Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy

Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy Mahalala, mahay, mahavita

16/08/2026


๐Ÿ”ด Nihaona tamin'ireo mpitarika TIM faritra Anรดsy sy Androy ny mpandrindra nasionaly, Williamson Razafindrano, omaly asab...
16/08/2026

๐Ÿ”ด Nihaona tamin'ireo mpitarika TIM faritra Anรดsy sy Androy ny mpandrindra nasionaly, Williamson Razafindrano, omaly asabotsy 15 aogositra 2026.

โ™ฆ๏ธ Nitafa sy nifanakalo hevitra mahakasika ny fiainan'ny antoko ary nifampizara mahakasika ny raharaham-pirenena.

โ™ฆ๏ธ Nisy ihany koa ny fidiran'ny filohan'ny antoko TIM, ny filoha Marc RAVALOMANANA mivantana tamin'ny antso an-tarobia, nifandray tamin'ireo mpitarika.
โ™ฆ๏ธ Nozaraina ny "fiches d'adhesion" ary namafisina ny "fiches contact".

โžก๏ธ MIJORO, VELONA ARY MATANJAKA NY ANTOKO TIM ANร”SY SY ANDROY.

๐Ÿ“Œ 2006 : Nahafinaritra Antananarivo tamin'izany fotoana izany, saingy tonga ny gaboraraka ny 2009, potika ny tร nana.๐Ÿ“Œ Az...
15/08/2026

๐Ÿ“Œ 2006 : Nahafinaritra Antananarivo tamin'izany fotoana izany, saingy tonga ny gaboraraka ny 2009, potika ny tร nana.

๐Ÿ“Œ Azo atao no manova, isika ihany no heriny, avy amintsika ary hoantsika. Mitaky fahavononana izany, mitaky fahasahiana, mitaky firaisankina...

โžก๏ธ NY FANARAHANA "DISCIPLINES" NO FANOVANA TOE-TSAINA VOALOHANY.

๐Ÿ”บ Manao fitsidihana any Toamasina ny filoha Marc RAVALOMANANA amin'izao fotoana izao.๐Ÿ“Œ Tonga nijery ny fanombohan'ny asa...
14/08/2026

๐Ÿ”บ Manao fitsidihana any Toamasina ny filoha Marc RAVALOMANANA amin'izao fotoana izao.

๐Ÿ“Œ Tonga nijery ny fanombohan'ny asa fanarenana ny QG sy ny efitrano malalaka fivorian'ny TIM Toamasina izay simba tamin'ny fandalovan'ny rivodoza Gezani ny tenany omaly, ary nihaona tamin'ireo mpitarika TIM Toamasina sy Analanjirofo.

๐Ÿ“Œ Nandritry izany fihaonana izany no nitondran'ny filoha Marc RAVALOMANANA fanazavana mahakasika ny raharaham-pirenena sy nanomezany toromarika hanatrarana ny tanjon'ny antoko.

โžก๏ธ TONGA MIARAKA NO FANOMBOHANA - MIASA MIARAKA NO FAHOMBIAZANA

๐Ÿ‘‹ AZA ADINO MITSIDIKA NY      ๐Ÿ“ธ Arphine Rahelisoa Helisoa
13/08/2026

๐Ÿ‘‹ AZA ADINO MITSIDIKA NY


๐Ÿ“ธ Arphine Rahelisoa Helisoa

๐Ÿ”ด ๐—๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ : ๐—ก๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿณ,๐Ÿฐ% ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎโ™ฆ๏ธ Nitombo ny jirofo naondrana nandritra ny enim-bolana voalohan'ny taona 2...
13/08/2026

๐Ÿ”ด ๐—๐—ถ๐—ฟ๐—ผ๐—ณ๐—ผ : ๐—ก๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿญ๐Ÿต๐Ÿณ,๐Ÿฐ% ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ

โ™ฆ๏ธ Nitombo ny jirofo naondrana nandritra ny enim-bolana voalohan'ny taona 2026. Araka ny tatitry ny Banky Foiben'i Madagasikara momba ny politikam-bola dia nisondrotra 197,4% ny fanondranana jirofo, noho ny fitomboan'ny tinady iraisam-pirenena, indrindra teo amin'ny tsena Aziatika.

โ™ฆ๏ธ Nohamafisin'ny fihenan'ny famokarana tany Indonezia ihany koa izany fironana izany. Sahirana noho ny fiovan'ny toetr'andro sy ny fanovร na eo amin'ny sehatra io firenena io.

โ™ฆ๏ธ Na dia nihena 9,9% aza ny vidiny, dia nahafahana nampiakatra ny vola azo tamin'ny fanondranana ny fitomboan'ny habetsahan'ny vokatra naondrana, ka nanamafy ny toeran'i Madagasikara eo amin'ny tsena iraisam-pirenena amin'ny fanondranana jirofo.

๐Ÿ”ด NY SEKRETERA JENERALIN'NY ANTOKO TIM, RINA Randriamasinoro :" Firenena efa mitambatra i Madagasikara, tsy laojika raha...
12/08/2026

๐Ÿ”ด NY SEKRETERA JENERALIN'NY ANTOKO TIM, RINA Randriamasinoro :

" Firenena efa mitambatra i Madagasikara, tsy laojika raha sarahana. "

๐Ÿ”บ ยซ ๐—™๐—” ๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐Œ๐๐Ž๐—Ÿ๐—” ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐Ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ, ๐——๐—œ๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐…๐Ž๐€๐๐€ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—”. ยป
10/08/2026

๐Ÿ”บ ยซ ๐—™๐—” ๐—ฅ๐—”๐—›๐—” ๐Œ๐๐Ž๐—Ÿ๐—” ๐—›๐—œ๐—ฆ๐—ฌ ๐—ž๐Ž๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ฌ, ๐——๐—œ๐—” ๐—ง๐—ฆ๐—ฌ ๐—›๐—ข ๐…๐Ž๐€๐๐€ ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—ง๐—˜๐—ก๐—”๐—ก๐—”. ยป

๐Ÿ“š๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐——๐—œ๐—ž๐—”๐—ก-๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—™๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”๐Ÿ“– Navoakan'ny Akademia Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ
09/08/2026

๐Ÿ“š๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐——๐—œ๐—ž๐—”๐—ก-๐—ง๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—›๐—ข ๐—™๐—”๐—ก๐—ง๐—”๐—ง๐—ฅ๐—”

๐Ÿ“– Navoakan'ny Akademia Malagasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

09/08/2026

Address

Boriboritany Faha Efatra
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jeunes TIM Tana IV - Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share