23/09/2026
🇷🇺 📢 FISORATANA ANARANA — CLUB AC POUCHKINE ALASORA
Te hiditra ao amin’ny Club de russe AC Pouchkine Alasora ve ianao ? 🇷🇺✨
Ireto avy ny toromarika rehetra momba ny fisoratana anarana sy ny fametrahana ny antontan-taratasy.
📅 FE-POTOANA AMETRAHANA
➡️ Manomboka ny 26 septambra hatramin’ny 30 oktobra 2026.
📂 ANTONTAN-TARATASY ILAINA
Ny mpangataka tsirairay dia mila manomana :
📄 1. Taratasy fisoratana anarana
(Azo alaina amin’ilay rohy etsy ambany)
📸 2. Sary tapaka roa (2) an’ilay mpangataka
✉️ 3. Valopy iray natao ho an’ny taratasy mirefy A4
📝 📝 TOROMARIKA !
🔹 Ny taratasy fisoratana anarana dia tsy maintsy " imprimée " ary fenoina araka izay voasoratra ao amin’ny kopia nahaterahan'ilay candidat.
🔹 Rehefa vita ny famenoana azy dia tsy maintsy apetraka eny amin’ny biraon'ny Lycée TASC Alasora ilay taratasy ka ampiarahana amin'ny sary tapaka 2 ary atao anaty valopy lehibe, ao anatin’ny fe-potoana voalaza etsy ambony.
⚠️ Ny dépôt dia atao mandritra ny andro fiasana ihany :
🗓️ Alatsinainy – Zoma : 09h00 – 15h00
🗓️ Sabotsy : 08h00 – 11h45
🔹 Ny sary tapaka dia tsy maintsy vaovao, izany hoe tsy mihoatra ny telo volana.
🔹 Ny valopy dia tsy maintsy asiana soratra hoe « Club de russe », ary arahina ny anarana fenon’ilay mpangataka.
📥 TÉLÉCHARGER LA FICHE D'INSCRIPTION
🔗 https://drive.google.com/file/d/1qpFDtZWthymCAjq2b8UgFHP5i0PesZR4/view?usp=sharing
📌 Toerana ametrahana ny antontan-taratasy : Bureau du Lycée TASC Alasora
📅 Fe-potoana : 26 septembre – 30 octobre 2026
🇷🇺 AC Pouchkine Alasora
Savoir • Amitié • Avenir
----------------------------------------------------------------------
🇷🇺 📢 INSCRIPTIONS — CLUB AC POUCHKINE ALASORA
Vous souhaitez rejoindre le Club de russe AC Pouchkine Alasora ? 🇷🇺✨
Voici les informations concernant le dépôt des dossiers d’inscription.
📅 Période de dépôt des documents : Du 26 septembre au 30 octobre 2026
📂 DOCUMENTS REQUIS
Chaque candidat doit préparer :
📄 1. Fiche d'inscription ( telechargeable dans le lien ci dessous )
📸 2. Deux (2) photos d'identité du candidat
✉️ 3. Une enveloppe pour papier format A4
📝 CONSIGNES IMPORTANTES
🔹 La fiche d'inscription doit être imprimée et remplie conformément aux informations figurant sur l'acte de naissance du candidat.
🔹 Une fois remplie, la fiche doit être déposée auprès du bureau du Lycée TASC Alasora, pendant la période indiquée ci-dessus, et uniquement pendant les jours ouvrable Lundi au Vendredi : 09h00 - 15h00 et Samedi : 08h00 - 11h45
🔹 Les photos d'identité doivent être récentes, datant de 3 mois au maximum.
🔹 L’enveloppe doit être marquée avec la mention « Club de russe », suivie du nom du candidat.
📥 Télécharger la fiche d'inscription :
🔗 https://drive.google.com/file/d/1qpFDtZWthymCAjq2b8UgFHP5i0PesZR4/view?usp=sharing
📌 Lieu de dépôt : Bureau du Lycée TASC Alasora
📅 Du 26 septembre au 30 octobre 2026
🇷🇺 AC Pouchkine Alasora
Savoir • Amitié • Avenir