Lakabe

Lakabe Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lakabe, Political organisation, Analakely, Antananarivo.

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ CENI πŸ—³οΈ RPEDEM : Mifarana ny tetikasa, mitohy ny ezaka ho amin’ny fifidianana mangarahara sy iarahan’ny rehetraπŸ“ ...
03/09/2026

πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬ CENI

πŸ—³οΈ RPEDEM : Mifarana ny tetikasa, mitohy ny ezaka ho amin’ny fifidianana mangarahara sy iarahan’ny rehetra

πŸ“ Antananarivo, 02 Septambra 2026

Nifarana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa RPEDEM (Renforcement des Processus Γ‰lectoral et DΓ©mocratique Γ  Madagascar), nandritra ny fivoriana fahenina sady farany an’ny β€œComitΓ© de pilotage”, izay notanterahina tao amin’ny foiben’ny CENI, teto Alarobia.

Nanatrika izany ireo tompon’andraikitra ambony sy solontenan’ireo mpiara-miombon’antoka ara-teknika sy ara-bola, anisan’izany ny CENI, PNUD, Firenena Mikambana, Governemantan’i Japana ary Vondrona Afrikanina.

🎯 Ny tanjon’ny RPEDEM dia ny hanamafy ny fizotry ny fifidianana, hanome lanja ny safidin’ny olom-pirenena, ary hampiroborobo ny mangarahara sy ny fandraisan’anjaran’ny rehetra.

🀝 Nohamafisin’ny Japan Supplementary Budget ny fandraisan’anjaran’ny vehivavy sy ny tanora, ary ny fahaiza-manaon’ny CENI amin’ny fitantanana ny angon-drakitra biometrika.

πŸ•ŠοΈ Ny tetikasa Mahasaky kosa dia nifantoka tamin’ny fisorohana ny korontana sy ny fampandraisana anjara ny tanora eo amin’ny fiainam-pirenena sy ny tontolo ara-politika.

πŸ—³οΈ Nandray anjara tamin’ny fikarakarana ireo fifidianana lehibe teto Madagasikara ihany koa ny tetikasa, anisan’izany ny fifidianana Filoham-pirenena tamin’ny 2023, ny fifidianana Solombavambahoaka tamin’ny Mey 2024 ary ny fifidianana Ben’ny TanΓ na tamin’ny Desambra 2024.

β™Ώ Zava-bita manan-danja: sambany teo amin’ny tantaran’ny fifidianana teto Madagasikara, afaka nifidy tsy nisy fanampian’olona ireo mpifidy manana fahasembanana ara-pahitana, noho ny fampiasana ny bileta tokana amin’ny soratra Braille.

πŸ‡²πŸ‡¬ RPEDEM : tetikasa mifarana, fa ny ezaka ho amin’ny demokrasia sy ny fifidianana mangarahara kosa mitohy.

Ho lazaiko  hoe  ?Itony olona ity no mpanakorontana ao amin'ny Men ao raha lehiben'ny syndicate dia te hanao izay tiany ...
28/08/2026

Ho lazaiko hoe ?

Itony olona ity no mpanakorontana ao amin'ny Men ao raha lehiben'ny syndicate dia te hanao izay tiany hatao.

Tsy izay no notakiantsika teny an-kianja, avelao ny olona hiasa. Efa novaliana Mr le PRRM avokoa ny fangatahan' ireo mpampianatra

MITSIDIKA NOSY  SAINTE -MARIE  NY FILOHA MALAGASY KOLONELY MICHAEL RANDRIANIRIANA
27/08/2026

MITSIDIKA NOSY SAINTE -MARIE NY FILOHA MALAGASY KOLONELY MICHAEL RANDRIANIRIANA

24/08/2026

Fitsidiham-paritra nataon'ny Minisitra ny fanabezam-pirenena RAJAONARISON Sendra Nirina tany amin’ny faritra Boeny sy Betsiboka

Dingana tafiditra amin’ny fanatanterahana ny vina ny filoha Malagasy kolonely Michael Randrianiriana

πŸ“Œ π…πšπ§π€πšπ₯𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚-πŸ“πŸŽ π­πšπ¨π§πšπ§β€™π§π² πˆπ…πˆπ‘π π€π§πšπ₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 : 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐒𝐯𝐨𝐧𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐚π₯π’π­πšπ¨π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐧...
23/08/2026

πŸ“Œ π…πšπ§π€πšπ₯𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐑𝐚-πŸ“πŸŽ π­πšπ¨π§πšπ§β€™π§π² πˆπ…πˆπ‘π π€π§πšπ₯𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚 : 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐑𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐒𝐯𝐨𝐧𝐭𝐨𝐞𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐧𝐭𝐨𝐀𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐚π₯π’π­πšπ¨π§β€™π§π² 𝐟𝐚𝐧𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 πŒπ„π’π”ππ‘π„π’

βœ… Ny Minisiteran’ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-Tsiansa dia manohana ireo ivontoeram-piofanana miantoka ny kalitaon’ny fampianarana. Anisan’izany ny β€œInstitut de Formation Inter-RΓ©gional des ParamΓ©dicaux” (IFIRP) Analamanga izay mankalaza ny faha-50 taonany.

🫴 Nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny lanonana, ny 21 aogositra 2026 teny amin’ny PK0 Soarano, ny Minisitry ny Fampianarana Ambaratonga Ambony sy ny Fikarohana ara-Tsiansa Pr RAVONIMANANTSOA Ndaohialy Manda-Vy niaraka tamin’ny solontenan’ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka.

"π‘€π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž π‘Žπ‘›π‘—π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘€πΈπ‘†π‘ˆπ‘ƒπ‘…πΈπ‘† π‘šπ‘–π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘‚π‘›π‘–π‘£π‘’π‘Ÿπ‘ π‘–π‘‘π‘’π‘›β€™π΄π‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Žπ‘Ÿπ‘–π‘£π‘œ, π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 𝐼𝐹𝐼𝑅𝑃 π‘–π‘§π‘Žπ‘¦ π‘šπ‘–π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž-π‘šπ‘–π‘’π‘›π‘‘π‘Žπ‘›π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘˜π‘Žπ‘™π‘–π‘‘π‘Žπ‘œπ‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘Žπ‘šπ‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž 𝑠𝑦 𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘›π‘œπ‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘Ž, β„Žπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›β€™π‘–π‘Ÿπ‘’π‘œ π‘šπ‘π‘–π‘œπ‘“π‘Žπ‘›π‘Ž π‘šπ‘Žβ„Žπ‘Žπ‘§π‘œ π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘™π‘Žπ‘›π‘Ž 𝑠𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘–π‘§π‘Ž-π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘šπ‘–π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘˜π‘Ž π‘Žπ‘šπ‘–π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘“π‘–π‘™π‘ŽΜ€π‘›β€™π‘›π‘¦ π‘ π‘’β„Žπ‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘¦ 𝑛𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘ π‘Žπ‘™π‘Žπ‘šπ‘Žπ‘›π‘Ž", hoy ny Minisitra nandritra ny lahateniny.

🫴 Laharam-pahamehan’ny IFIRP mandritra ny fotoana fankalazana ny fanatsarana ny kalitaon’ny fanofanana, ny fotodrafitrasa, ny fikarohana ary ny fametrahana ny Tsangambato faha 50 taona ho mariky ny tantara sy ny fanoloran-tena amin’ny fitsaboana.

🫴 Nofaranana tamin’ny fanomezana mari-boninahitra ireo mpiasan’ny fahasalamana izay nandray anjara tamin’ny fampandrosoana ny IFIRP nandritra izay 50 taona izay ny lanonana.

www.mesupres.gov.mg

πŸ‡²πŸ‡¬  FARAFANGANAMitsidika an’i Farafangana amin’izao fotoana izao ny Filohan’ny Fanavaozana, Kolonely MichaΓ«l RANDRIANIRI...
20/08/2026

πŸ‡²πŸ‡¬ FARAFANGANA

Mitsidika an’i Farafangana amin’izao fotoana izao ny Filohan’ny Fanavaozana, Kolonely MichaΓ«l RANDRIANIRINA, sy Ramatoa vadiny.
Tonga eto an-toerana izy mivady hanotrona ny fanamafisam-pihavanana β€œTOHITROKY”, izay hotanterahina rahampitso, Zoma 21 Aogositra 2026, ao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Evato.

Ankoatra izany, dia hanararaotra izao fitsidihana izao ihany koa ny Filohan’ny Fanavaozana hanatrika ny fitokanana ireo foto-drafitr’asa ao an-toerana.

18/08/2026

Nambara ny filoha Malagasy kolonely Michael Randrianiriana teny Ivato nandritry ny fitsidihany tany Afrika Atsimo fa vonona hanampy sy matoky atsika ny SADC amin’ny fanavozana izay dinga makany amin’ny fifidianana raha teo no tanjona

16/08/2026

Hatao sekoly filamatra ny Epp Fanatenana

Efa tonga eto Madagasikara ny Sambo Sunda1 mitondra gazoala mifatra 67 tapitrisa litatra hamatsiana ny JIRAMA mandritra ...
12/08/2026

Efa tonga eto Madagasikara ny Sambo Sunda1 mitondra gazoala mifatra 67 tapitrisa litatra hamatsiana ny JIRAMA mandritra ny enim-bolana.

Handrasana noho izany ny fandraisan'ireo tomponandraikitra sy ny mpandraharaha amin'ny resaka solika na hanao ahoana

11/08/2026

# TCHAD – FANKALAZANA NY FAHA-66 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA

tamin’ny lanonana lehibe tao amin’ny Place de la Nation, N’Djamena, ny faha-66 taonan’ny fahaleovantenan’i Tchad, ny Talata 11 Aogositra 2026.

’ireo vahiny nasaina nanatrika izany ny Filohan’ny Fanavaozana eto Madagasikara, Kolonely MichaΓ«l Randrianirina. I Tchad dia nahazo fahaleovantena tamin’ny taona 1960, taorian’ny fanjanahan-tany frantsay.

Address

Analakely
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lakabe posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share