27/07/2026
𝔽𝕒𝕟𝕒𝕥𝕤𝕒𝕣𝕒𝕟𝕒 𝕟𝕪 𝕥𝕒𝕞𝕓𝕒𝕛𝕠𝕥𝕣𝕒𝕟-𝕕𝕣𝕒𝕟𝕠 𝕖𝕟𝕪 𝕒𝕟𝕚𝕧𝕠𝕟'𝕟𝕪 𝕥𝕠𝕖𝕣𝕒𝕞-𝕡𝕠𝕟𝕖𝕟𝕒𝕟'𝕟𝕪 𝕞𝕡𝕚𝕒𝕟𝕒𝕥𝕣𝕒
𝐴𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎𝑟𝑖𝑣𝑜 27 𝑗𝑜𝑙𝑎𝑦 2026 - Tontosa avokoa ny asa fanamboarana ireo fantson-drano teny anivon'ny Bloc de La Paix tao Ankatso I, tetsy amin'ny Bloc 44 ho an'Ankatso II B ary Bloc 6 sy 14 ho an'Ambohipo.
👉🏻 Ireo asa ireo dia entina hanatsarana hatrany ny fahafahan’ny mpianatra misitraka rano madio amin’ny andavanandro.
Loharanom-baovao ✍🏻 - 📸 : SCOM