RCR Antananarivo Renivohitra

RCR Antananarivo Renivohitra Rassemblement des Citoyens Responsable RCR ou T.OLO.N.A Tambaben’ny Olompirenena Nampiraisin’ny Andraikitra. District Antananarivo Renivohitra

Mitohy ny lalana makany antsimo momba ny FIOFANANA na FORMATION momba ny Fanovan-drafitra Andao hifanoro hevitra sy hifa...
26/08/2026

Mitohy ny lalana makany antsimo momba ny FIOFANANA na FORMATION momba ny Fanovan-drafitra
Andao hifanoro hevitra sy hifampizara ho an'ny Fanovan-drafitra ho an'ny Firenena Malagasy.
📚 Ireto indray ny fandaharam-potoana amin’ity herinandro ity:
🛑
📅 Alakamisy 27 Aogositra 2026
🕘 09 ora maraina
📍EPP MANARA-PENITRA – Beloha Androy
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➡️ 034 63 938 13
➡️ 034 93 303 30
➡️ 033 09 194 83
🛑
📅 Zoma 28 Aogositra 2026
🕘 09 ora maraina
📍 Littoral – Tsihombe
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➡️ 033 40 616 19
➡️ 032 57 391 99
🛑
📅 Sabotsy 29 Aogositra 2026
🕘 09 ora maraina
📍 Salle de réunion - Catholique Ambovombe (Paroisse Meday Mahagaga)
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
➡️ 034 70 336 11
💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)
🤝 Tongava maro, mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanorenana ny hoavin'i Madagasikara.
🔗🛜 Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

13/08/2026

Hoy Izay zokibe iray izay: " Rehefa Y no president dia lasa Y hatramin'ny Akoho ny eto Antanana!"
POLITIKA HAFAHAFA

Tahaka izao indray ary ny fandaharam-potoanantsika momba ny  fiofanana  izay iarahana amin'ny Rassemblement des Citoyens...
11/08/2026

Tahaka izao indray ary ny fandaharam-potoanantsika momba ny fiofanana izay iarahana amin'ny Rassemblement des Citoyens Responsables na ny RCR izay mifantoka amin'ny Fanovan-drafitra :
🛑
📅 Alarobia 12 Aogositra 2026
🕘 Ora : 02h00 ariva
📍 Toerana : Efitranon'ny Mopera - Ankazoabo
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 034 94 195 64
➡️ 033 23 447 10
🛑
📅 Alatsinainy 17 Aogositra 2026
🕘 Ora : 09h30 maraina
📍 Toerana : Masera Bezaha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 033 46 801 01
➡️ 034 73 120 16
➡️ 033 53 092 46
🛑
📅 Zoma 04 Septambra 2026
🕘 Ora : 09h00 maraina
📍 Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
📞 Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
➡️ 034 41 527 84
➡️ 034 43 009 64
➡️ 033 80 735 37
💯 Tsy misy sarany (Formation gratuite)
🔗🛜Plateforme RCR: www.rcr-tolona.com
⚙️
🇲🇬

Androany ity fiofanana ity sao dia hadinontsika.Miomana , ao amin'ny BASIA Toliara ny fotoantsika amin'ny 09 ora maraina...
08/08/2026

Androany ity fiofanana ity sao dia hadinontsika.
Miomana , ao amin'ny BASIA Toliara ny fotoantsika amin'ny 09 ora maraina.

Miomana kwohay isika atoy Toliary atoy.sabotsy 08 août 2026 ho avy izao kwohay i Président Laza Razafiarison hampagnano ...
07/08/2026

Miomana kwohay isika atoy Toliary atoy.
sabotsy 08 août 2026 ho avy izao kwohay i Président Laza Razafiarison hampagnano formation amigne fagnovadravitra antsika etoa.

Traduction: Miomana isika eto Toliara eto fa ny sabotsy 08 août 2026 ho avy izao no hampanao formation momba ny Fanovan-drafitra eto i Président Laza Razafiarison.

03/08/2026

Aleo averina eto ity fa mitady hanao Fédéralisme isika nefa ny Capacité izay ananantsika sy ny zava-misy eto antoerana mbola mametraka olana ho antsika.

Aleo asiana action ho antsika ety Ambohimalaza ity
19/07/2026

Aleo asiana action ho antsika ety Ambohimalaza ity

⭕ Miova ao anaty fanovan-drafitra entin'ny RCR ny fametrahana ny Fanabeazana ho laharam-pahamehana.

⭕ Ny RCR Ambohimalaza Miray - distrikan'Antananarivo Avaradrano dia mikarakara fitanterana maimaimpoana ho an'ireo mpiadina fanadinana Baccalauréat rehetra mpianatry Lycée Ambohimalaza Miray.

⭕ Fotoana : 20, 21, 22 ary 23 jolay 2026.

⭕ Hisy tompon'andraikitra hanaraka isaky ny fiara eo ampiaingàna hatrany amin'ny fihafaràna hiantohana ny fandriampahalemana sy ny filaminantsain'ireo mpiadina sy ny ray aman-dreny.

⭕ Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo zandry, zanaka🙏

⭕ Miova ao anaty fanovan-drafitra entin'ny RCR ny fametrahana ny Fanabeazana ho laharam-pahamehana.⭕ Ny RCR Ambohimalaza...
17/07/2026

⭕ Miova ao anaty fanovan-drafitra entin'ny RCR ny fametrahana ny Fanabeazana ho laharam-pahamehana.

⭕ Ny RCR Ambohimalaza Miray - distrikan'Antananarivo Avaradrano dia mikarakara fitanterana maimaimpoana ho an'ireo mpiadina fanadinana Baccalauréat rehetra mpianatry Lycée Ambohimalaza Miray.

⭕ Fotoana : 20, 21, 22 ary 23 jolay 2026.

⭕ Hisy tompon'andraikitra hanaraka isaky ny fiara eo ampiaingàna hatrany amin'ny fihafaràna hiantohana ny fandriampahalemana sy ny filaminantsain'ireo mpiadina sy ny ray aman-dreny.

⭕ Mirary soa sy fahombiazana ho an'ireo zandry, zanaka🙏

17/07/2026

RAHA NY AMINAO!
ILAINA VE NY FITSARAM-BAHOAKA ?
INONA NO ANTONY METY HAMPISY AZY?

Address

Antananarivo Renivohitra
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR Antananarivo Renivohitra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share