Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy

Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy Sampana APM any amin'ny Faritra VATOVAVY (Mananjary, Ifanadiana, Nosy-Varika)

23/03/2026

๐Ÿ“Œ"๐—›๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฝ๐—ผ๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ?" : ๐—›๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—”๐—ป๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ผ ๐—ฃ๐—ผ๐—น๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ผ

โ–ถ Anaty "๐—ฝรฉ๐—ฟ๐—ถ๐—ผ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฒ๐˜…๐—ฐ๐—ฒ๐—ฝ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐—น๐—น๐—ฒ" isika ankehitriny ka nahadiso ny PRRM ny fanarahana ny voafaritry ny lalร mpanorenanโ€™ny repoblika fahefatra hoy ny Antoko Politika Madio manoloana ny zava-misy eto aminโ€™ny firenena . Tokony hapetraka araka izany ny sata maha tetezamita anโ€™izao fitondrana hirosoana aminโ€™ny fanavaozana eto aminโ€™ny firenena .

โ–ถ "๐—›๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฒ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฝ๐—ผ๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ?": Hoy ny fanotaniana napetraky ny APM . Raha hanaraka ny lalร mpanorenena repoblika fahefatra isika dia ireo maro anโ€™isao aminโ€™ny Antenimierampirenena , izay ireo mpiaradia aminโ€™i Andry RAJOELINA no maro anโ€™isa .

21/03/2026

๐Ÿ’ช๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœŠ

Efa tonta be ty fa tsy tonta kely tsony re olona รด๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก
21/03/2026

Efa tonta be ty fa tsy tonta kely tsony re olona รด๐Ÿ˜ก๐Ÿ˜ก

17/03/2026

๐Ÿ’ช๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœŠ

Taorin'ny FIVORIANA -TOMBANA dia hitafa amin'ny vahoaka malagasy ny KMT amin'ny alalan'ny fifampiresahana amin'ny mpanao...
26/02/2026

Taorin'ny FIVORIANA -TOMBANA dia hitafa amin'ny vahoaka malagasy ny KMT amin'ny alalan'ny fifampiresahana amin'ny mpanao gazety
Koa asaina manokana ianareo mpikirakira haino vaky jery rehetra
Misaotra antsika ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

05/02/2026
KMT
04/02/2026

KMT

04/02/2026

๐Ÿ“Œ" ๐—˜๐—ณ๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—บ๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—น๐—ฎ๐—นร ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ธ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐˜† ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐˜† ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐˜…๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐˜": ๐—›๐—ผ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ฝ๐—ฎ๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ, ๐— ๐—ฎ๐—ต๐—ฒ๐—ณ๐—ฎ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐— ๐—”๐— ๐—ฃ๐—œ๐—”๐——๐—”๐—ก๐—”

โ–ถ Roa volana mahery aty aoriana ny nanaovan'ireo mpikambana eo anivon'ny gobernemanta fanambarana ny tsy maintsy hampidinana ny vidin'ny "๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐˜…๐—ถ๐—ผ๐—ป" dia nanome soridalana amin'ny fomba hampidinana izany ny minisiteranโ€™ny paositra sy ny fifandraisan-davitra. Efa eo ampametrahana ny lalร na ahafahana manokatra ny fandraharana ho anโ€™ny rehetra eto Madagasikara aminโ€™ny sehatry ny fifandraisan-davitra ny fanjakana ankehitriny ka aorianโ€™izay dia tsy maintsy hisy ny fihidinan'ny vidinโ€™ny "๐—ฐ๐—ผ๐—ป๐—ป๐—ฒ๐˜…๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ถ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ป๐—ฒ๐˜" .

โ–ถ Nilaza ny minisitry ny paositra sy ny fifandraisan-davitra , Mahefa Andriamampiadana nandritry ny tatitry ny asa vitany fa nataonโ€™ny minisitera tanjona ny fametrahana ny mangarahara eo amin'ny asa rehetra ataon'ity departemanta tatanany ity.

Address

Tanambao
Mananjary
209

Telephone

+261343994107

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Antoko Politika Madio - Faritra Vatovavy:

Share