ny fifaninanana Miss Bongolava 2026 dia tafiditra ao anatin'ny hetsika Fankalazana ny Andro Iraisam-pirenana ho an'ny Zatovovavy 2026 eto amin'ny Faritra Bongolava Ofisialy izay karakarain'ny Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava hiaraha-miasa amin'ny comité Miss Bongolava Ofisialy

Ity fifaninanana ity dia hifantenana ny Tovovavy hisolontena ny Faritra Bongolava amin'ny élection Miss Madagascar izay ho tanterahana amin'ny volana décembre 2026 izao.
Marihana fa ny élection Miss Madagascar dia fifantenana ny Tovovavy hisolontena an'i Madagasikara amin'ny Élection Miss Monde.

✅ Koa ho anao Tovovavy eto amin'ny Faritra Bongolava maniry handray anjara amin'ity élection Miss Bongolava 2026 dia efa misokatra ny fisoratana hatramin'ny Zoma 02 octobre 2026 izao.

📍Fanazavana Fanampiny 👉 https://www.facebook.com/100069339544160/posts/1416584457329526/?app=fbl

✨  Ora vitsy sisa dia hanomboka ny lalao voalohany ho an’i 🇲🇬 Madagasikara⚽ 🇳🇬 Nigeria VS 🇲🇬 Madagasikara   🕖 07 ora har...
25/09/2026

✨ Ora vitsy sisa dia hanomboka ny lalao voalohany ho an’i 🇲🇬 Madagasikara

⚽ 🇳🇬 Nigeria VS 🇲🇬 Madagasikara

🕖 07 ora hariva – Zoma 25 Septambra 2026

💪 ISIKA REHETRA MIARAKA AMIN’NY BAREA! 🏆🔥

👑✨ É𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 – 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝟐𝟎𝟐𝟔✨👑À l’occasion de la Journée Internationale des Jeunes Filles, la ...
22/09/2026

👑✨ É𝐋𝐄𝐂𝐓𝐈𝐎𝐍 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 – 𝐏𝐎𝐔𝐑 𝐌𝐈𝐒𝐒 𝐌𝐀𝐃𝐀𝐆𝐀𝐒𝐂𝐀𝐑 𝟐𝟎𝟐𝟔✨👑

À l’occasion de la Journée Internationale des Jeunes Filles, la Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava , en collaboration avec le comité Miss Bongolava Ofisialy , lance officiellement l’appel à candidatures pour l’Élection Miss Bongolava 2026. 🌸🇲🇬

🌟 Beauté • Engagement • Développement
Nous recherchons des jeunes filles ambitieuses, engagées et prêtes à représenter fièrement la Région Bongolava à Miss Madagascar 2026.

📌 Conditions principales :
👩 18 à 25 ans
📏 Taille minimale : 1,65 m
🎓 Niveau minimum : Baccalauréat
📍 Être originaire de la Région Bongolava
✨ Aucun tatouage visible

📄 Dossier : CV + photo en pied + formulaire d’inscription à récupérer à la Maison des jeunes ou à demander sur WhatsApp

📍 *Inscription : Maison des Jeunes de Tsiroanomandidy
📱 WhatsApp : +261 76 242 90
☎️ Contact : 038 82 573 35 / 034 84 722 00

⏳ DATE LIMITE D’INSCRIPTION : VENDREDI 02 OCTOBRE 2026

💖 « Des jeunes filles d’aujourd’hui, les femmes leaders de demain ! »

👉 Candidatez ou partagez cette publication pour donner l’opportunité aux jeunes talents de Bongolava de rayonner !

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Faritra Bongolava Ofisialy

💁🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐓𝐎𝐕𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 🇲🇬👩 🗓️ ZOMA 23 OKTOBRA 2026 ...
22/09/2026

💁🇲🇬 𝐅𝐀𝐍𝐊𝐀𝐋𝐀𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐙𝐀𝐓𝐎𝐕𝐎𝐕𝐀𝐕𝐘 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐁𝐎𝐍𝐆𝐎𝐋𝐀𝐕𝐀 🇲🇬👩

🗓️ ZOMA 23 OKTOBRA 2026
📍 Maison des jeunes Tsiroanomandidy

Ho fanamarihana izany dia hisy ny :
✅ Fizarana mikasika ny lohahevitra hoe : " NY FANALAHIDIN'NY NY FAHOMBIAZANA " 🔑💪
✅ Fanentanana mikasika ny fidioavana sy fahadiovana mandritran'ny fadimbolana (Hygiène Menstruelle) 🩸🫧
✅ Fiofanana fanamboarana "Serviette hygiénique lavable" 👩
✅ Tolotra ara-pahasalamana isan-karazany 🩺🧑‍⚕️
✅ Fifaninanana Miss Bongolava 👸
✅ Lalao isan-karazany 🃏

" 𝙃𝙊 𝙕𝘼𝙏𝙊𝙑𝙊𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙑𝙊𝙉𝙊𝙉𝘼 𝙃𝙄𝘼𝙏𝙍𝙄𝙆𝘼 𝙉𝙔 𝙃𝙊 𝘼𝙑𝙄𝙉𝙔 "

❌❌ TSY MISY VIDIM-PIDIRANA ❌❌

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Faritra Bongolava Ofisialy

𝐓𝐀𝐅𝐀𝐓𝐒𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀𝐋𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐏𝐎𝐓𝐒𝐘, 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐄𝐍𝐎𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎𝐁𝐄Notontosai...
21/09/2026

𝐓𝐀𝐅𝐀𝐓𝐒𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐋𝐀𝐍-𝐊𝐄𝐕𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐀𝐋𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐏𝐎𝐓𝐒𝐘, 𝐃𝐈𝐒𝐓𝐑𝐈𝐊𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐄𝐍𝐎𝐀𝐑𝐈𝐕𝐎𝐁𝐄

Notontosaina tamin’ny Alakamisy 17 Septambra 2026 tao amin’ny Tranompokonolona Andriampotsy ny fananganana ny Birao hitantanana ny Filan-kevitra Kaominalin’ny Tanora (CCJ - Conseil Communal de la Jeunesse) eo amin’ny Kaominina Ambanivohitra Andriampotsy, Distrikan’i Fenoarivobe, Faritra Bongolava.

🔰 Nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny Ben’ny Tanàna’ny Kaominina Andriampotsy Andriamatoa RAMAROSON Jean Ignace sy ny lefiny. Nohamafisiny nandritra ny lahateny izay nataony ny fampandraisan'andraikitra ny tanora eny ifotony ny CCJ.
Nitarika ny fotoana ny Tompon'andraikitra avy ato anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena eto Bongolava.

✅ Voafidy ho Filohan’ny Filan-kevitra Kaominalin’ny Tanora ao amin’ny Kaominina Andriampotsy i FENITRARIVO Christinah, Andriambavilanitra vonona hitondra ny anjara birikiny amin’ny fampandrosoana marolafy.

Mirary ireto Tanora mandray andraikitra ireo hahavita be amin’ny adidy izay nanolorany tena.

📍Mitohy hatrany ny fametrahana ny Filan-kevitra Kaominalin'ny Tanora eto amin'ny Faritra Bongolava ho fampandraisan'andraikitra ny Tanora eny ifotony.

Ministère de la Jeunesse et des Sports
Alain Rasambany

🔊 ANIO ITY FOTOANA ITY AN…!🔊👑 CONCOURS MISS VONONKANDRESY 2026🎶 & GRAND CONCERT ÉVANGÉLIQUE 🎶🎤 Hiaraka amintsika amin’it...
20/09/2026

🔊 ANIO ITY FOTOANA ITY AN…!🔊

👑 CONCOURS MISS VONONKANDRESY 2026
🎶 & GRAND CONCERT ÉVANGÉLIQUE 🎶

🎤 Hiaraka amintsika amin’ity fotoana miavaka ity ny TARIKA HENIKA !

📅 DIMANCHE 20 SEPTEMBRE
⏰ 14H
📍 TSIROANOMANDIDY – ESPACE MANAMPY
🎟️ PAF : 5 000 AR

🔥 Tongava maro, aza tonga irery fa ento ny namana !

𝟐𝟎 𝐒𝐄𝐏𝐓𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 🌍♻️ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐑𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 ♻️🌍Amin’ity andro natokana ho an’ny fanadiovana ity dia mi...
20/09/2026

𝟐𝟎 𝐒𝐄𝐏𝐓𝐀𝐌𝐁𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟔 🌍♻️ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 𝐌𝐀𝐍𝐄𝐑𝐀𝐍-𝐓𝐀𝐍𝐘 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐃𝐈𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 ♻️🌍

Amin’ity andro natokana ho an’ny fanadiovana ity dia miara-miasa amin’ i Yoma World , ny Green Rising Generation Unlimited, ny UNICEF Madagascarar ary ny Ministeran'ny Tanora sy ny Fanatanjahantena miaraka amin'ny Ministeran'ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy 🤝💚
Miara manentana sy manetsika antsika
tanora handray andraikitra amin’ny fikajiana ny tontolo iainana eto Madagasikara.

🌱🇲🇬 Ho fanamafisana izany dia manolotra FANAMBY (Challenge) ho an’ny tanora izahay, antsoina hoe:

🔥 CHALLENGE YOMA WCD 2026 🔥
(YOMA World Clean Up Day 2026 Challenge)

🙌 Afaka mandray anjara amin’ity fanamby ity avokoa ny tanora rehetra manerana an’i Madagasikara, ka ireto no atao amin’izany:
✅ Mandray andraikitra amin’ny ady amin’ny loto sy ny fiparitahan’ny plastika
✅ Manampy amin’ny fanatsarana ny fitantanana fako
✅ Mampivelatra ny fahalalana momba ny toetrandro sy ny tontolo iainana 🌍📖

🎯 Inona ny tombony amin’ny fidiranao ao amin’ny YOMA?

Ny fidiranao ao amin’ny YOMA dia ahafahanao:
📚 Manaraka fiofanana momba ny toetrandro sy ny tontolo iainana
🧹 Mitondra fanentanana eny anivon’ny fiarahamonina misy anao ary manatanteraka hetsika fanadiovana sy fanodinana fako
🎓 Mahazo Verifiable Credentials (VCs), taratasy fanamarinana manaporofo ny fahavitanao fiofanana sy ny fandraisanao anjara amin’ny hetsika fanadiovana 🌱🏆
🌟 Mampitombo ny traikefanao sy ny fahaiza-manaonao momba ny tontolo iainana

🚀 Ahoana no atao?
👉 Midira amin’ny rohy ary mandraisa anjara amin’ny fanamby: Yoma | Unlock Your Future

♻️🌱🌍

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Jeunesse et des Sports Bongolava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share