Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga

Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga

14/08/2026
πŸ“Nifantoka indrindra  tamin'ny fampandehanan - drahaharaha  ny fihaonan'ny servisy teknika ao amin'ny Distrikan'Atsimond...
11/08/2026

πŸ“Nifantoka indrindra tamin'ny fampandehanan - drahaharaha ny fihaonan'ny servisy teknika ao amin'ny Distrikan'Atsimondrano, isan'izany : ⏺Lafiny fandriapahalemana
⏺Lafiny fananantany( fanoratana ny trano sy ny tanim -pajakana )
⏺Tomban'ezaka hanatanterahana ny fanadinam-panjakana
⏺IGL ( INDUSTRIE GOUVERNANCE LOCALE)
πŸ“Fehin'izay dia nisy ny fanatsarana hatrany ny fomba fiasa sy ny fikarohana fanatanterahana asa isan'izany ny fanamboarana karapanondro izay iarahana amin'ireo solotenan'ny Ministeran'ny atitany Itsinjarampahefana ,hanao ny "informatisation ny fanaovana karapanondro "

Jerco
DLCC TanΓ  Sud

πŸ“Nandalo teto Ankazobe ny   caravane du civisme na  fanabeazam - bahoaka ,olom -pirenenana vanona avy ao amin ' ny minis...
08/08/2026

πŸ“Nandalo teto Ankazobe ny caravane du civisme na fanabeazam - bahoaka ,olom -pirenenana vanona avy ao amin ' ny ministeran' ny fampianarana .
πŸ“Niainga teo Manjakandriana nandalo an' ny Moramanga, Brickaville ,Manambato izy ireo ,izay no andiany 1

Ny RN4 kosa zany hoe miala tany Antananarivo mihazo an'ny Mahajanga no nosafidian ' izy ireo hanaovana ny andiany faha 2

πŸ“Tao amin' ny lapan ' ny tanana ankazobe izy ireo no nifampitaona tamin ' ireo mpanabe avy eto an- toerana ary notronin' ireo mpitondra fanjakana avy eto an - toerana ihany koa .

πŸ“Ny tanjon ' ity caravane du civisme ity ny fampatsahivana sy famerenana indray ireo fahalalana ankapobeny toy ny fomba fanao , fahalalana fomba izay efa hita fa efa miha very ankehitriny

Ao koa ny ady amin ' ny kolikoly , ady amin ' ny tsy fahandriam - pahalemana , sy ady amin ' ny tsy fanajana ny tontolo iainana

πŸ“ Aorian' izao fihaonana eto ankazobe izao moa dia hitohy ny dian ' izy ireo hamonjy ny sport scolaire na ny fanatanjahantena an- tsekoly izay hatao any mahajanga

Vola Rasolohaga DLCC Ankazobe

πŸ“Nitrangana dorotanety tao amin 'ny  kaominina    ambanivohitra Tsaramasoandro  , disitrika Ankazobe πŸ“Rehefa nahita ny s...
06/08/2026

πŸ“Nitrangana dorotanety tao amin 'ny kaominina ambanivohitra Tsaramasoandro , disitrika Ankazobe

πŸ“Rehefa nahita ny setroka sy donakafo ny GHC ANDRIAMIHAJAMANANA sy ny borigady Ankazobe ,dia mifanome tanana tamin ' ireo fokonolona teny an - toerana
Ary vetivety ihany dia maty ny afo

πŸ“Nasiana ny aro afo mba tsy hiparitahina ny afo ..

Vola rasolohaga DLLC ankazobe

πŸ”΄simenitra 431 lasaka , hazo300, tafo fanitso198, vy (fer rond)288, Loko 100kghanamboarana :tobim-pahasalamana, terrain ...
04/08/2026

πŸ”΄simenitra 431 lasaka , hazo300, tafo fanitso198, vy (fer rond)288, Loko 100kg

hanamboarana :
tobim-pahasalamana, terrain de basket, sekoly, tetezana, Ary biraom-pokontany

πŸ”΄Ireo Kaominina 10 misitraka :
πŸ“ŒCR Ambatomanga: tetezana,
πŸ“ŒCR Ranovao, CSB2
πŸ“ŒCR Ambatolaona: CEG, terrain de basket
πŸ“ŒCR Mantasoa: CSB1
πŸ“ŒCR Ambohitseheno: maternitΓ©
πŸ“ŒCR Ankazondandy: Sekoly,
πŸ“ŒCR Ambanitsena: CEG
πŸ“ŒCR Ambohibary sud : EPP
πŸ“ŒCR Alarobia: birao FKT
πŸ“ŒCR Isoavinandriana: Tetezana

πŸ”΄Ny CU Manjakandriana kosa , amin'ny maha renivohitry ny Distrika azy dia misitraka ny lΓ lana mampifandray amin'ireo Kaominina manodidina.

πŸ”΄Ireo rehetra ireo no voandalana nentin'ny Lehiben'ny Faritra Analamanga, ClΓ©mence RAHARINIRINA, nandritra ny diany teto Manjakandriana ny Talata 4 aogositra, Sady nanatitra ireo fiara lehibe mpanao lalana.

πŸ”΄Hahazo fampitaovana ihany koa ireo andrimasom-pokonolona @ FKT 150 ato anatin'ny Faritra Analamanga, toy ny : gilet, torche, sifflet.

Haja Marino
/ DLCC Manjakandriana

31/07/2026
29/07/2026
πŸ“ŒHanomboka ny tetikasa fly-over Anosizato: Vahaolana maharitra hialana amin’ny fitohanan'ny fifamoivoizana▢️Hiroso amin'...
27/07/2026

πŸ“ŒHanomboka ny tetikasa fly-over Anosizato: Vahaolana maharitra hialana amin’ny fitohanan'ny fifamoivoizana

▢️Hiroso amin'ny fanombohana ny tetikasa fananganana ny tetezana vaovao eny Anosizato ny Fitondram-panjakana, tetikasa izay antenaina hamaha ny olan'ny fitohanan'ny fifamoivoizana eo amin'iny lalam-pirenena voalohany iny. Efa an-taonany maro no niainan'ireo mpampiasa lalana sy ny mponina ao amin'ny Distrikan'Atsimondrano izany olana izany.
Anisan'ireo tetikasa laharam-pahamehan'ny fitondrana ankehitriny ny fananganana ity fotodrafitrasa ity, izay natao hamaliana mivantana ny filan'ny vahoaka sy hanatsarana ny fivezivezen'ny olona sy ny entana.

▢️24 volana no faharetan'ny asa fanorenana, ka ny orinasa CGC no voatendry hanatanteraka izany. Ny Banky Arabo ho an'ny Fampandrosoana ara-toekarena aty Afrika (BADEA) kosa no mamatsy vola ny tetikasa, mitentina 28 tapitrisa dolara amerikanina.
Nandritra ny fanambarana natao dia nanome toky ny tompon'andraikitra fa efa napetraka ny fepetra rehetra hiantohana ny fitohizan'ny fifamoivoizana mandritra ny asa. Hisy ny fandaminana manokana ka tsy hisy ny fitohanana goavana hateraky ny asa fanorenana. Nohamafisin'ny Minisitry ny Asa Vaventy ihany koa fa hajaina tanteraka ny zon'ireo olona voakasiky ny tetikasa. Araka ny nambarany dia tsy hisy ny fanesorana ireo mponina na tompon-tany voakasika mialoha raha tsy efa voaloa ny onitra sahaza azy ireo.

▢️Anisan'ny vinavinan'ny fanjakana ny hahatonga ny tetezana vaovao eo Anosizato ho fotodrafitrasa manara-penitra, hahafahana mampihena ny fitohanan'ny fifamoivoizana, manatsara ny fivezivezen'ny olona sy ny entana ary manohana ny fampandrosoana ara-toekarena eto Antananarivo sy ny manodidina. Io tetikasa io dia maneho ny finiavan'ny Fitondram-panjakana hanatsara hatrany ny fotodrafitrasa sy hanome vahaolana maharitra amin'ireo olana sedrain'ny vahoaka isan'andro.

πŸ“·Lalatiana Jerco DLCC Atsimondrano

𝟐𝟐 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 π€π¦π›π¨π‘π’π­π¬π¨π«π¨π‘π’π­π«πš 𝐍𝐨𝐫𝐚𝐒𝐬𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐨𝐑𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš 𝐧𝐲 π‘πžπ©π¨π›π₯𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚, 𝐧𝐲 πŠπ¨Μ‚...
23/07/2026

𝟐𝟐 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 π€π¦π›π¨π‘π’π­π¬π¨π«π¨π‘π’π­π«πš

𝐍𝐨𝐫𝐚𝐒𝐬𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐨𝐑𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§πšπ―πšπ¨π³πšπ§πš 𝐧𝐲 π‘πžπ©π¨π›π₯𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚, 𝐧𝐲 πŠπ¨Μ‚π₯π¨Μ‚π§πžπ₯𝐲 π‘π€ππƒπ‘πˆπ€ππˆπ‘πˆππ€ 𝐌𝐒𝐜𝐑𝐚𝐞̈π₯, 𝐒𝐨 𝐑𝐚𝐫𝐒𝐯𝐚 𝐒𝐨, 𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐝𝐒𝐦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 πšπ§πšπ¦π›πšπ«πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐳𝐨𝐦𝐚 πŸπŸ’ 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” 𝐑𝐨 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐦-𝐩𝐒𝐬𝐚𝐨𝐧𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐒𝐧'𝐧𝐲 π‘πžπ©π¨π›π₯𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐒 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐒𝐀𝐚𝐫𝐚. 𝐈𝐳𝐚𝐧𝐲 𝐝𝐒𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐑𝐨 𝐟𝐚𝐑𝐚𝐭𝐬𝐒𝐚𝐫𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐧𝐒𝐑𝐚𝐫𝐚𝐦-π›π¨π’π§πš 𝐭𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 πŸπšπ€πšΜ€π§πš 𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐫𝐒𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐨𝐧𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐑𝐨𝐞𝐧𝐭𝐒-𝐦𝐚𝐧𝐚𝐀𝐨𝐫𝐨𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐭𝐨𝐧𝐒𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐩𝐨π₯𝐒𝐭𝐒𝐀𝐚𝐧'𝐧𝐲 π…πšπ§π£πšπ€πšπ§πš 𝐌𝐚π₯𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲.

𝟐𝟏 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨π₯π¨π‘πšπ“πšπ­π’π­π«π² 𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚
21/07/2026

𝟐𝟏 𝐣𝐨π₯𝐚𝐲 πŸπŸŽπŸπŸ” | π‹πšπ©πšπ¦-𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐀𝐚𝐧𝐚 𝐈𝐚𝐯𝐨π₯𝐨𝐑𝐚
π“πšπ­π’π­π«π² 𝐧𝐲 𝐅𝐒π₯𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐯𝐒𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐒𝐭𝐫𝐚

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Analamanga posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share