05/06/2026
“Ny politika dia tokony ho fanompoana ny vahoaka, fa tsy fitaovana hahazoana tombontsoa manokana.
Ny fanomezana mety ho lany rahampitso, fa ny vokatry ny safidy politika kosa maharitra taona maro.”
🔵🟡TSY LAHATRA AKORY NY FAHANTRANA ARY ISIKA TSY NAMAN'IZAY MIHEMOTRA 🟡🔵
🔵🟡ISIKA MIARAKA NO HANOVA NY TANTARA 🟡🔵