28/01/2026
â
ïž 2010 - 2026, 16 taona aty aoriana, hisokatra ny fanomezana fahazoan-dalana hitrandraka harena an-kibonâny tany.
ððððððððð ðð ð
ððððððððð ð
ððððððð-ðÃðððð ððððððððððð ðððððð ðð-ððððð'ðð ðððð
â Andry iankinan'ny toekarem-pirenena sady fanoitra ho amin'ny fampandrosoana ny sehatry ny harena an-kibon'ny tany. Fepetra takian'ny lalà na ho an'ireo rehetra maniry hiantsehatra eo amin'io tontolon'ny seha-pihariana io ny fananana fahazoan-dalana izay niato efa 16 taona izay. Ankehitriny, taorian'ireo ezaka sy dingana maro nolalovana toy ny fanavaozana ny Fehezan-dalà na momba ny harena an-kibon'ny tany sy ireo Didim-panjakana mifandraika amin'izany, ny drafi-panadiovana ny Birao momba ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany, sy ny fijerena ireo pitsopitsony rehetra dia nankatoavina tao anatin'ny Filankevitry ny Minisitra ny Talata 27 Janoary 2026, ny fanokafana indray ny fanomezana fahazoan-dà lana hitrandraka harena an-kibon'ny tany vaovao ðð£ð ð€ðð©ð§ðð£' ð£ð® ð«ð€ð¡ðð¢ðð£ð.
â Tanjona ny hanadiovana ny seha-pihariana, hanamafisana ny mangarahara sy ny fahaiza-mitantana, ny fisorohana sy fampitsaharana ny fitrandrahana tsy manara-dalà na, ahafahana mampiroborobo ny seha-pihariana ara-dalà na hitondra fampandrosoana sy fanatsarana ny toekarena ho an'ny tombontsoan'ny mpisehatra, ny Kaominina, ny Faritra ary ny Firenena izay samy hisitraka tombontsoa na tamberim-bidy avokoa. Fotoana ihany koa izao hametrahana an'i Madagasikara ho firenena afaka mifaninana sy hanaovana fampiasam-bola ao anatinâny fanarahana ny lalà na manan-kery.
â Ny Ministeran'ny harena an-kibon'ny tany amin'ny alalanâny biraon'ny sora-pananana momba ny harena an-kibon'ny tany na ny BCMM no tomponandraikitra sy mikirakira ny fahazoan-dà lana. Marihina hatrany fa misy ny fepetra mazava sy masontsivana araka izay efa voafaritry ny lalà na amin'ny fisitrahana izany.
***----*****----*****-----*****-----***
ððððððððððð ðð ðâðððððð ððð ðððððð ððððððð
â Pilier de lâéconomie nationale et levier de développement, le secteur extractif occupe une place stratégique. Le cadre légal exige l'obtention de permis minier pour tout individu souhaitant oeuvrer dans ledit secteur, un processus qui était suspendu depuis 16 ans. Actuellement, grâce aux efforts déployés et aux différentes réformes, entre autres , la révision du Code minier et les décrets y afférents, le plan dâassainissement du Bureau du Cadastre Minier (BCMM), ainsi que lâexamen approfondi de tous les aspects techniques, le Conseil des ministres du mardi 27 janvier 2026, a adopté la réouverture de lâoctroi de nouveaux permis miniers, à ð¡âððððð¥ð©ðð€ð£ ðð ðððªð ð§ðð¡ðð©ðððš à ð¡âð€ð§.
â Cette relance vise notamment à assainir le secteur, à renforcer la transparence et la bonne gouvernance, à prévenir et mettre fin à lâexploitation illicite, et à promouvoir les activités miniÚres légales afin de favoriser le développement et lâamélioration de lâéconomie, au bénéfice des opérateurs, des Communes, des Régions et de la Nation, qui en tireront tous des avantages ou des retombées économiques. Ansi, cette démarche ouvre une opportunité de rendre Madagascar plus compétitif et attractif en terme d' investissements, dans le respect des lois en vigueur.
â Le MinistÚre des Mines, à travers le Bureau du Cadastre Minier (BCMM), est lâentité responsable de la gestion et du traitement des permis miniers. Notons que lâoctroi de ces permis est soumis à des conditions et critÚres clairs définis par la loi en vigueur.