10/08/2026
๐ซ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐
๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ Ho tohinโny fanamarihana ny Andro Manerantany hiadiana aminโny Famarinana Olombelona (JMLTEH) taminโny 30 Jolay teo, izay nifantoka taminโny lohahevitra hoe : ยซ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ฆ ๐๐ฆ ๐น๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐โโ๐๐๐๐๐ ยป, dia nisy ny dinikasa nampivondrona ireo mpisehatra isan-tsokajiny misahana ny ady aminโny famarinana olombelona, natao teny aminโny Masoivoho Amerikana ny herinandro lasa teo.
๐ฅ Ankoatra ireo mpampiantrano, dia nandray anjara taminโny fihaonana ny avy aminโny BNLTEH, ny Ministeranโny Fitsarana, ny Raharaha-bahiny, ny Serasera sy ny Kolontsaina , ny Fitsarana ambaratonga voalohany eto Antananarivo, ny Polisy ary ny Zandary.
๐ Teo ihany koa ny avy aminโny Ambasady Britanika, ny OIM, ny ONUDC ary ny OIT.
๐ค Nifanaraka ny rehetra fa hotohizana ny fifampidinihana sy ny fandrindrana ny fiaraha-miasa, ho fanamafisana hatrany ny ezaka iombonana aminโny ady aminโny famarinana olombelona.
Ministeran'ny Fitsarana Malagasy
Ministรจre des Affaires Etrangรจres de Madagascar
Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina
U.S. Embassy Madagascar
Polisim-pirenena Malagasy
InfoCom GN
IOM Madagascar & Comoros