Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue

Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue ๐ŸŒŠ๐ŸŸLe secteur de la Pรชche et de l'รฉconomie bleue pilier de l'รฉmergence รฉconomique de Madagascar.๐Ÿ›ถ๐Ÿšฃ๐ŸŸ๐Ÿ›ฅ๏ธ

FANKALAZANA NY FAHA-6 TAONA GEC NOSY-BE : " FESTIVAL AO RAHA ANDIANY FAHAROA [Nosy-Be, Faritra DIAbNA | 29 aogositra 202...
29/08/2026

FANKALAZANA NY FAHA-6 TAONA GEC NOSY-BE : " FESTIVAL AO RAHA ANDIANY FAHAROA

[Nosy-Be, Faritra DIAbNA | 29 aogositra 2026]

๐Ÿ–‡๏ธMpikambana miisa 9000 no tonga eto an-toerana naneho ny fahombiazan'ny fiombonana misy eo aminy. Aomby 38 no novonoina hanehoana ny firaisankina sy fifankatiavan'izy ireo teto Nosy-Be.

๐Ÿค Nitohy ny lanonana amin'ny alalan'ny fifanakalozan-kevitra niresahana momban'ny fikambanana ary mandray anjara amin'ny asa fampandrosoana izy ireo amin'ny sehatra maro eto anivon'ny Faritra.

Nitohy amin'ny fiaraha-misakafo sy fiaraha-mifaly

๐Ÿ‘Fotoam-pifaliana tokoa izao ka nisy ny "carnaval lehibe" hanehoana ho hitan'ny vahoaka malagasy ny fahombiazan'ny fiombonana. Filaharam-be mamakivaky ny tananan'ny Nosy-Be androany folakandro

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTonga nanome voninahitra ny fotoana , Atoa Minisitra Jono sy Toekarena Manga ireo olo-be sy ny manam-pahefana eto an-toerana.

โ›ต Marihina fa ny Minisiteran'ny Jono sy ny Toekarena Manga (MPEB) moa no Ministera miahy izao Voamamy/La Clรฉ Telo eto NosyBe izao.



FITSIDIHAN'NY MINISITRY NY JONO SY NY TOEKARENA MANGA [Nosy-Be, Faritra DIANA | 29 aogositra 2026]โœˆ๏ธ Nigadona eto Nosy-B...
29/08/2026

FITSIDIHAN'NY MINISITRY NY JONO SY NY TOEKARENA MANGA
[Nosy-Be, Faritra DIANA | 29 aogositra 2026]

โœˆ๏ธ Nigadona eto Nosy-Be Hell Ville ny Minisitry ny Jono sy ny Toekarena Manga, Atoa. Pr. MAHARAVO Jean, hanome voninahitra ny fankalazana ny faha-6 taona ny GEC Noosy-Be sy festival andiany faharoa.

๐Ÿ”ถNisy ny fitsidihana manokana tao amin'ny CNRO, izay nataon'ny Andriamatoa Minisitra, ary nanolotra ireo fitaovana vitsivitsy entina hanohanana ny asa fikarohana izay ataon'izy ireo. Vedette roa sy compresseur iray, bouteille de plongรฉ 40.




29/08/2026

FESTIVAL "AO RAHA"
FEDERASIONA LAKILE TELO

NOSY BE HELL -VILLE | 28 Aoรปt 2026

Fanokafana andiany faharoa ny fankalazana ny tsabatsaba faha-6 taona ny VOAMAMI dia natomboka tamn'ny diabe izay nintondra ny anarana hoe

Namono aomby 38 ny Federasiona lakile telo amin'ny fankalazana ny faha-6 taona

Marihina fa miisa 300 ny GEC ary manodidina 9.000 ny isany mpikambana



28/08/2026

NOSY BE HE'LL -VILLE

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰FESTIVAL "AO RAHA" du 28-29 Aoรปt 2026
La Fรฉdรฉration La Clรฉ 3- 2รจme ร‰dition de la cรฉlรฉbration du 6รจme anniversaire sur la promotion GEC



27/08/2026

๐ŸŽฌ๐—›๐—ผ๐—ฟ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—ต๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ฎ๐—น๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ ๐˜๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ โšฝ๐ŸŒด

๐Ÿ™๐— ๐—ถ๐—ฟ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐˜€๐—ผ๐—ฎ ๐—ต๐—ผ ๐—ฎ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฒ๐—ธ๐—ถ๐—ฝ๐—ฎ ๐—”.๐—ฆ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐˜ ๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• โšฝโ›น๏ธโšฝโ›น๏ธ

๐Ÿ†๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™_๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ : ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ . ๐Ÿคพโ›น๏ธโšฝ๐ŸŒดManakara, Faritra Fitovi...
26/08/2026

๐Ÿ†๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™_๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ : ๐—”๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—ต๐—ถ๐—บ-๐—ฝ๐—ถ๐—ต๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ๐—ป'๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ๐—ผ ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐˜€๐—ฎ๐—บ-๐—ฝ๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐˜€๐—ฒ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ท๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ . ๐Ÿคพโ›น๏ธโšฝ

๐ŸŒดManakara, Faritra Fitovinany.

๐Ÿ“Tontosa Anio ny ๐…๐š๐ง๐จ๐ค๐š๐Ÿ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐จฬ‚๐Ÿ๐ข๐ฌ๐ข๐š๐ฅ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐š๐ฅ๐š๐จ ๐š๐ซ๐š-๐ฉ๐š๐ง๐š๐ญ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ก๐š๐ง๐ญ๐ž๐ง๐š ๐ก๐จ ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ง๐š ๐€๐’๐ˆ๐„๐… ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” teto ๐Œ๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ซ๐š, ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐…๐ข๐ญ๐จ๐ฏ๐ข๐ง๐š๐ง๐ฒ.

โ–ถ๏ธAo anatin'ny fanatanjahatena no ahitana ny tena toetsain-tsika hoy ny Filoha nandritra ny fandraisam-pitenenany anisan'izany ny fahintsiana , fifehezan-tena , fifanajana , fanndraisana andraikitra, fanetretena .

๐Ÿฌ Anisan'ny mandray mavitrika amin'izany ny ekipa ๐—”.๐—ฆ ๐—ฆ๐—ฝ๐—ผ๐—ฟ๐˜ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฎ๐—ป๐—ถ๐˜ƒ๐—ผ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐— ๐—ฃ๐—˜๐—•.

โšฝ๐Œ๐š๐ง๐จ๐๐ข๐๐ข๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ‘๐ŸŽ๐ŸŽ๐ŸŽ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ฉ๐ข๐š๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š ๐ฆ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง'๐ข๐ณ๐š๐จ ๐€๐’๐ˆ๐„๐… ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” ๐ž๐ญ๐จ ๐Œ๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ซ๐š ๐ข๐ณ๐š๐จ, ๐ก๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐š ๐ญ๐š๐ซ๐š๐ง๐ฃ๐š ๐Ÿ๐Ÿ, ๐๐ข๐š ๐ง๐ฒ ๐›๐š๐จ๐ฅ๐ข๐ง๐š ๐ค๐ข๐ญ๐ซ๐š, ๐›๐š๐ฌ๐ค๐ž๐ญ-๐›๐š๐ฅ๐ฅ, ๐š๐ญ๐ก๐ฅ๐žฬ๐ญ๐ข๐ฌ๐ฆ๐ž, ๐ญ๐ž๐ง๐ง๐ข๐ฌ, ๐ญ๐ž๐ง๐ง๐ข๐ฌ ๐๐ž ๐ญ๐š๐›๐ฅ๐ž, ๐ค๐š๐ซ๐š๐ญ๐žฬ, ๐›๐จ๐ฑ๐ž, ๐ค๐ข๐œ๐ค-๐›๐จ๐ฑ๐ข๐ง๐ , ๐ฅ๐จ๐ฆ๐š๐ง๐จ, ๐•๐“๐“ ๐š๐ซ๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ข๐ฉ๐ฒ ๐ค๐š๐ง๐ž๐ญ๐ข๐›๐ž.


๐Ÿ“ข ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐‡๐€๐€๐•๐Ž๐'๐๐˜ ๐€๐‹๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐‡๐€๐Œ๐€๐…๐ˆ๐'๐๐˜ ๐‘๐ˆ๐•๐Ž๐“๐‘๐€.
26/08/2026

๐Ÿ“ข ๐…๐€๐Œ๐๐ˆ๐“๐€๐๐ƒ๐‘๐„๐Œ๐€๐๐€ ๐๐Ž๐‡๐Ž ๐๐˜ ๐‡๐€๐€๐•๐Ž๐'๐๐˜ ๐€๐‹๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž ๐’๐˜ ๐๐˜ ๐‡๐€๐Œ๐€๐…๐ˆ๐'๐๐˜ ๐‘๐ˆ๐•๐Ž๐“๐‘๐€.

25/08/2026

๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ_๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• : ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—˜๐—ž๐—œ๐—ฃ๐—”.
๐Ÿ“Manakara, Faritra Fitovinany

๐Ÿ—“๏ธ25 Aogositra 2026.

๐…๐€๐๐€๐Œ๐€๐…๐ˆ๐’๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐Ž๐€๐๐€ ๐•๐„๐‘๐˜ ๐๐€ ๐๐€๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐€๐™๐Ž ๐€...
25/08/2026

๐…๐€๐๐€๐Œ๐€๐…๐ˆ๐’๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐ˆ๐“๐€๐๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐Ž๐€๐๐€ ๐•๐„๐‘๐˜ ๐๐€ ๐๐€๐‘๐ˆ๐€๐๐€ ๐€๐-๐ƒ๐‘๐€๐๐Ž๐Œ๐€๐’๐ˆ๐๐€ ๐€๐‘๐˜ ๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐…๐ˆ๐“๐€๐Ž๐•๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐Ž๐๐Ž๐€๐๐€ ๐“๐’๐˜ ๐€๐™๐Ž ๐€๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€๐ˆ๐๐€ ๐ˆ๐๐“๐’๐Ž๐๐˜.
[๐€๐ง๐จ๐ฌ๐ฒ-๐€๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐จ: ๐Ÿ๐Ÿ“ ๐€๐จ๐ ๐จ๐ฌ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ”]

โœ… Tafiditra anatin'ny paikadim-pirenena momba ny Toekarena Manga ny fintantanana maharitra ny ranomasina sy ny fiarovana ny tontolo iainana an-dranomasina. Ny fitaovam-panjonoana very na narina dia miteraka fahasimban'ny tontolo an-dranomasina sy hampitombo ny loto plastika.Noho izany indrindra dia ilaina ny fametrahana rafitra mazava sy mahomby amin'ny fanangonana na fanodinana indray ireo fitaovana ireo.

๐Ÿ‘‰ Misy arak'izany ny fikahonan-doha izay tanterahina eny Anosy-Antananarivo ny 25-26 Aogositra 2026, momba ny fitantanana ireo fitaovam-panjonoana very na nariana ary ireo fitaovam-panjonoana efa tsy azo ampiasaina intsony. Atrikasa irahan'ny Ministeran'ny Jono sy ny Toekarena Manga,ny Ministeran'ny Fitanterana sy ny Famatarana ny toetrandro,ny APMF, ny FAO, ny ary ireo mpiara-miombon'antoka maro samihafa, miaraka amin'ny fanohanan'ny Masoivohon'ny Japon.

๐Ÿ‘‰ Tanjona ny hamolavolana vahaolana azo ampiharina sy maharitra, hamaritana ny andraikitry ny mpisehatra rehetra ary hanamafy ny fiaraha-miasa eo amin'ny Fanjakana, ny sehatra tsy miankina, ny Mpanjono,ny mpikaroka ary ny fiarahamonim-pirenena.Notsidrian'Atoa Talean'ny Toekarena Manga eo anivon'ny Ministera nandritra ny fandraisam-pitenenany fa "๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘œ๐‘ฃ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ ๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘›๐‘Ž ๐‘Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘š๐‘–๐‘›๐‘ฆ ๐‘‘๐‘–๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘–๐‘˜๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘–๐‘œ๐‘š๐‘๐‘œ๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž. ๐‘…๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Ž๐‘‘๐‘–๐‘œ ๐‘˜๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž, ๐ฝ๐‘œ๐‘›๐‘œ ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘˜๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž ๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘ฆ ๐‘“๐‘–๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘›๐‘Ž ๐‘š๐‘Žโ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘Ž ๐‘˜๐‘œ๐‘˜๐‘œ๐‘Ž ๐‘›๐‘ฆ โ„Ž๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘’๐‘›๐‘Ž๐‘›-๐‘‘๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘œ๐‘š๐‘Ž๐‘ ๐‘–๐‘›๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘›๐‘ก๐‘ ๐‘–๐‘˜๐‘Ž ๐‘Ž๐‘›๐‘˜๐‘’โ„Ž๐‘–๐‘ก๐‘Ÿ๐‘–๐‘›๐‘ฆ ๐‘ ๐‘ฆ ๐‘›๐‘ฆ ๐‘ก๐‘Ž๐‘Ÿ๐‘Ž๐‘›๐‘Ž๐‘˜๐‘Ž โ„Ž๐‘œ ๐‘Ž๐‘ฃ๐‘ฆ".

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ_๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• : ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—˜๐—ž๐—œ๐—ฃ๐—”.๐Ÿ“Manakara, Faritra Fitovinany. ๐Ÿ—“๏ธ25 Aogositra 2026.  โšฝTsara ny vokatra h...
25/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐—”๐—ฆ๐—œ๐—˜๐—™๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ_๐— ๐—ฃ๐—˜๐—• : ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—ข๐— ๐—•๐—ข๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—˜๐—ž๐—œ๐—ฃ๐—”.
๐Ÿ“Manakara, Faritra Fitovinany.

๐Ÿ—“๏ธ25 Aogositra 2026.

โšฝTsara ny vokatra ho an'ireo ekipan'ny Ministeran'ny Jono sy ny Toekarena Manga nadrintra ny lalao voalohany tamin'ny taranja baolina kitra izay ahitana mpandray anjara miisa 7 ( foot ร  sept) Anio rehefa nifanindrana tamin'ireo ekipan'ny paositra Malagasy .

๐ŸงŽEfa andro maromaro no nanomanana ireo lalao izay ho tanterahina mandritra ny Asief ity raha nambaran'ny mpilalao ary tsy mijanona hatreo fa mbola hitohy ny lalao ho azy ireo izay nanamafy hatrany ny fahavononany avy.

โ›น๏ธMarihina fa Efa Nisy ny lalao taranja "basket" omaly raha ho an'ny zoma ho avy izao kosa no andraisan'ireo andriambavilanitry ny MPEB ny anjaran'izy ireo .




Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue

Address

Ampandrianomby
Antananarivo
101

Telephone

+261340541547

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ministรจre de la Pรชche et de l'Economie Bleue:

Shortcuts

Share