29/07/2026
๐๐ก๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฆ๐ข๐ -๐ฃ๐ข๐๐ข๐ก๐ข๐๐ข๐ก๐ : ๐ก๐๐๐๐ก๐ ๐๐๐ข๐ง๐ข๐ก๐ฌ ๐ก๐ฌ ๐ข๐ ๐
๐กidina ifotony teto amin'ny Kaominina Alasora ny ๐ข๐ ๐, notarihin'Andriamatoa ๐ฃ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ผ, niaraka tamin'Andriamatoa ๐๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐ปร ๐ป๐ฎ๐ป'๐๐น๐ฎ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ, nihaona sy nifampidinika tamin'ireo ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐บ๐ฎ๐๐ผ๐บ-๐ฝ๐ผ๐ธ๐ผ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ป๐ฎ avy amin'ny Fokontany ๐๐ป๐ธ๐ฎ๐ฑ๐ถ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ, ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ฎ๐ฟ๐ผ๐, ๐๐บ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ๐บ๐ฎ๐น๐ฎ๐๐ฎ, ๐๐น๐ฎ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ, ๐๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฎ๐๐ผ, ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฒ๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐๐บ๐ฏ๐ผ๐ต๐ถ๐บ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ.
๐กatao indrindra izany fitsidihana izany mba hanehoana ๐ณ๐ฎ๐ป๐ธ๐ฎ๐๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ sy ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐บ-๐ฏ๐ผ๐ป๐ถ๐ป๐ฎ๐ต๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ireo Andrimasom-pokonolona noho ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป-๐๐ฒ๐ป๐ฎ๐ป๐ amin'ny fiambenana sy fiarovana ny filaminana eny ifotony. Fotoana ihany koa izy io nihainoana ny soso-kevitra sy ny olana sedrain'izy ireo, mba ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ eo amin'ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana.
๐ก๐ฎ๐ป๐ฎ๐บ๐ฎ๐ณ๐ ny ๐ฃ๐ฟ๐ฒ๐ณ๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐ฃ๐ผ๐น๐ถ๐๐ fa ny ๐ณ๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฒ๐๐ฎ๐ป-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ, ny ๐ณ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ถ๐๐ฎ๐ป-๐ธ๐ถ๐ป๐ฎ amin'ny vahoaka, ary ny ๐ณ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฎ๐๐ฎ eo amin'ny mponina sy ny mpitandro ny filaminana no antoky ny fahafahana ๐บ๐ฎ๐บ๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐บ๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ny ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ eto amin'ny fiarahamonina.
๐ค ๐ ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐บ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐๐ถ๐ธ๐ฎ ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐ต๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ผ ๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ-๐ฝ๐ฎ๐ต๐ฎ๐น๐ฒ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฒ๐๐ผ ๐๐น๐ฎ๐๐ผ๐ฟ๐ฎ.