Unité de Gouvernance Digitale

Unité de Gouvernance Digitale Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Unité de Gouvernance Digitale, Government Organization, Village des Jeux Ankorondrano, Bâtiment D1, Antananarivo.

📅 26 Septambra 2026🌐 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔-𝗠𝗶𝗻𝗖𝗖 : 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮ALALANA, teny malagasy manambara ...
28/09/2026

📅 26 Septambra 2026

🌐 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔-𝗠𝗶𝗻𝗖𝗖 : 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗻𝗮 𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗸𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗳𝗶𝘁𝗮𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼𝗺𝗲𝗿𝗶𝗸𝗮

ALALANA, teny malagasy manambara ny fahazoan-dalana, dia midika ihany koa hoe :

ALALANA = Application en Ligne des Autorisations et Licences Administratives Numérisées et Automatisées.

🎯 Natao hanamorana ny fangatahana sy ny fikarakarana ny fahazoan-dalana hanondrana lavanila sy jirofo ny sehatra nomerika ALALANA-MinCC.

Tsy mijanona amin'ny fanaovana nomerika ny antontan-taratasy fotsiny anefa ny ALALANA. Ny tena zava-dehibe dia ny fampifandraisana ireo Rafitra sy sampandraharaha samihafa (interopérabilité) mba hahafahan'izy ireo mifampizara sy manamarina ireo vaovao ilaina.

🔗 Izany indrindra no ahafahana mampihatra tsikelikely ny « Once Only Principle » :
👉 tsy tokony hangatahana imbetsaka amin'ny mpampiasa ny vaovao izay efa ananan'ny Fitondram-panjakana.

Amin'ny alalan'ny ALALANA, ny DGI, INSTAT, FINEX ary ireo Rafitra hafa voakasika dia afaka mandray anjara amin'ny fizotry ny fanamarinana, ka mihena ny dingana averimberina, mihamora ny fikarakarana ary mihatsara ny tolotra ho an'ny mpampiasa.

🤝 Vokatra iray nateraky ny fiaraha-miasan'ny MinCC sy UGD, miaraka amin'ny fanohanana avy amin'ny PRODIGY sy PIC, ho fanatsarana ny tontolon'ny fandraharahana sy ny fanomezana tolotra nomerika.

💡 ALALANA-MinCC : manamora ny lalana, mampifandray ny Rafitra, manatsara ny tolotra.




𝗙𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘁𝗲𝗳𝗼𝗿𝗺𝗲 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔Notanterahin’ny ekipan’ny UGD sy ny Ministeran’ny varotra sy ny fanjifàna ny 21 sy ...
22/09/2026

𝗙𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗼𝗺𝗯𝗮 𝗻𝘆 𝗽𝗹𝗮𝘁𝗲𝗳𝗼𝗿𝗺𝗲 𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗡𝗔

Notanterahin’ny ekipan’ny UGD sy ny Ministeran’ny varotra sy ny fanjifàna ny 21 sy ny 22 Septambre 2026 ny fampiofànana ireo Tale-paritra 11 misahana ny sehatry ny lavanilina sy jirofo, amin'ny fampiasàna ny ALALANA – Application en Ligne des Autorisations et Licences Administratives Numérisées Automatisées.

💻 Sehatra nomerika iray novokarin’ny UGD natao hanamora sy hanafaingana ny fangatahana fahazoan-dalana fanondranana, sady mifandray na intéroperable amin’ny sehatra nomerika ao amin’ny DGI, INSTAT, RCS ary FINEX.

Mifototra amin’ny fitsipika « Once Only » izy, ka tsy voatery hamerina hampiditra ireo tontankevitra sy angondrakitra efa ananan’ny Fitantanan-draharaham-panjakana hafa voalaza etsy ambony ireo mpandraharaha hisitraka ity fitaovana iray ity.

🎯 Tanjona: mangarahara kokoa, mora arahina kokoa ary azo antoka kokoa ny fizotry ny fanomezan-dalana na ho an’ny Ministera miandraikitra na ho an’ireo mpandraharaha.

🚢 Ny dingana manaraka dia ny fampifandraisana amin’ny Douane, mba hanohizana ny fifanakalozana angon-drakitra hatramin’ny fanondranana.

𝐃𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐨𝐧𝐜𝐞𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧 à 𝐥𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐝𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 : 𝐋’𝐔𝐆𝐃 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐥𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐢𝐠𝐢𝐭𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐭é ! 🇲🇬✨Le secteur de la...
21/09/2026

𝐃𝐞 𝐥𝐚 𝐜𝐨𝐧𝐜𝐞𝐩𝐭𝐢𝐨𝐧 à 𝐥𝐚 𝐯𝐚𝐥𝐢𝐝𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐧𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 : 𝐋’𝐔𝐆𝐃 𝐬𝐨𝐮𝐭𝐢𝐞𝐧𝐭 𝐥𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐬𝐟𝐨𝐫𝐦𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝𝐢𝐠𝐢𝐭𝐚𝐥𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐒𝐚𝐧𝐭é !
🇲🇬✨

Le secteur de la santé numérique franchit un cap décisif avec la validation officielle de son cadre d’Architecture d’Entreprise et d’Interopérabilité, dans le cadre d’un projet mené par Data.FI Project.

L’Unité de Gouvernance Digitale a eu le privilège d’accompagner le Ministère de la Santé Publique tout au long de cette démarche structurante, selon le même modèle de rigueur déployé avec le MEF :
- Alignement stratégique et cadrage des besoins métiers
- Élaboration des standards techniques, de données et d'interopérabilité
- Accompagnement vers la validation et la gouvernance nationale

🛠️ Et maintenant ? Place à l’exécution ! L’UGD continuera de soutenir les équipes dans la mise en œuvre opérationnelle de ces documents cadres sur le terrain.

Une administration moderne s'appuie sur des systèmes d'information intégrés, efficients et au service de tous.

Félicitations à toutes les équipes mobilisées pour cette grande avancée ! 🚀

🌍 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙘𝙖𝙞𝙣𝙚 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙋𝙧𝙤𝙩𝙚𝙘𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚𝙨 𝘿𝙤𝙣𝙣é𝙚𝙨 – 21 𝙨𝙚𝙥𝙩𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚🇲🇬 Engagé depuis plusieurs années dans sa transformation ...
21/09/2026

🌍 𝙅𝙤𝙪𝙧𝙣é𝙚 𝘼𝙛𝙧𝙞𝙘𝙖𝙞𝙣𝙚 𝙙𝙚 𝙡𝙖 𝙋𝙧𝙤𝙩𝙚𝙘𝙩𝙞𝙤𝙣 𝙙𝙚𝙨 𝘿𝙤𝙣𝙣é𝙚𝙨 – 21 𝙨𝙚𝙥𝙩𝙚𝙢𝙗𝙧𝙚

🇲🇬 Engagé depuis plusieurs années dans sa transformation digitale, Madagascar poursuit ses efforts pour améliorer l’efficacité et l’accessibilité des services publics numériques, en s’inscrivant dans la dynamique régionale de transformation numérique. 🤝💻

🔐 Dans cette dynamique, le respect des droits fondamentaux, notamment la protection des données à caractère personnel, constitue un enjeu essentiel pour construire un environnement numérique de confiance.

🌐 Le thème retenu cette année, « Protéger les données, renforcer la confiance et façonner l’avenir numérique de l’Afrique » (“Protecting data, building trust, powering Africa’s Digital Future”), rappelle l’importance de placer la protection des données et la confiance au cœur de la transformation numérique du continent.

🤝 À cette occasion, l’Unité de Gouvernance Digitale (UGD) réaffirme son engagement en prenant part à la célébration de la Journée Africaine de la Protection des Données et en contribuant, à son niveau, à la promotion d’un numérique responsable, inclusif et respectueux des droits fondamentaux.

🌍 Construire une Afrique connectée, c’est aussi protéger les données et renforcer la confiance dans le numérique.

𝐃𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚!Nanao sonia fifanarahana fiaraha-miasa ny Unité de Gouvern...
14/09/2026

𝐃𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐥𝐞𝐡𝐢𝐛𝐞 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐨𝐦𝐞𝐫𝐢𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚!

Nanao sonia fifanarahana fiaraha-miasa ny Unité de Gouvernance Digitale (UGD) sy ny École Nationale d’Administration de Madagascar (ENAM).

Tanjona iombonana: hanamafy ny fahaiza-manao nomerika ho an’ireo mpiasam-panjakana, hanohana ny fanavaozana nomerika eo anivon’ny ENAM, ary hampiroborobo fitantanan-draharaham-panjakana maoderina kokoa.

Amin’ny alalan’ny fifampizarana traikefa, fiofanana ary fanohanana ara-teknika, dia mandray anjara amin’ny fananganana tolotra ho an’ny daholobe mahomby, mangarahara ary manakaiky ny vahoaka isika.

Miaraka, manova ny fitantanan-draharaham-panjakana amin’ny alalan’ny nomerika.

🌍 𝐀𝐩𝐩𝐞𝐥 𝐚𝐮𝐱 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬 𝐭𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐬 !Le Hackathon de la jeunesse de l’UNESCO 2026 est ouvert aux jeunes de 18 à 30 ans, en équipe...
13/07/2026

🌍 𝐀𝐩𝐩𝐞𝐥 𝐚𝐮𝐱 𝐣𝐞𝐮𝐧𝐞𝐬 𝐭𝐚𝐥𝐞𝐧𝐭𝐬 !
Le Hackathon de la jeunesse de l’UNESCO 2026 est ouvert aux jeunes de 18 à 30 ans, en équipe de 2 à 6 personnes. L’objectif : proposer des idées concrètes pour renforcer l’éducation aux médias et à l’information dans nos communautés.

Aucune expérience particulière n’est requise : il suffit d’avoir une idée, de l’engagement et l’envie de faire bouger les choses.

👉 Une belle occasion de faire entendre sa voix, de rejoindre une communauté mondiale et de tenter sa chance à l’international.

👉 𝗟𝗶𝗲𝗻 𝗱𝗲 𝗹'𝗶𝗻𝘀𝗰𝗿𝗶𝗽𝘁𝗶𝗼𝗻 : https://forms.office.com/Pages/ResponsePage.aspx?id=Uq5PHbM5-kuwswIpVrERlC1nSEi5aLRAloURREeCZDtUMk9QMTNSMFFSMEMyWU5MQ1JKQzIxMTNKVS4u

Ne manque pas cette opportunité ! Inscris-toi et ose porter ton idée plus loin.

29/06/2026
Arahaba tratry ny asaramanitra!
26/06/2026

Arahaba tratry ny asaramanitra!

𝗙𝗮𝗺𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 “𝗦𝘆𝗺𝗽𝗼𝘀𝗶𝘂𝗺 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗰𝘆𝗯𝗲𝗿𝘀é𝗰𝘂𝗿𝗶𝘁é” 𝘁𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼✅ Maro ireo tonga nanotrona ny hetsika, anisan’izany ireo...
24/06/2026

𝗙𝗮𝗺𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 “𝗦𝘆𝗺𝗽𝗼𝘀𝗶𝘂𝗺 𝗱𝗲 𝗹𝗮 𝗰𝘆𝗯𝗲𝗿𝘀é𝗰𝘂𝗿𝗶𝘁é” 𝘁𝗲𝘁𝗼 𝗔𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼

✅ Maro ireo tonga nanotrona ny hetsika, anisan’izany ireo manam-pahaizana eto an-toerana sy avy any ivelany, izay nizara ny fahalalàny sy ny traikefa.

🙏 Nampiavaka ity andro famaranana ity ny fifanakalozana sy ny fandalinana lalina momba ny fiantraikan’ny fanafihana nomerika eo amin’ny toekarena, ny fanaraha-maso ny fiarovana ny rafitra fampahalalam-baovao, ny fifandraisan’ny faharanitan-tsaina artifisialy sy ny "cybersécurité", ary ny fampiofanana ny talenta malagasy amin’ity sehatra ity. Voalaza mazava tamin'izany fa tsy resaka teknika fotsiny intsony ny cybersécurité, fa sehatra iray manana ny lanjany eo amin’ny toekarena, ny fitantanana ary ny fiainam-pirenena.

👍 Nisongadina ihany koa ny "masterclass", ny fifaninana "Hackathon" ary ny CTF, niaraka tamin’ny famelabelaran’ireo tanora mpandray anjara ny tetikasany.

👏 Ireo tanora mpandresy dia nahazo voucher mitentina 2 000 000 Ariary, ahafahan’izy ireo manohy fiofanana iraisam-pirenena sy manamafy bebe kokoa ny fahaiza-manaony. Maneho izany rehetra izany fa ity "symposium" ity dia tsy sehatra fifanakalozan-kevitra fotsiny ihany, fa toerana iray ihany koa hanamafisana ny fahaiza-manao, hampiroboroboana ny talenta, ary hanorenana tsikelikely ny hoavin’ny cybersécurité eto Madagasikara.

🤝 Ny Unité de Gouvernance Digitale sy ny CIRT MDG dia maneho etoana ny fisaorana ireo mpandray anjara rehetra, ireo mpiara-miombon'antoka ary ianareo rehetra izay tonga maro tokoa nanohana ny antso.

Merci aux jeunes !
24/06/2026

Merci aux jeunes !

Address

Village Des Jeux Ankorondrano, Bâtiment D1
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Unité de Gouvernance Digitale posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Unité de Gouvernance Digitale:

Shortcuts

Share