RCR Antsirabe I

RCR Antsirabe I Rassemblement des Citoyens Responsables / Tambaben’ny OLOm-pirenena Nampiraisin’ny Andraikitra. Distrikan'Antsirabe Voalohany

💥 💥 Isika vahoaka Malagasy ve efa mametraka olona hofidina ho mpitondra ?👉 TSIA ny valiny .Hatramin’izay, ireo hery ivel...
07/04/2026

💥 💥 Isika vahoaka Malagasy ve efa mametraka olona hofidina ho mpitondra ?

👉 TSIA ny valiny .

Hatramin’izay, ireo hery ivelany (firenena vahiny) sy mpanambola no mametraka… ka izy ihany avy eo no mibaiko. Izy misafidy rafitra mety aminy .

🔴 Raha tsy isika vahoaka no mametraka, tsy isika no tompony.
🔴 Raha tsy isika vahoaka no hijoro ho tompony, tsy ho antsika ny fanapahan-kevitra.

💥 💥Fotoana izao hanovana rafitra tena izy .

👉 Aoka isika vahoaka Malagasy mba hametraka olona hofidina ho mpitondra amin'izay !
👉 Dia isika ihany koa no MIBAIKO avy eo ho amin’ny tombontsoa iombonana.

📍 Aona moa ity hoe izay mametraka no MIBAIKO ity ?? 👇

👉 Mifidy olona teratany Malagasy hatao filoha fona ireo firenena vahiny hatramin'izay ( samy nanana candidat natolotra avokoa ireo firenena vahiny matanjaka ireo nandritra an'izay 65 taona nifandimby zay , dia izy ireo no manome volabe milliards nanaovana "propagande " ! Misy tambiny goavana anefa iny dia lasa SORONA ny fiainam-bahoaka ! 😭


(Sary indrana )

🇲🇬 Bravooo ANTSIRABE 👏👏👏👏: Mifoha  ny sain'ny vahoaka Malagasy ✨✨ Tsy kisendrasendra izao fahatongavan’ny vahoaka Malaga...
22/03/2026

🇲🇬 Bravooo ANTSIRABE 👏👏👏👏: Mifoha ny sain'ny vahoaka Malagasy

✨✨ Tsy kisendrasendra izao fahatongavan’ny vahoaka Malagasy maro be teny amin’ny Grande Salle Masera Sacré-Cœur Ambohimena izao. Porofo mivaingana izany fa efa tonga saina ny Malagasy maro ary liana amin'ny fanovana tena izy .

💥💥 Tao anatin’ny fiofanana nentin’ny Filoha Nasionaly RCR, Laza Razafiarison, no namoaboasana ireo teboka manan-danja:

📍Ahoana ny fomba hanovana rafitra? Tsy ampy ny mitaraina fotsiny sy mimenomenona , fa mila mandray andraikitra mitaky fanovàna rafitra tena izy, satria mila rafitra vaovao sy matanjaka ny firenena vao afaka mandroso! Tsy hoe akory ratsy avokoa ireo mpitondra nifandimby fa voafatotr'ilay rafitra maty , rafitra feno kolikoly sns...dia zay tafiditra ao dia mangina .

📍Inona ny andraikitry ny vahoaka ifotony? Ny fanovana dia manomboka amin'ny olom-pirenena tsirairay. Isika Vahoaka Malagasy irery ihany no tompony fahefana.

💥💥 Ny fanabeazana sy fizarana fahalalana no fitaovana lehibe indrindra ananan'ny Antoko RCR, satria adidinay ny manomana vahoaka mahay mandray andraikitra ho an’ny hoavin’i Madagasikara.

✅ Ny fanovana rafitra dia tsy nofy intsony, fa efa am-pandehanana mintsy izao ! Lasa Zao eee !

📢📢📢 Aza hadino ary ity fotoana ity an ! Mipetraha akaiky radio fa aza miala lavitra ary !
21/03/2026

📢📢📢 Aza hadino ary ity fotoana ity an ! Mipetraha akaiky radio fa aza miala lavitra ary !

LAZA RAZAFIARISON - VAHIN'NY FANDAHARANA VAKY BATSILANAMI RADIO ANTSIRABE - FM 102.8ANIO SABOTSY 21 MARS 2026  hatr@20h.
21/03/2026

LAZA RAZAFIARISON - VAHIN'NY FANDAHARANA VAKY BATSILANA
MI RADIO ANTSIRABE - FM 102.8
ANIO SABOTSY 21 MARS 2026 hatr@20h.

💥 💥Androany ilay fotoana an!  Aza tara ary !📢📢 RCR ANTSIRABE - FORMATION miaraka amin'i Laza RAZAFIARISON.📅SABOTSY 21 Ma...
21/03/2026

💥 💥Androany ilay fotoana an! Aza tara ary !

📢📢 RCR ANTSIRABE - FORMATION miaraka amin'i Laza RAZAFIARISON.

📅SABOTSY 21 Marsa 2026
⏱️ 30 maraina.

📍Toerana : Centre Sacré Coeur de Jésus Ambohimena - Ampitan'i Institution Nicolas Barré.

🚌Bus Ligne 04-10-12-16-17-19 samy tonga eny daholo.
🚏 Arrêt bus : FTMTK Ambohimena

🔎Lohahevitra : "Ahoana ny manova RAFITRA? - Inona no ANDRAIKITRA miandry ny olona eny IFOTONY?"

20/03/2026

RAHAMPITSO SABOTSY📢📢 RCR ANTSIRABE - FORMATION miaraka RAZAFIARISON.

📅SABOTSY 21 Marsa 2026 ⏱️ 30 maraina.

📍🚩Toerana : Centre Sacré Coeur de Jésus Ambohimena - Ampitan'i Institution Nicolas Barré.

🚌Bus Ligne 04-10-12-16-17-19 samy tonga eny daholo.🚏 Arrêt : FTMTK Ambohimena

🔎Lohahevitra : "Ahoana ny manova RAFITRA? - Inona no ANDRAIKITRA miandry ny olona eny IFOTONY?"

📢📢📢 Allo Allo Allo 📢 📢 HAFATRA MANAN-DANJA  🇲🇬Aza adino fa hivahiny ao amin'ny BIRA RADIO(103.6FM )  ny filoha nationaly...
20/03/2026

📢📢📢 Allo Allo Allo 📢 📢

HAFATRA MANAN-DANJA 🇲🇬

Aza adino fa hivahiny ao amin'ny BIRA RADIO(103.6FM ) ny filoha nationaly RCR i Laza Razafiarison, anio :

📍 Zoma 20 Martsa 2026 amin'ny 19h30-20h30 hiresadresaka amintsika ilay hoe : Aona ny manova rafitra ?? Inona no andraikitra miandry ny olona eny ifotony ???

Aza miala lavitra ny BIRA RADIO ary fa mba andao hihaino ilay fanovàna rafitra tena izy ho entina hanarenana ny firenena sy hizara ny fanabeazana maha olom-pirenena sy ny foto-kevitra ijoroana .
👉 Fotoana izao hananganana lalana mazava mankany amin’ny fampandrosoana maharitra.
👉 Fotoana izao hihainoana, handinihana ary handray andraikitra.

📻 Zoma : 19:30 – 20:30

📢 Dia aza hadino ihany koa ilay fiofanana rahampitso Asabotsy 21 Martsa 2026 . Eny @ grande salle Masera sacrecœur Ambohimena.

Aza tara mihaino… satria ny fanovàna dia miainga amin’ny fahatsiarovan-tena! ✊🇲🇬

💥💥 Miarahaba Kamarady ! 📢📢 Alamino ny fotoananao ary an ! " Fahoriana hiarahana mitondra , ny olana hiarahana mamaha , f...
15/03/2026

💥💥 Miarahaba Kamarady !

📢📢 Alamino ny fotoananao ary an !

" Fahoriana hiarahana mitondra , ny olana hiarahana mamaha , fandrosoana hiarahana misitraka " ✊!

✍️ Aza hadino ilay fampiofanana izay karakarain'ny ekipa RCR Vakinakaratra , izay hotanterahina amin'ny Asabotsy 21 Martsa 2026 hoavy izao , amin'ny 8h30 ny fahatongavantsika, ao amin'ny grande salle Masera sacré cœur Ambohimena ampitany Nicolas Barre !

🔴 Mpampiofana : Mr Laza Razafiarison !

💥💥 Hoan'ny TARANAKA no ijoroana 💪💪
Tsy misy vidim-pidirana

Raha mila fanazavana fanampiny :
☎️: 034 85 125 74

Tongava maro ooo ! 👌👌

🎉🎉 8 Mars – Andro manokana natokana ho an’ny Vehivavy 🎉🎉✍️ Vehivavy rehefa miara-mijoro dia lasa hery manova fiaraha-mon...
08/03/2026

🎉🎉 8 Mars – Andro manokana natokana ho an’ny Vehivavy 🎉🎉

✍️ Vehivavy rehefa miara-mijoro dia lasa hery manova fiaraha-monina.
✍️ Isika vehivavy dia tsy mpijery fotsiny, fa mpandray andraikitra amin’ny fanorenana ny ho avy.
✍️ Ao an-tokantrano, isika no manampy manabe sy manangana taranaka .
✍️ Ao amin’ny fiaraha-monina, isika no mitondra hevitra, hery ary fanavaozana.

🌸 Amin’ity 8 Mars ity dia antso ho antsika vehivavy rehetra:
👉 Aoka isika tsy hatahotra handray adidy sy andraikitra
👉 Aoka isika hifampitsinjo sy hifanohana
👉 Aoka isika hiara-hiasa amin’ny fampandrosoana ny ankohonana sy ny firenena

Satria rehefa mifoha sy mijoro ny vehivavy, mandroso ny firenena.

💐 Mirary Andro Iraisam-pirenena ho an’ny Vehivavy sambatra ho antsika rehetra!

28/02/2026

Address

Ville
Antsirabe
110

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR Antsirabe I posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share