Pejy Pasteur Patrick Adorson Light

Pejy Pasteur Patrick Adorson Light Pasteur fondateur World LIGHT Ministry Church

16/08/2026
16/08/2026

Thank you Jesus 💔🥹😭😭😭 you love me more than I love myself❤️!
Tsy Mora marina ny manompo anao!!! Saingy misaotra foana amin'ny fitiavanao mihoatra ny hitiavako ny tenako.

16/08/2026

TSY MPITORITENY IZY, SAINGY AZO RAISINA ARA-PANAHY TSARA NY ZAVATRA LAZAINY!
👉Miova amin'ny fanavaozana ny SAINA!
👉 Na ny fivavahana aza, rehefa ny saina no tsy miova tsy afaka handroso hahalala ny sitrapon' Andriamanitra isika (Tsy mahazo fréquence mazava)

15/08/2026

MISY NY FOTOANA HAMAFAZANA ; ary MISY NY FOTOANA HIJINJANA !!!
Izay hafafinao anio ihany no hojinjainao ao aoriana ao...

14/08/2026

TÉMOIGNAGE TAMIN’NY FOTORIANA FILAZANTSARA TETO ANTALAHA.

TSY MIOVA JESOSY!

13/08/2026

NY FINOANA SY NY TENY.
Henoy tsara fa hahasoa anao!!!

IRETO NY PROGRAMME -TSIKA ALAHADY IZAO:   ANTALAHA: " Ao amin'i Jesosy, FIAINANA azo antoka"   TANA: "Ny miaramila MANAF...
13/08/2026

IRETO NY PROGRAMME -TSIKA ALAHADY IZAO:

ANTALAHA: " Ao amin'i Jesosy, FIAINANA azo antoka"
TANA: "Ny miaramila MANAFIKA"

Tongava maro !!! Vakio tsara ny affiche fanentanantsika

11/08/2026

IREO SAKANA MAMILY NY ANJARA VOATENDRY 4.

Fandaharana :
"HIVAVAKA HO ANAO AHO"

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261346497292

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy Pasteur Patrick Adorson Light posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Pejy Pasteur Patrick Adorson Light:

Shortcuts

Share