15/07/2026
🗣️ « Mila olona hihaino sy hitsinjo anay vahoaka »
Ny CESC no tetezana mampitohy anao amin'ny mpitondra mba handrenesana ny feonao:
👂 Mihaino ny rehetra, na aiza na aiza faritra misy anao
📢 Mampita ny olana sy ny vahaolana arosonareo.
🚀 Mitady lalana ho an'ny fampandrosoana miantefa mivantana amin'ny isam-batan'olona.
Satria ny fihainoana ny feon'ny vahoaka no hery mampandroso ny firenena! ❤️
💬 Inona ny laharam-pahamehana tokony hohatsaraina any amin'ny faritra misy anao eto Madagasikara ?
👇 Zarao eto amin'ny (commentaire) ny hevitrao!