23/09/2026
Mitohy hatrany ny fisoratana anarana sy fandraisana mpianatra ato amin'ny CNTEMAD Toamasina.
Eto Ampasimazava ankaiky Caisse d'épargne no misy anay eto Toamasina.
Koa tongava fa mbola malalaka ny toerana amin'ireo "Mention" 08:
✅ Droit
✅ Économie
✅ Gestion
✅ Commerce
✅ Communication
✅ Informatique
✅ Génie industriel
✅ Télécommunication
📚 Ny fianarana no lova tsara indrindra 📚
🎀 CNTEMAD, UNE AUTRE FAÇON D'APPRENDRE 🎀