27/09/2026
🚨Palais des sports Mahamasina
Norakorahan'ny olona i Kolonely Rampanarivo, haut conseiller an'i Kolonely Michaël tao amin'ny palais des sports Mahamasina,tamin'ny fanokafana ny Championnat de Basket N1A.
Tsy vitan'izay fa maty ihany koa ny jiro tratran'ny délestage tao amin'ny palais des sports Mahamasina nandritra io fotoana io.
Taorian'i Gascar Fenosoa, dia ny Kolonely Rampanarivo indray no norakorahan'ny olona tao amin'ny palais des sports Mahamasina.
Porofo mazava fa tsy tian'ny olona ireo mpitondran'ny FAHAVOAZANA mpanongam-panjakana.